COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

jeudi, 01 février 2024 07:24

Le Journal du 31 Janvier 2024

  • Inscription à examen CEPE : les centres d'examen refusent de recevoir les dossiers des écoles privées
  • Saison de reboisement : le Ministère de l’Environnement projette de reboiser sur 75.000 Ha cette année
  • Reforestation : les acteurs environnementaux se focalisent sur les plantes médicinales
  • Andriel : s’attendre à du trilinguisme et de l’afrobeats pour son prochain EP

  • Fisoratana anarana amin’ny fanadinana CEPE : tsy mandray ny antontan-taratasy avy amin’ireo sekoly tsy miankina ireo foibe-panadinana
  • Mikasa ny hamboly hazo amin’ny velaran-tany 75.000 Ha ny Ministeran’ny tontolo iainana
  • Fambolen-kazo : miompana amin’ny fambolena zava-maniry fitsaboana ireo mpisehatra amin'ny tontolo iainana
  • Mpanakanto Andriel : ahitana fiteny maro sy gadona “afro beats” ny raki-kirany vaovao

jeudi, 01 février 2024 07:12

Le Journal des régions du 31 Janvier 2024

  • Vigilance jaune pour la montée de l'eau sur les côtes de Mananjary jusqu'à Toliara
  • Les deux nouvelles citernes d'eau à Ambalavao ont une capacité de stockage de 500 m³
  • Des machines ont été mises en place à Ihosy pour transformer le manioc en farine

  • Nahazo fampitandremana miloko mavo amin’ny fiakaran’ny ranomasina any Mananjary hatrany Toliara
  • Ambalavao : afaka hamatsy rano hatramin’ny 500 m³ isan’andro avy ireo fitehirizan-drano miisa roa
  • Tonga aty Ihosy ny milina fanodinana mangahazo ho lafarinina
jeudi, 01 février 2024 07:06

Le Journal des régions du 25 Janvier 2024

  • Coupure de la RN6 : l’installation d’un pont modulaire est la solution
  • Coupure de l’électricité depuis hier 24 janvier à Morondava
  • Antananarivo : sensibilisation des étudiants à la rage
  • Santara Ferme Mandritsara : production de provende à plus de 120 kg par mois

  • Fahatapahan’ny RN°6 : tsy maintsy hametrahana « pont modulaire »
  • Tapaka nanomboka omaly 24 janoary ny jiro tao Morondava
  • Antananarivo renivohitra : entanina momban’ny haromotana ny mpianatra
  • Santara Ferme Mandritsara : mamokatra mongo hatramin’ny 120 kg isam-bolana

mardi, 30 janvier 2024 13:23

Le Journal du 30 Janvier 2024

  • Indice de Perception de la Corruption 2023 : Madagascar perd un point et recule de 3 places
  • Programme Fihariana : plus de 70.000 emplois crées
  • Certains redoublants ne reviennent sur les bancs qu’au mois de janvier
  • Informations électorales : traiter des informations constructives par rapport à l’élection

  • Maridrefy Itarafana ny kolikoly 2023 : very isa iray Madagasikara ary nihemotra laharana telo
  • Tetikasa Fihariana : asa mihoatran’ny fito alina no niforona
  • Kilasy famaranana : misy amin’ireo mamerin-taona no miandry ny telo volana faharoa vao miverina indray
  • Vaovao momba ny fifidianana : mila vaovao mampandroso kokoa mahakasika ny fifidianana

  • Les transporteurs du port de Nosy Be réclament la démission du directeur de l'APMF de Nosy Be
  • L'association prendra en charge les personnes âgées à Mananjary
  • La RN5A, qui relie Antalaha à Maroantsetra, est actuellement coupée

  • Mitaky ny hanalana ny talen’ny APMF ao Nosy Be ny mpitatitra eo amin’ny seranan-tsambo
  • Hatsangana ao Mananjary ny fikambanan’ireo beantitra marefo
  • Tapaka noho ny rotsakorana nifanesy ny lalam-pirenena faha dimy (RN5A)
  • 9 jeunes ont reçu un financement à Toamasina pour leurs projets
  • Le marché central de l’artisanat sera construit à Imeritsiatosika
  • La circulation sur la RN6 est rétablie

  • Tanora 9 avy ao Toamasina nahazo tohana amin’ny fandraharahany
  • Ho atsangana ao Imeritsiatosika ny foibe-toeram-pividianana asa-tanana
  • Niverina tamin’ny laoniny ny fifamohivoizana amin’ny lalam-pirenena faha 6
lundi, 29 janvier 2024 13:25

