Tennis U12 Afrique australe : On connaît les participants au championnat pour les groupes.
Rallye : La Fédération Malgache de Rallye va sélectionner de jeunes pilotes de 17 à 25 ans.
Pétanque : Mauvaise nouvelle pour les fans de pétanque, Madagascar ne participera pas au Master Pétanque 2020.
Tennis U12 Afrique australe : Fantatra ireo handrafitra ny ekipam-pirenena handray anjara amin’ny fiadiana ny tompon-dakan’ny faritra atsimon’i Afrika eo amin’ny taranja tennis U12 ho an’ny sokajy isam-bondrona
Rallye : Hifantina mpanamory tanora 17 hatramin’ny 25 taona ny Federasiona malagasin’ny fanamoriana fiarakodia.
Pétanque : Vaovao tsy dia tsara ho an’ny mpankafy tsipy kanetibe kosa, mbola tsy handray anjara amin’ny master pétanque 2020 aloha i Madagasikara amin’ity taona ity.
Soanierana Ivongo : 8 « trano falafa » du fokontany Ambanany ont dû être démolie. Le mauvais temps a apporté avec lui beaucoup de pluies qui ont conduit à une montée du niveau de la mer.
Matsiatra Ambony Dans Les Hauts Plateaux : Le FIFAMANOR ou Fiompiana Fambolena Malagasy Norvéziana collabore avec Le ministère de l’agriculture, de l’élevage et de la pèche pour offrir aux agriculteurs de 3 commune du district de Lalangina une formation en production de patate douce à chaire orange.
Bemanevika - District Sambava - Region Sava : Le centre de formation professionnel de la commune rurale Bemanevika a sorti sa première promotion jeudi dernier, dans le cadre du projet SAVABE.
Soanierana Ivongo : Trano falafa valo manakaiky ny moron-dranomasina ao amin’ny fokontany Ambanany no tsy maintsy narodana noho ny fiakaran’ny ranomasina.
Matsiatra Ambony : Nanome fiofanana fomba fambolena vomanga menalaingo ho ana kaominina telo ao amin’ny distrikan’ny Lalangina ny Ministeran’ny fambolena, ny fiompiana sy ny jono niaraka tamin’ny FIFAMANOR na Fiompiana Fambolena Malagasy Norvéziana any Antsirabe.
Bemanevika Sambava : Misy fiofanana natokana ho an’ny ankizy tany amin’ny Kaominina Ambanio-vohitry Bemanevika any Sambava, tao anatin’ilay tetikasa SAVABE.
Projet RSIE mis en place pour prévenir les épidémies à Madagascar et la zone océan indien.
Dans le grand Sud de Madagascar, les conséquences du changement climatique se font plus ressentir par les femmes que par les hommes.
On va faire un petit tour du côté de la Mer d’Emeraude à Diego-Suarez. Le tourisme et l’écologie seraient menacés par l’algoculture.
Any Antsiranana, tandindomin-doza ny fizahan-tany vokatry ny fambolena lomotra amin’ny faritra misy ny Mer d’Emeraude.
Trano maromaro tsy manara-dalàna amina fokontany telo eto Antananarivo no harodana
Horesahina ato anatin’ny vaovao anio ihany koa ny fiantraikan’ny fiovaovan’ny toetr’andro amin’ny zon’ny vehivavy.
Le collectif des candidats à la présidentielle 2018 a annoncé ses doutes quant à la crédibilité des résultats en déclarant dans un communiqué de presse, « A persister dans la situation de confusion actuelle, on ouvre la voie à une nouvelle crise ». Il en a profité pour interpeller la communauté internationale sur cette situation. De son côté, le Président de la république, Andry Rajoelina, a annoncé samedi, à Toliara, qu’il n’y aura pas de nouvelle élection.
Namoaka fanambarana ny fivondronan'ireo kandida maromaro, nandray anjara tamin'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny taona 2018 fa miahiahy ny amin'ny fahamarinan'ny fifidianana atao, ary mangataka ny fidirana antsehatry iraisam-pirenena. Ny Filoham-pirenena ihany koa nilaza ny sabotsy teo, tany toliara fa tsy hisy fifidianana ho averina izany.
“Ny tany nahavokisana, ny tsihy no tsy hijanonana ela”, nous restons longtemps sur la natte où nous avons été repus, en français. Selon les explications de l’orateur Barao Mikajy, les Malgaches d’antan n’avaient pas de table à manger, ils s’asseyaient par terre sur des nattes. Pour eux, c’est pendant les repas que les discussions se faisaient entre les familles et les amis. Et quand on est repu, on reste longtemps là pour discuter et digérer.
“Ny tany nahavokisana, ny tsihy no hijanona ela (na hoe ny tsihy no hipetrahana ela)”. Araka ny fanazavana nataon’I Barao Mikajy, mpikabary, fahiny ny Malagasy dia tsy nanana latabatra ka teo ambony tsihy no nisakafo sady manararaotra nifampiresaka. Rehefa voky dia mipetraka elaela eo ambony tsihy sady manala hamohamo. Avy amin’izay ilay fitenenana io. Ary noho ny fanamorana ilay teny no nahatonga azy niova hoe “ny tany nahavokisana tsy hijanonana ela”.
Le Reiki est une médecine complémentaire qui a recours à l’énergie pour apporter la santé. L’énergie est donc le pilier fondamental de la santé dans cette thérapie.
Ny Reiki dia fomba fitsaboana iray amin’ny alalan’ny « énergie ». Io “énergie” io hoy Rakotondrazafy Mamisoa dia azo adika amin’ny hoe “aina”. Ny aina izany no tena miantoka ny fahasalamana amin’ny alalan’ity fitsaboana ity, izay fitsaboana fameno amin’ny fitsaboana omen’ny dokotera.
Lova tsy mifindra
Pour garder l’héritage au sein de la grande famille, des personnes peuvent se marier entre eux. Cela ne relève pas de l’inceste car ils respectent les liens de parentés : à l’exemple des enfants né de deux sœurs, ils ne peuvent jamais se marier entre eux. A part cela, il y a aussi les « mpifady », qui respecte la hiérarchie naturelle de la vie et permet d’éviter des problèmes de consanguinité : les frères et sœurs, les parents et leurs enfants, selon les explications de Rasamoelina Maurice, orateur.
Ny lova tsy mifindra dia fomba fanao miavaka hoe mifanambady ny samy mpihavana mba tsy hiparitahan’ny lova. Misy nefa ireo mpihavana tena tsy afaka mifanambady mihitsy toy ny zanak’olom-pirahavavy ohatra. Ankoatra izay dia maro ihany koa ny olona atao hoe “mpifady”, toy ny mpiray tampo mivantana, ny zanaka sy ray aman-dreny ary indraindray miitatra hatreny @ fiarahamonina izany ka mila fitandremana rehefa haka vady araky ny fanazavan’I Rasamoelina Maurice, mpikabary.
Le festival des compétences est un lieu de rassemblement entre les entreprises et les prestataires de services. Les entreprises ont essayé d’identifier leurs besoins en compétences. C’est une plateforme de rencontre entre l’offre et la demande.
Ity hetsika ity dia natao hampihaonana ireo orinasa sy ireo mpitao raharaha na « prestataire de service » tany amin’ny Chambre de Commerce et de l’Industrie d’Antananarivo. Niezaka nitady ireo olona tadiviny ka mifandraika amin’ny asa misy ao aminy ireo orinasa nandritra ny telo andro. Sehatra iray mampifanena ny tolotra sy tinady izany ito festival ito.
Les femmes peuvent participer à la lutte contre l’insécurité, elles peuvent par exemple intégrer les forces de l’ordre. Mais pour apporter la paix dans les ménages ou dans la société, il existe aussi différents moyens que les femmes peuvent adopter. Les détails dans l’émission « Hono ho’aho ».
Afaka mandray anjara amin’ny fiadiana amin’ny tsy fahandriampahalemana ny vehivavy. Afaka miditra ho mpitandro filaminana na koa manao andrimasom-pokonolona. Fa na izany aza, misy fomba hafa ihany koa ankoatr’izay hahafahan’ny vehivavy mametraka ny filaminana eo anivon’ny fiarahamonina. Arahinao ao anatin’ny fandaharana « Hono ho’aho » ny andininy.
Après l’effondrement de son toit vendredi dernier, le fast food d’Ambodifilao, « Zaimaika », sera réhabilité cette semaine. Hier, une délégation de la Commune urbaine d’Antananarivo est descendue sur place pour constater les dégâts.
La région Diana s’est dotée d’un Atlas maritime. Au final, 13 planches ont été produites suivant les thématiques du territoire maritime de la région. Divers ministères, autorités locales et membres des organisations de la société civile ont participé à leur validation.
Les responsables du transport à Sambava se sont réunis hier pour discuter de l’assainissement du secteur. La sécurité des élèves abonnés aux taxis a été l’un des points forts de la discussion. Les propriétaires de ces véhicules feront désormais l’objet de prélèvement.
Hanomboka amin’ity herinandro ity ny fanarenana ny toeram-pivarotana hani-masaka « Zaimaika » izay nihotsaka ny zoma teo. Tonga nijery ny fahavoazana teny an-toerana omaly ny delegasiona avy amin’ny Kaominina Antananarivo renivohitra.
Nahazo Atlas maritime ny faritra Diana. Fitambarana sarin-tany maromaro misy lohahevitra isanisany izy io. Ministera, tomponandraikitra eny ifotony sy teknisiana ary fiarahamonim-pirenena maro no niara-nandrafitra izany.
Niroso tamin’ny fandaminana ny fitaterana sy ny fifamoivoizana ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny any Sambava. Isan’ireo zava-dehibe nodinihina tamin’izany ny fiarovana ireo mpianatra taterina, na ireo antsoina hoe abonnés.
Les vaccins depuis la naissance jusqu’au 9ème mois du bébé est gratuit. Les rappels sont payants.
Ny vaksiny manomboka eo @ vao teraka ka hatramin'ny faha9 volana no maimaimpoana. Ny famerenana kosa dia andoavam-bola.
Vakinankaratra : Mitaraina amin’izao fotoana izao ireo mpitatitra amin’ny zotra rezionaly mampitohy an’Antsirabe sy Antananarivo eo amin’ny tobim-piantsonana Piste vatofotsy ao Antsirabe ao.
Ihosy : Misy amin’izao fotoana izao ny fiofanana omena ireo mpiasan’ny fahasalanama any Ihosy momba io fomba fitantanana na rafitra io.
Fianarantsoa : manomboka izao dia hiova ny fotona hiaingany sy hahatongavany ao Fianarantsoa. Fiovana izay hihatra manomboka ny voalohan’ny volana martsa ho avy izao.
Menabe : Tafiakatra manodidina ny 2080 amin’izao fotoana izao ireo traboina vokatry ny fiakaran’ny ranomasina sy fiakaran’ ilay renirano kabatomena ao Morondava nanomboka ny lahady lasa teo.
Vakinankaratra : Les transporteurs routiers régionaux reliant Antsirabe Antananarivo de la station Vatofotsy Antsirabe grognent actuellement. En effet, les transporteurs illicites est la principale cause de leur mécontentement.
Ihosy : Une formation est dispensée aux agents de santé à Ihosy sur cette méthode de gestion et d'organisation.
Matsiatra Ambony : Il y a un changement de temps de départ et d’arrivée.
Menabe : On enregistre environ 2000 personnes sinistrées de l’inondation à Morondava suite à la montée de la mer et celle de la rivière de Kabatomena.