COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

  • Région Androy : le tiomena a causé des dégâts matériels
  • Un complexe de pêche a été mis en place à Maintirano
  • Le vol aérien entre Mahajanga et Nosy Be est de nouveau en service

  • Manimba zavatra ny "Tiomena" any amin’ny Faritra Androy
  • Maintirano, Faritra Melaky : nahazo "Complexe de pêche "
  • Niverina nisokatra nanomboka ny 4 febroary teo ny sidina mampitohy an’i Nosy Be amin’ny Mahajanga
  • Pas assez de médicaments pour traiter la conjonctivite bactérienne à Belo sur Tsiribiana
  • Les 70 personnes arnaquées à Fianarantsoa sont de retour à Ambalavao
  • 38 coopératives d’agriculteurs d’Itasy seront approvisionnées en sorgho
  • 32 enseignants du CISCO de Toamasina ont reçu des formations sur l’éducation sexuelle

  • Tsy maharaka ny fanafody itsaboana ireo olona tratran’ny areti-maso ao amin’ny distrikan’ny Belo moron’i Tsiribiana
  • Efa naverina nody any Ambalavao ireo 70 mianadahy voafitaka tao Fianarantsoa
  • Koperativa na tantsaha mpamboly miisa 38 manerana ny faritra Itasy no ho vatsiana Apemba sorgho
  • Mpampianatra miisa 32 tao amin’ny CISCO Toamasina no nofanina momban’ny « fanabeazana ara-pananahana »
  • Trois personnes ont perdu la vie suite à un accident de train à Manakara
  • Le bateau Mercy Ships a jeté l'ancre à Toamasina aujourd’hui 01 février
  • On a distribué 15 000 alevins à Alakamisy Ambohimaha

  • Manakara : olona telo no maty vokatry ny loza an-dalamby
  • Nigadona ao amin'ny seranan-tsambon'i Toamasina androany 1 febroary ny sambo Mercy Ship
  • Alakamisy Ambohimaha : zana-trondro miisa 15 000 no nozaraina
vendredi, 02 février 2024 13:13

Le Journal du 02 Février 2024

  • L’engagement des citoyens est nécessaire pour appuyer les prochaines missions d’observation électorale
  • Des formations sérieuses et continues pour la professionnalisation des conducteurs de transport en commun
  • Les personnes malvoyantes ont des difficultés à vérifier leurs noms dans la liste électorale
  • Réparation de parapluies à Analakely : une affaire qui fonctionne bien en ce moment

  • Ilaina ny firotsahan’ny olom-pirenena ho fanohanana ny asa fanaraha-maso ny fifidianana manaraka
  • Fampiofanana matotra sy mitohy no ilaina raha tiana ny hanana mpitatitra fiara iombonana matianina
  • Sahirana ireo olona manana fahasembanana ara-pahitana manamarina ny anarany ao anaty lisitry ny mpifidy
  • Fanamboarana elo eny Analakely : asa tena mampidi-bola amin’izao

 

vendredi, 02 février 2024 13:10

Le Journal des régions du 02 Février 2024

  • Miandrivazo : 60 jeunes formés en pisciculture
  • Une formation gratuite pour la pisciculture pour Atsimo Atsinanana et Sava
  • Environnement : la culture de mangrove avance pour Ambilobe
  • RN44 : la partie Ambalavato réhabilitée

  • Miandrivazo : tanora 60 nahazo fiofanana momba ny fiompiana trondro
  • Fampiofanana maimampoana momba ny fiompiana trondro ho an’ny Faritra Atsimo Atsinana sy Sava
  • Tontolo iainana : mihoatra ny tanjona no tratra amin’ny fambolena ala honko any Ambilobe
  • RN44 : vita ny fanamboarana ny ampahandalana Ambalavato
jeudi, 01 février 2024 13:27

Le Journal du 01 Février 2024

  • Abandon scolaire : aucun rapport avec la vie sexuelle des jeunes selon des responsables d’école
  • Nouvelle cité d’Andavamamba : 2% des personnes affectées seront relogées
  • Le tri des déchets au sein des ménages pour libérer le potentiel du recyclage

