Ces derniers temps, nous entendons fréquemment parler de cas de décès suite à un viol subi. Quels impacts physiques peuvent conduire une victime de viol à la mort ? Un médecin y répond aujourd’hui dans Santénaka. A part cela, nous parlerons également des impacts psychiques du viol sur les enfants qui ne sont pas encore conscients de ce qui leur arrive au moment des faits.
Heno matetika tato ho ato ny hoe niharan’ny fanolanana dia nodimandry. Inona no fiantraikany ara-batana mety hitarika hatramin’ny fahafatesana izany ? Mamaly izany ato anatin’ny Santenaka ny mpitsabo. Ho resahina ihany koa ny mikasika ny fiantraikany ara-tsaina amin’ireo ankizy izay mbola tsy mahatsiaro saina akory amin’ny fotoana naha voaolana azy.