Le K-POP est à la mode. Et ce n’est pas seulement les « tubes » des « boys band » coréens qui attirent les jeunes malgaches mais tout l’univers de cette culture qui viennent de la Corée du Sud. Le K-POP est une musique, une mode vestimentaire, une manière de colorer ses cheveux et surtout un mode de vie.
Mahazo vahana eo an'ivon'ny tanora malagasy ny K-POP. Tsy ireo hira sy ireo mpihira ihany no manintona ireo tanora fa ilay kolontsaina koreana amin'ny ankapobeny mihitsy. Mitambatra ao anatin'ny K-POP ny hira, ny dihy, ny fomba fiakanjo, ny fomba fihogona ny volo ary indrindra ny fomba fiaina.
Majunga: En presque une semaine, 175 chiens domestiques ont été vaccinés durant la campagne de lutte contre la rage.
Antananarivo: Après une attaque à main armée qui a fait 3 blessés à Ilanivato, il est maintenant obligatoire de poser une plaque d’immatriculation sur tous les véhicules à deux roues.
Antananarivo: Un individu a été interpellé pour avoir tenté de vendre deux tortues « radiata » à Mahamasina, samedi dernier.
National : L'adoption d'une stratégie de prévention des accidents de transport en mer et en fleuve est actuellement discutée entre le ministère du transport et l'Agence portuaire maritime et fluviale (APMF).
Mahajanga : alika miisa 175 no vita vakisiny nanomboka ny alakamisy lasa teo hatramin'ny omaly, manoloanan'ny fianaky ny haromontana.
Antananarivo : Olona 3 naratra noho ny tifitra nataona jiolahy teny Ilanivato io maraina io. Nitsoaka tamin'ny scooter ireo mpanao ratsy. Nanapakevitra ny tsy maintsy hametrahana takelaka ireo scooter ny governemanta.
Antananarivo : Lehilahy iray nosamborina teny Mahamasina noho ny varotra sokatra ny sabotsy lasa teo.
Manerana ny nosy : Mamolavola paikady hanatsarana ny fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy ny ministeran'ny fitaterana sy ny sampand-raharaha misahana ny fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy (APMF).
La rage est une maladie d’origine virale et transmissible par la morsure d’un animal enragé. Les chiens, les chauves-souris, les chats, tous les animaux à sang chaud sont les plus susceptibles de transmettre la rage à l’homme. Toutefois, la vaccination des animaux reste la meilleure prévention.
Ny haromontana dia aretina avy amin’ny kaikitry ny biby misy otrikaretina. Ny alika, ny saka, ny ramanavy sy ireo biby rehetra mafana rà no mety hamindra izay haromontana izay. Ny fanaovana vakisiny ny biby ihany anefa no fiarovana tsara indrindra.
Approvisionnement en eau potable : les habitants de la commune de Betsinjaka ont reçu des réservoirs d’eau de 880m3.
Prévention du Coronavirus : Certaines écoles privées de la capitale ne reçoivent pas des enfants malades.
CNEMD : La formation va durer 5 mois pour cette année. La participation est de 20.000 ariary par mois et les cours durent une heure par semaine.
Famatsian-drano any atsimo : toby fitahirizan-drano mahazaka rano 880m3 no efa azon’ny mponina ao amin’ny kaominina Betsinjaka.
Fisorohana Coronavirus : tsy avelan’ny sekoly tsy miankina maromaro eto an-drenivohitra mianatra ireo ankizy marary.Â
CNEMD : haharitra 5 volana ny fampianarana amin’ity taona ity. 20.000 ariary isam-bolana ny saram-pianarana ary adin’ny iray isak’herinandro ny fianarana.
CAN 2021 : La diaspora malgache en Côte d’Ivoire est prête pour le match entre les Elephants et les Bareas pour ce 27 mars.
Pancrace : Les participants aux 5è Challenge Fight Pancrace de l’Océan Indien à La Réunion est de retour au pays.
Ultra Trail des Hauts Plateaux na UTOP : L’inscription continue jusqu’au 05 avril pour la 12è édition pour cette année.
CAN 2021 : Efa vonona handray ny lalao hifanatrehan’ny Elefanta sy ny Barea ny 27 Martsa hoavy izao ny Malagasy mipetraka any Côte d’Ivoire.
Pancrace : Tafaverina soa aman-tsara eto an-tanindrazana ireo malagasy nandray anjara tamin’ny andiany faha 5 ny Challenge Fight Pancrace de l’Océan Indien tao La Réunion.
Ultra Trail des Hauts Plateaux na UTOP : Mbola mitohy ny fisoratana anarana amin’ny andiany faha 12 ny amin’ity taona 2020 ity ary hikatona ny 05 Aprily.
Les stratégies adoptées pour une ville durable, qu’en est-il du cas de Madagascar ?
Les régions Analamanga, Alaotra Mangoro et Vakinankaratra sont les principales productrices de charbons de bois à Madagascar.
Tous les animaux domestiques doivent être vaccinés contre la rage.
Fametrahana hetra vaovao ho an’ny sekoly tsy miankina: mety hisy fiantraikany amin’ny saram-pianarana ho an’ireo sekoly sasany.
Maro ireo vehivavy maty eo am-piterahana any amin’ireo toerana tsy ahitana mpiasan’ny fahasalamana mahay.
Hananganana tobim-panadiovana rano maloto ny tananan’Antananarivo.
Le « Firatazambary » est une pratique propre à la communauté Betsileo. Elle consiste à donner du riz en guise de cadeau. Selon l’orateur Andriamalaza Ony, cette pratique a deux significations. Un, c’est une marque de respect dans la réciprocité de l’entraide, et deux c’est une pratique courante lors des festivités culturelles, telles que les fiançailles ou les circoncisions.
Â
Ny Firatazambary dia fomba fanao mampiavaka ny Betsileo, manome fotsimbary ho mariky ny fifanajana. Fomba fanao ihany koa izy io rehefa misy lanonana an-kafaliana toy ny vodiondry na forazaza.
Elysa Razafindrafara est une jeune femme de Fianarantsoa, au sud de Madagascar. Cette entrepreneure est à la tête de dix entreprises qu’elle a bâties. Pour Elysa, le plus important « c’est la passion, peu importe s’il y a des bénéfices ou pas », s’exclame-t-elle.
Tanora mpandraharaha avy any Fianarantsoa i Elysa Razafindrafara. Nanao ezaka mafy sy fahafoizan-tena betsaka izy ary nahatafatsangana orinasa folo. Ny fankafizana ilay zavatra atao no tena nanampy azy tsy hilavo lefona na misy tombom-barotra na tsia ilay orinasa hoy izy.
Les fourches ou la trichoptilose est une maladie capillaire. La directrice du Centre de Formation Professionnel de Coiffure et d’Esthétique Mendrika, Hanta Stephenson explique que l’origine des fourches est due à des colorations, des lissages, des permanentes, l’utilisation des fers à cheveux à répétition et le manque de soin. Selon la spécialiste en question capillaire, « pour revitaliser les cheveux, le mieux est de couper ces fourches et de donner aux cheveux les soins adéquats ».
Aretin’ny volo ny volo vakivaky hoy i Hanta Stephenson, talen’ny fampianarana taovolo Centre de Formation Professionnelle de Coiffure et d’Esthétique Mendrika. Manazava izy fa ny fandokoana, ny fanaovana permanente sy lissage ary fampiasana fitaovana fanatsorana volo matetika no tena maha vakivaky ny volo. Hanasitranana ny volo noho izany dia tsara raha tapahana ireo volo vakivaky ary asiana fikarakarana mifanaraka amin’ny kalitaon’ny volo.
« Mandrora mitsilany », en français cela se traduit par « cracher en étant allongé ». Selon les explications de l’académicien, Harilala Ranjatohery, cette expression signifie littéralement cracher sur soi-même. En effet, l’expression désigne alors la répercussion des propres actions d’une personne sur elle-même.
« Mandrora mitsilany », araka ny fanazavan’i Harilala Ranjatohery, akademisianina, dia ianao ihany no voan’ny roranao raha toa ka mitsilany ianao no mandrora. Midika fiverenan’ny zavatra ataonao amin’ny tenanao ihany io fomba fitenenana io hoy izy.
Les dénonciations des problèmes liés aux soins et aux comportements du personnel de santé dans les hôpitaux se sont multipliés ces derniers temps. Nous avons invité le Professeur Duval Solofomalala, Secrétaire général du ministère de la santé publique, et Rabetsara Lita, défenseur des droits des consommateurs pour en discuter.
Manoloana ny fitomboan'ny fitarainana azo mikasika ny fandraisana an-tanana eny anivon'ny hopitalinm-panjakana dia nanasa ny Professeur Solofamalala Duval, Sekretera jeneralin'ny ministeran'ny fahasalamam-bahoaka sy Rabetsara Lita, mpiaro ny zon'ny mpanjifa, izahay hifanakalo hevitra ny amin'ny hanatsarana ny tolotra.
Fifidianana : La diaspora malgache à La Réunion revendique la démission de tous les membres de la CENI, de la Haute Cour Constitutionnelle et ceux qui ont été élus. Le Président de la République a affirmé qu’il n’y aura pas de nouvelles élections.
Echo du 8 mars : La première dame encourage l’insertion de l’éducation civique dans le programme scolaire.
Vanille : De nombreux opérateurs vendent encore ce produit à un prix au-dessous de ce que le ministère a mentionné pour des raisons de sécurité.
Fifidianana : Mitaky ny fialan’ny mpikambana rehetra ao amin’ny CENI, ny Fitsarana Avo momba ny Lalà m-panorenana ary ireo rehetra izay voafidy ny Malagasy monina atsy La Réunion. Tsy hisy kosa ny famerenana ny fifidianana hoy ny Filoham-pirenena.
Akon’ny 8 martsa : Manohana ny fampidirana ny taranja fanabeazana olom-pirenena any anaty programam-pampianarana ny vadin’ny filoha, Mialy Rajoelina.
Lavanila : Mbola maro be ireo mpandraharaha mivarotra izany amin’ny vidiny ambanin’izay efa napetraky ny ministera, noho ny tsy fahandriam-pahalemana.