  • Fialàna an-daharana an-tsekoly : tsy misy ifandraisany amin'ny firosoan’ireo tanora amin’ny firaisana ara-nofo hoy ireo mpanabe
  • Toeram-ponenana vaovao eny Andavamamba : 2% amin’ireo mponina ihany no hisitraka izany
  • Fanavahana ny fako ao an-tokantrano ho fanohanana sy fanamorana ny fanodinana azy

jeudi, 01 février 2024 09:33

Quand les touristes se font rares

Créer de nouveaux sites touristiques, privilégier l’agrotourisme, profiter du passage des bateaux de croisière ; tout cela fait partie de la survie des acteurs touristiques pendant la basse saison. C’est ce que témoigne Eliane Andrianjatovo, gérante de l’Ariane tour Toamasina. Pendant cette période, ces tours opérateurs perdent jusqu’à 50 % de leurs clientèles. Pour cause, la saison des pluies. Et pour cette partie Est de l’île, l’accumulation des déchets n’arrange pas non plus la situation, de même pour le mauvais état des routes.

Mamorona toerana tsidihana vaovao, manome lanja ny agrotourisme, manararaotra ny fandalovan'ny sambo mpitondra mpizahantany ; izany rehetra izany dia tafiditra ao anatin’ny fomba hanarenan’ireo mpisehatry amin’ny fizahantany ny fidiram-bolany mandritra ny vanim-potoana sarotra ho azy ireo. Io no nambaran’i Eliane Andrianjatovo, mpitantana ny Ariane tour Toamasina. Mihena hatramin’ny 50% mihitsy izy ireo rehefa fotoana mahavitsy azy izay. Antony mahatonga izany ny vanim-potoanan'ny orana. Ary ho an’iny faritra atsinanan’ny Nosy iny dia manampy trotraka ny fiandronan’ny fako sy ny faharatsian’ny lalana.

Le taux de la vente locale de bandes dessinées dans notre pays est encore faible par rapport au niveau international. Il y a plusieurs raisons liées à cela, selon le bédéiste Razafindrabe Rindra. Mis appart que les Malgaches ne sont pas intéressés par l’achat de ces livres, le pouvoir d'achat en est aussi une raison.

Mbola kely ny tahan’ny fanjifana anatiny ny boky tantara antsary eto amintsika, raha oharina amin’ny sehatra iraisam-pirenana. Maro ny antony mahatonga an’izany hoy ny mpanao boky tantara an-tsary Razafindrabe Rindra toy ny hoe tsy dia mahaliana ny Malagasy loatra ny mividy izany, eo ihany koa ny fahefa-mividy.

jeudi, 01 février 2024 08:34

Le marché du tissu à Ambodin'Isotry

On compte une dizaine de vendeurs de tissus à Ambodinisotry. Il y a ceux qui vendent du tissu en mètre, ceux qui vendent des housses d'oreiller et des rideaux. En général, c'est chez les commerçants Indiens que les vendeurs s’approvisionnent, mais il y a aussi ceux qui les font importer par des entreprises.

Amam-polony maro ireo mpivarotra lamba eny Ambodin’isotry. Hita eny avokoa na ireo mivarotra lamba amin’ny metatra na ireo mpivarotra an’irony fonon’ondana sy ny lambam-baravarana, na antsoina ihany koa hoe « rideaux ». Amin’ny Ankapobeny dia eny amin’ny karana no tena fangalan’ireo mpivarotra eny entana ho amidy, misy ihany koa nefa ireo izay mampanafatra entana any amin’ny orinasa. Fanadiadihana niarahana tamin’i Désiré sy i Sylvie, mpivarotra lamba ao Ambodin’Isotry. 

Ça fait plus de 10 ans que Ben’Ando pratique le design 3D. Son travail est plus centré dans le recyclage des cartons et qu'il utilise les cartons recyclés pour les transformer en « lettres box ». Il reçoit environ 2 ou 3 commandes par mois. Ce sont les associations engagées dans la protection de l'environnement qui travaillent le plus avec lui puisqu’il s’exerce dans le domaine du recyclage.

Le Club des entrepreneurs Aina Vao est un groupe de jeunes ayant reçu une formation en Développement des Entreprises à Madagascar. Il en existe déjà à Antananarivo et à Toamasina. Pour ceux de Toliara, certains jeunes sont déjà en formation. Entretien avec Ambinintsoa, ​​​​présidente de l'Association des entreprises Aina Vao.

Amam-polo-taonany izao no niseharan’i Ben’Ando tao anatin’ny fanaovana Design en 3D. Ny baoritra no tena akora fototra fampiasany anatin’izany ary ireny no ahodiny ho lasa zavatra iray mivaingana ohatra soratra na sary. Mandray komandy eo amin’ny 2 na 3 isam-bolana eo izy. Ireny vondrona mpiaro ny tontolo iainana ireny no tena miara misa aminy noho izy misehatra amin’ny resaka fanodinana.

Fivondronan’ireo tanora nahazo fiofanana tao amin’i Madagascar Entreprises Developpement ny Club des entrepreneurs Aina Vao.  Efa misy azy eto Antananarivo sy Toamasina. Ho an’ireo any Toliara kosa dia efa misy manaraka fiofanana ihany ireo tanora. 

Resaka nifanaovana tamin’i Ambinintsoa, filohan’ny fivondronan’ny Mpandraharaha Aina Vao.

jeudi, 01 février 2024 08:19

Le DPN est une tumeur bénigne cutanée

Le DPN est une tumeur bénigne cutanée. C’est une affection cutanée qui se compose de petites bosses sombres qui apparaissent généralement sur le visage et le cou. Le DPN apparait à l’adolescence et il est héréditaire.

Fitambarana tandra na kambo  maro ary mety matevitevina eo amin’ny tarehy ny  DPN. Mety manelingelina ilay olona misy azy ireny. Manomboka eo amin’ny adolantseto izy io no mipoitra dia mihabetsaka araky ny fitombon’ny taona. Mety nolovaina avy amin’ny fianakaviana izy io na héréditaire.

Un « wedding planner » organise un mariage. Il assure le bon déroulement et la réussite du mariage, à partir du plus petit détail jusqu’au plus grand. Ses principaux clients sont, pour la plupart, les jeunes mariés qui vivent à l’étranger et ceux qui n’ont pas le temps de l’organiser. Le contrat se fait entre les mariés et le wedding planner, qui vont négocier directement avec les prestataires.

Un orchestre s’investit beaucoup sur la répétition, la qualité des instruments et les costumes de scènes. Il doit marquer son style spécial pour le différencier des autres.

Ny mpikarakara lanonam-panambadiana na « wedding planner » dia mandamina ny pitsopitsony hatramin’ny lehibe indrindra amin’ny mariazy. Matetika dia ireo mpifamofo mipetraka any ivelany na ireo tsy manampotoana hikarakarana no maka azy ireny. Aminy no mandoha vola ny mpivady dia izy indray no mifanaraka amin’ireo mpanatontosa lanonana.

Asa ilaina fahaiza-manao hiavahana amin’ny hafa ny maha mpanentana sy manafana lanonana na « orchestre ». Ny famerenana sy ny haingo entina miantsehatra ary ny kalitaon’ny fitaovana ampiasaina no antoka mahatsara azy. Mifameno ny ekipa rehetra ary mitovy avokoa ny karaman’ireo mpikambana.

jeudi, 01 février 2024 07:44

Le Club d’anglais et ses avantages

Le Club d’Anglais est un moyen plus divertissant pour pratiquer et utiliser davantage la langue anglaise. La séance est animée par des chants, danses et divers jeux et animations. Un reportage auprès du Lycée Moderne Ampefiloha.

Le volontariat en Allemagne permet au jeune d’échanger et se développer à l’étranger. Les jeunes intéressés peuvent s’exercer dans le social ou l’environnement. Interview avec Loucas Ravoniarison, président de l’association des jeunes étudiants en Allemand à Madagascar.

Fomba iray ahafahana mampihatra sy manatsara ny fahaizana teny anglisy ny fidirana « Club d’anglais ». Atao amin’ny alalan’ny lalao, hira, dihy ny fampiasana ny teny anglisy amin’izany. Fanadihadiana natao tao amin’ny lisea moderne Ampefiloha.

Fomba iray ahafana mandroso sy mivoatra any ivelany ny firotsahana an-tsitrapo any Allemagne. Afaka misehatra eo amin’ny sosialy ny tanora lahy sy vavy liana. Resadresaka niarahana tamin’ny filohan’ny fikambanan’ny tanora mpianatra teny alimaina eto Madagasikara.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter