Peu de jeunes s’intéressent actuellement au théâtre. Pourtant, des scènes se produisent et cela commence à prendre de l’ampleur. Mais le fait est que les nombreuses prestations n’augmentent pas le nombre de jeune qui s’intéressent à cet art. Pourquoi ?
Vitsy ny tanora no liana amin'ny tantara andapihazo na « theatre. Inona no mety ho anton ‘izany ? Maro anefa ny fiakarana an-tsehatra sy andapihazo, ary efa miroborobo izany tato ho ato, saingy tsy mbola nampiova ny isan'ireo olona mpankafy ity fialamboly ity izany. Matetika, sokajiana ho an'ny olona manana fahaizana miavaka, manana farim-pahalalana ambony ny filalaovana azy.
Les premiers prix pour le gagnant du Challenge vanille 2019 sont 30 zébus et une voiture. Le Chanllenge Vanille est tournoi de football qui va se dérouler le dimanche 2 mars qui confrontera les AS Fuschia Antanifotsy et les Spartak Soavinandriana au Stade Antohomora Sambava.
L’équipe du GNBC, repésentant de Madagascar pour le macth du BAL2020 (Basketball Africa League) sera à la conférence de Sahara. L’équipe a pris 4 joueurs remplaçant pour aider les 14 membres permanant si ces derniers sont en retard.
Omby miisa 30 sy fiara iray no loka atolotra ho an’izay mandrombaka ny amboara @ lalao famaranana eo @ taranja Baolina Kitra @ ilay fifaninanana Chalenge Vanille 2019 @ alahady ho avy izao , hikatroahan’ny AS FUSCHIA Antanifotsy sy ny Spartak Soavinandriana ao @ Kianjan’ny Antohomora Sambava.
Ao @conference de sahara no misy ny ekipan’ny GNBC solontenan’I Madagasikara @ilay fifaninanana BAL2020 (Basketball Africa League). Naka mpilalao fiandry 4 izy hanampy an’ireo 14 miralahy izay efa nandrafitra ny ekipa raha sanatria misy ny faharatrana eo @ ireo mpilalao.
Sambo roa atreto no tsy nahazo alalana hiditra ny fari-dranomasin’i MAdagasikara nohon’ny fiarovana amin’ny coronavirus.
Vovonan’ny holafitry ny fahasalamana : tokony hifampahatoky ny mpitsabo sy ny tsaboina.
Tafiakatra dingana famaranana amin’ny fifaninana iraisam-pirenena Dubaï Got Talent i Fidiniaina Rabenorosoa, tanora malagasy iray monina any an-toerana.
Coronavirus : un seul étudiant a obtenu la dérogation spéciale pour rentrer à Madagascar.
Les Ordres de Santé à Madagascar appellent à ce qu’il y ait plus de confiance entre le personnel de santé et les patients.
Les vaccins : obligatoire ou pas ?
La médecine traditionnelle consiste à recourir aux plantes pour guerrir. Des fois, les plantes médicinales sont plus éfficaces. On peut les utiliser pour prévenir les maladies. Mais il faut toujours être vigilant concernant les dosages.
Tsy voatery hitodika amin’ny fitsaboana moderna foana rehefa marary fa eo ihany koa ny fitsaboana ara-boajanahary na “médecine naturelle”. Tsy mampiasa afa-tsy zava-maniry nanaovana fikarohana manokana izy io. Indraindray aza dia mahomby noho ny fanafody mahazatra mifanagaro amin’ny akora simika ny fitsaboana ara-boajanahary. Azo ampiasaina hisorohana aretina ihany koa izy io. Mila fitandremana hatrany anefa ny fampiasana izany.
Rabekoto Paul : Intercepté dans l’aéroport de Fascene à Nosy Be. On ne sait où il est actuellement.
Accident de route à Ambatolampy : Un grand camion d’entreprise et un taxi-brousse sprinté ont eu une collison à 8km d’Ampatolampy.
Culture : Sandrine Rajaofetra et Joro Rakotozafiarison, des stars du Jazz à Madagascar feront un spectacle au Kifa Mahamasina ce samedi.
Rabekoto Raoul : voasakana teny amin’ny seranam-piara-manidin’i Fascene ao Nosy Be izy raha nikasa ny haka fiara-manidina, ary tsy fantatra ny misy azy.
Lozam-piarakodia teny Ambatolampy : Kamion lehibe iray ana orinasa sy fiara taxi-brousse sprinter no nifandona 8km tsy hiditra an’Ambatolampy, avy any Antsirabe.
Kolontsaina : Hanao fampisehoana miavaka ao amin’ny Kifa Mahamasina ny sabotsy ho avy izao i Sandrine Rajaofetra sy Joro Rakotozafiarison, kintan’ny jazz eto Madagasikara.
Pour devenir doctorant en socio-démographe il faut avoir un thème bien précis en rapport avec la filière ainsi qu’une méthodologie bien établie. Il faut avoir également au moins une mention assez bien en Master.
Raha te ho « doctorant » na mpianatra manomana ny marim-pahaizana dokotoraha amin’ny lalam-piofanana « Hay fiarahamonina sy ny mponina », dia tsy maintsy manana lohahevitra mifandraika tsara amin’io lalampiofanana io aloha ary tsy maintsy manana fomba fitondrana fikarohana mazava manarak’izay. Tsy maintsy nahazo « mention assez bien » tamin’ny « Master ».
« Tompoko », un terme qui a pris ses racines durant l’esclavage. Les esclaves appellent leurs maîtres ainsi. « Tompoko » désignant l’appartenance de l’esclave au maître. Après l’abolition de l’esclavage, le terme est resté. Il marque actuellement le respect et ne sous-entend plus soumission et subordination d’antan.
Manazava i Ramavonirina Oliva, tompon’andraikitry ny fikarohana sy fandikana teny eny amin’ny foiben’ny teny fa voarakitra ara-tantara ny hevitr’io teny io. Nahazo vahana io fiteny io tamin’ny vanim-potoanan’ny fisianan’ny fanandevozana satria nisy ny « Tompo » ary nisy ny « Mpanompo ». Rehefa nandeha anefa ny fotoana, tsy nisy intsony ny fanandevozana, ka niova ny hevitr’io teny io. Lasa mari-panajana izy ankehitriry ary tsy misy intsony an’ilay hoe fahaverezan-jo, toy ny tamin’ny andron’ny fanandevozana.
La prestidigitation est un art qu’on peut apprendre comme la dance ou le dessin.
Ny Prestidigitation na hakingan-tanana dia azo sokajiana ao anatin’ny atao hoe haikanto. Azo hianarana tsara izy ity toy ny mianatra dihy sy sary. Azo hazavaina tsara ny fiangaliana azy fa tsy misy idiran’ny hery miafina.
Le serment d’Hippocrate est un engagement prononcé par tout étudiant sortant en médecine avant d’exercer son métier. L’étudiant jure de mettre la santé des personnes au-dessus de tout.
L’ordre de santé de Madagascar, s’est exprimé hier sur l’importance de ce serment fait par les médecins ainsi que son impact sur leurs activités professionnelles. Le président de l’ordre des médecins, Eric Andrianasolo a précisé par une illustration : si une même maladie frappe deux personnes différentes, ayant reçu des traitements similaires, l’un d’eux peut succomber. Cela dépend entièrement de la nature de chaque patient et non de la façon dont les médecins les ont traités.
Les médecins ne tiennent pas la vie au creux de leur main, ils ne font juste qu’exercer le métier. Ils ne prennent pas en compte ni la religion, ni la race, ni les tendances politiques ni l’origine des clients quand ils exercent ce métier. « D’ailleurs, les centres hospitaliers appartiennent à tout le monde et que tout le monde est invité à garder son calme et suivre les instructions, (…) » a-t-on fait savoir.
Le Tsangantsainy est une coutume célébrée dans le nord de Madagascar. Semblable à la célébration du « nouvel an malgache des hautes terres », le Tsangatsainy se déroule tous les 4 ou 5 ans à Ambavanankarana, l’endroit où vivent les « Ampanjaka » du Nord. Lors de cette cérémonie, les « Ampanjaka » pratiquent le « joro » ou la cérémonie de sacralisation et invitent la population à se rénover dans la mer par le « fisehana », tout cela après la levée du drapeau malgache.
Ny Tsangatsainy dia fomba iray mampiavaka ny any avaratry ny nosy. Isaky ny 4 na 5 taona izy ity no atao ao Ambavanankarana, toerana ipetrahan'ny Ampanjaka avy any avaratra. Mitovitovy amin'ny taom-baovao malagasy izy ity. Araka izany anarany izany dia hatsangana ny saina malagasy, eo koa ny fanaovana « joro », ary faranana amin’ny « fisehana » na fandroana faobe midika fanadiovana sy fanavaozana.
C’est une maladie qui touche les voies respiratoires des nourrissons et des bébés avant leur deuxième année. Elle est fortement contagieuse à la maison ou dans les crèches, car ce virus se propage rapidement dans d’air.
Les premiers symptômes de la bronchiolite se ressemblent à ceux d’une simple grippe : rhume, toux, écoulement nasal et éventuellement de la fièvre. Seule un examen médical peut déterminer si il s’agit vraiment d’une bronchiolite ou pas.
Ecoutez les explications du Docteur Randranaivo Narindra, du service pédiatrie à l’Hopital Befelatanana Antananarivo.
Aretina mpahazo ny zaza alohan’ny faha roa taonany ny bronchiolite. Matetika dia misy zaza maromaro miaraka voa any antrano, any am-pianarana na any amin’ny toerana fitaizana zazakely ireny satria virus izy io, izany hoe mikraoba tsy matin’ny antibiotiques.
Mifindra amin’ny alalan’ny rivotra iainana ny bronchiolite. Mitovitovy amin’ny fiatombohan’ny gripa ny fomba fisehoan’ity aretina ity any amboalohany, fa mila manao fitiliana ahafantarana ny tena marina.
Randranaivo Narindra, dokoteran-jaza avy ao amin’ny service pédiatrie Hopitaly Befelatanana no hanazava izany.
La grossesse précoce peut provoquer une fissure obstétricale. C’est pour cela que le planning familial est important surtout pour les jeunes.
Le planning familial est un moyen de gérer la grossesse. Le jeune peut choisir le moment où il veut avoir un enfant, le nombre des enfants, ou même ceux qui ne veulent plus avoir d’enfants.
Anisan’ny mandrovitra ny lalan-jaza ny fiterahana aloha loatra. Izay no tokony handrindrana ny fiterahana. Inona moa no atao hoe fandrindram-piterahana raha ho an’ny tanora no resahina ?
Izy io dia fomba iray hisafidianana ny fotoana hiterahana. Izany hoe raha tiana ahemotra ny fotoana hiterahana dia mampiasa fomba fandrindrana ny fiterahana. Anisan’ny fomba anakiray ihany ko aizy anelanelanana ny zaza ateraka. Ary koa fomba iray hanatsaharana ny zaza raha toa ka tsy te hiteraka intsony.
Les Malgaches sont généralement exposés aux crevasses pendant la saison hivernale. Si les crevasses sont le plus souvent localisées sur les pieds et les mains, les gens de la campagne sont touchés aux talons et ceux qui vivent en zone urbaine le sont à la jambe.
La crevasse est une maladie qui vient essentiellement d’un épaississement de la kératine (donc de l’épiderme) sur lequel va apparaître une coupure. Découvrez les symptômes et le traitement des crevasses dans SantéNakà.
Tongotra vakivaky : Raha any ambanivohitra, ny vodi-tongotra no tena hazon’izany. Raha an-tanan-dehibe kosa eny amin’ny ranjo. Fantaro ao amin’ny fandaharana Santé Nakà ny mahatonga izany sy ny fitsaboana azy.