Le Journal du 29 Janvier 2024

  • Assemblée nationale : la session extraordinaire évoquera trois grands points
  • L’Indice de Perception de la Corruption à Madagascar en 2023 sera publié demain 30 janvier 2024
  • Qatar Airways effectuera des vols reliant Madagascar et Qatar
  • Rôle des médias durant la couverture des conflits électoraux : donner les informations complètes pour aider les citoyens à prendre une décision

  • Antenimieram-pirenena : fivoriana tsy ara-potoana handinihana teboka 3
  • Ho fantatra rahampitso 30 janoary 2024 ny maridrefy Itarafana ny kolikoly teto Madagasikara ny taona 2023
  • Hamorona zotra mampifandray an’i Madagasikara sy Qatar ny Qatar Airways
  • Anjara asan’ny mpanao gazety eo amin’ny fikirakirana vaovao momba ny disadisa mandritra ny fifidianana : manome vaovao feno ahafahan’ny olom-pirenena mandray fanapahan-kevitra

vendredi, 26 janvier 2024 10:49

Le Journal des régions du 26 Janvier 2024

  • Nosy Be : la fermeture de port a causé de perte pour les marchands
  • Environ 5 jeunes par jour consultent le coin Santé à Ambovombe
  • L’ouverture officielle de reboisement 2024 s’est tenue à Imeritsiatosika

  • Nosy Be : androany zoma 26 janoary vao niverina tamin’ny laoniny ny fifamezivezena an-dranomasina
  • Tanora dimy isan’andro eo farahafarakeliny no tonga manantona ny « Coin Santé »
  • Tao Imeritsiatosika no hanombohana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2024
vendredi, 26 janvier 2024 10:43

Le Journal du 26 Janvier 2024

  • Riz : la différence des prix est énorme entre les régions
  • La SMA fait la collecte des excréments pour ensuite les transformer en énergie et engrais
  • Masculinité positive : le changement commence dès le jeune âge
  • Jeune éditeur : innover pour se faire une place au milieu des anciens

  • Ahitana elanelana be ny vidim-bary amin’ny faritra sasany
  • Manangona sy mamadika ny diky ho lasa angovo ny SMA
  • Lehilahy miabo : manomboka amin'ny fahatanorana ny fiovana
  • Tanora mpanota boky : mamorona zava-baovao mba hananany toerana eo an’ivon’ireo efa teo hatrizay

jeudi, 25 janvier 2024 13:11

Le Journal du 25 Janvier 2024

  • Match de foot inclusif pour célébrer la journée internationale du sport féminin
  • Formation des enseignants : est-ce suffisant pour améliorer la qualité de l’éducation ?
  • Gestion de déchets dans la capitale : le mécanisme de tri sera fonctionnel en février
  • Le sang humain est interdit dans tous les endroits sacrés à Madagascar

  • Lalao mampiaty no nanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahanten’ny vehivavy
  • Fikirakirana ny fako eto andrenivohitra : hanomboka amin’ny volana febroary izao ilay tetik’asa fampisarahana fako
  • Fady eny amin’ny toerana masina ny ràn’olombelona eto Madagasikara
  • Fampiofanana mpampianatra : ampy hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana ?

Dans le cadre du projet MANDA : « Projet d’Appui à la lutte contre les violences et le harcèlement sexuel envers les femmes journalistes à Madagascar », mis en œuvre par l’ONG Studio Sifaka, en partenariat avec l'Ordre des Journalistes de Madagascar et soutenu par le Programme International pour le développement de la communication de l'UNESCO, un débat radiophonique en public sur le thème « La situation sociopolitique actuelle face aux défis d’une élection libre, inclusive et acceptée par tous » a été organisé à la chambre de commerce et d’industrie de Tuléar. Il a été réalisé et mené par les femmes journalistes dans la partie Sud de Madagascar entrant dans le renforcement de leur capacité en matière de couverture médiatique des élections et dans la réalisation d’un débat radiophonique en public.

Elles ont invité 4 intervenants à participer dans ce débat dont NODE GASTON Michel, le président de commission électorale du District Tuléar I, RENE Férié, membre du KMFCNOE, FANATERANY Bruno, secrétaire général du TGV Atsimo Andrefana et le Colonel RABE Jules, coordonnateur KMRR Toliara.

Ao anatin’ny  fanatanterahana ny tetik’asa MANDA, hiarovana ireo vehivavy mpanao gazety eto Madagasikara amin’ny fanarararotana sy herisetra ara-nofo, izay tontosain’ny Studio SIFAKA, miaraka amin’ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara izay tohanan’ny UNESCO amin’ny alalan’ny fandaharan’asa iraisam-pirenena ho an’ny fampandrosoana ny serasera dia nikarakara ady hevitra momban’ny hoe  « Azo heverina ve ny hisiana fifidianana madio, mampiaty sy eken’ny rehetra manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao ? » ireo vehivavy mpanao gazety nanaraka izany fiofanana izany.

NODE GASTON Michel, filohan’ny vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana ao amin’ny  Distrikan’ny Toliara I, RENE Férié, mpikambana ao amin’ny KMFCNOE, FANATERANY Bruno, sekretera jeneraly ny antoko TGV Atsimo Andrefana ary i  Colonel RABE Jules, mpandrindra ny KMRR Toliara no nandray anajara tamin’izany ady hevitra izany.

Les femmes journalistes de province de Fianarantsoa ont organisé un débat public sur le thème : « La participation des femmes dans la vie politique à Madagascar » dans le cadre pratique de la formation sur la couverture journalistique des élections et la réalisation d’un débat radiophonique.

RANDRIATSIMIHANTA Laza Vonjy, directrice régionale des mines et ressources stratégiques Haute Matsiatra, RAKOTOMALALA Mamy Elie, président des étudiants en droit à Fianarantsoa, RAKOTOZAFINIRAINY Lovasoa, acteur en genre étaient leurs invités.

Cette formation rentre dans le cadre du projet MANDA : « Projet d’Appui à la lutte contre les violences et le harcèlement sexuel envers les femmes journalistes à Madagascar », mise en œuvre par Studio Sifaka, en partenariat avec l’Ordre des Journalistes de Madagascar et soutenue par l’UNESCO à travers le Programme International pour le Développement de la Communication.

Nikarakara ady hevitra ireo vehivavy mpanao gazety avy ao amin’ny faritan’i Fianarantsoa, tao aorian’ny fiofanana nomena azy ireo mahakasika ny fikirakirana vaovao momban’ny fifidianana sy ny fanaovana ady hevitra amin’ny onjam-peo. « Ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy amin’ny raharaha politika eto Madagasikara » no lohahevitra tamin’izany.

RANDRIATSIMIHANTA Laza Vonjy, talem-paritry ny harena an-kibon’ny tany ao Matsiatra Ambony, RAKOTOMALALA Mamy Elie, filohan’ny mpianatra lalàna ao Fianarantsoa, RAKOTOZAFINIRAINY Lovasoa, mpisehatra momban’ny mahalahy sy ny mahavavy no niady hevitra momba izany.

Ity fiofanana ity dia fanatanterahana ny tetik’asa MANDA, hiarovana ireo vehivavy mpanao gazety eto Madagasikara amin’ny fanararaotana sy herisetra ara-nofo, tontosain’ny Studio SIFAKA, miaraka amin’ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara izay tohanan’ny UNESCO amin’ny alalan’ny fandaharan’asa iraisam-pirenena ho an’ny fampandrosoana ny serasera.

Mercredi 24 janvier, Journée Mondiale de la culture africaine et afro-descendante. Une occasion de célébrer les nombreuses cultures dynamiques du continent africain et des diasporas africaines à travers le monde selon l’UNESCO. Tandrify Randriamaromanana, Coordonnateur de projet au sein du Mouvement Panafricain des Leaders Madagascar nous explique que Madagascar est profondément lié à l’Afrique non seulement par son histoire, mais aussi pour son futur de par les opportunités qu’offre le panafricanisme en matière de développement.

Alarobia 24 janoary, andro maneran-tany ho an’ny kolontsaina afrikanina sy ny kolontsaina nolovaina tamin’i Afrika. Fotoana iray hankalazana ireo kolontsaina maro samihafa velona ao amin’ny kontinanta afrikanina sy amin’ireo afrikanina mpila ravin’ahitra manerantany hoy ny UNESCO. Manazava Randriamaromanana Tandrify, mpandrindra tetikasa ao amin’ny Mouvement Panafricain des Leaders Madagascar fa mifamatotra lalina amin’i Afrika i Madagasikara na amin’ny lafiny tantara izany, na ny hoavy noho ireo fanararaotra atolotry ny « panafricanisme » amin’ny lafiny fampandrosoana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter