La toxoplasmose est due à un parasite appelé « Toxoplasma Gondii », transmis par les chats. Il n’y a pas que les chats qui transmettent ce parasite mais également le fait de manger de la viande mal cuite ou des légumes mal lavés.
Toxoplasmose no anaran’ilay aretina mahazo ny olombelona rehefa hifindran’ilay « parasite » antsoina hoe « Toxoplasma Gondii » avy amin’ny saka. Tsy io biby io ihany nefa no mitondra io aretina io fa ny fihinana hena manta na legioma tsy voasasa tsara ihany koa dia mety mahatonga ny toxoplasmose.
Visibilité web et Search Engine Optimization
Le SEO est un ensemble de techniques pour augmenter la visibilité d’un site web ou d’une page web sur les résultats d’un moteur de recherche.
Lucianna a rencontré  Tojo Ramino, directeur général de Media Click, une entreprise de communication digitale basée à Antananarivo. Il nous explique comment fonctionne le SEO, la gestion de la réputation en ligne et la stratégie marketing sur le web.
Ny fomba fiasan’ny tranokala na ny site web no resahan’ny Media Click androany.
Singa anankiray anatin’izany ny SEO na ny Search Engine Optimization. Izy io dia fitambarana teknika maromaro atao mba hahatonga ny tranokala na ny pejy iray hiseho voalohany rehefa manao fikarohana amin’ireny moteur de recherche ireny, ny Google ohatra. Mandeha tsikelikely ny fivoaran’ny vokatra azo fa tsy avy hatrany dia hita mivaingana be.  Â
Na dia mbola zava-baovao amin’ny orinasa na fikambanana na mpandraharaha malagasy ary ny mitantana io SEO dia efa hita mihamitombo kosa ireo izay liana amin’izany.
Modération d’un débat : C’est un travail qui exige beaucoup de préparations. En partant des questions jusqu’à l’atteinte des objectifs, en passant par la gestion du temps, c’est un véritable parcours de combattant. Et cela, pour le plaisir de l’assistance et des cibles. Le journaliste et modérateur de débats Andriamanambe Raoto en parle dans l’émission Ketrika sy Kandra.
Manentana sy manamora ady hevitra : Tena asa tsy mora ary mitaky fiomanana sy fanomanana matotra. Miainga aty amin’ny fanontaniana ho apetraka, hatrany amin’ny fanatrarana ny tanjona, mandalo amin’ny fanajana ny fotoana izany. Hiresaka bebe kokoa amintsika momba izany asa izany ny mpanao gazety sady mpanamora no mpanentana ady hevitra, Andriamanambe Raoto, ao anatin’ny fandaharana Ketrika sy Kandra.
Finday, solosaina, fahitalavitra, radio tsy miasa intsony…Ireny no atao hoe fako elektronika. Ny « Vohitra Environnement » no anisan’ny orinasa malagasy voalohany manangona sy mikirakira ireny fako elektronika ireny mba hiarovana ny tontolo iainana.
Cellulaires, ordinateurs, téléviseurs, poste radio qui ne servent plus, ce sont tous des déchets électroniques. « Vohitra Environnement » est la première entreprise malgache à rassembler ces déchets pour préserver l'environnement.
Vous pouvez transformer votre sport favori en métier, comme par exemple être arbitre ou entraîneur. Il y a des conditions à part la maîtrise des règlements du sport. Randrianorosoa Antsoniandro, Directeur Technique National du Malagasy Rugby est invité dans notre émission.
Azonao atao asa ny fanatanjahantena ankafizinao. Ohatra hoe manao mpitsara lalao na mpanazatra. Misy fepetra takiana ankoatra ny fifehezana ny taranja iray anefa izany. Manazava izany i Randrianorosoa Antsoniandro, Tale tekinika nasionaly ao amin’ny Malagasy Rugby.
Â
La filière relation internationale, un thème intéressant pour les jeunes. Un jeune diplômé dans ce domaine, Fetra Rakotondrasoava, va en parler dans l’émission Ketrika sy Kandra.
Â
Fantatrao ve ny hianarana rehefa misafidy ny lalam-piofanana fifandraisana iraisam-pirenena na ny relation internationale ianao ? Hanazava izany i Fetra Rakotondrasoava ao amin’ny fandaharana Ketrika sy Kandra.
Les licenciés ont des droits dont qu’ils doivent connaitre dès que l’entreprise où il travaille ferme ses portes pour différentes raisons. Parmi ces droits, il y a le paiement en totalité du salaire jusqu’au jour de la fermeture de l’entreprise, il y a également paiement des congés payés. Jerison Razafimanantsoa, directeur général du travail et des lois social va expliquer cela dans l’émission « hono ho’aho ».
Maro ireo zon’ny mpiasa tokony ho fantatr’izy ireo rehefa mikatona ny orinasa misy azy. Ao anatin’izany ny karama sy ny zon’ny fialantsasatra ary ny fisotroan-dronono. Hanazava izany ato amin’ny fandaharana « Hono ho’aho » Andriamatoa Razafimanantsoa Jerison, tale jeneralin’ny asa sy ny lalana sosialy.
Les accidents à moto sont souvent mortels ou laissent des blessures graves. On a observé quelques cas dans les hôpitaux, sur facebook ou dans les journaux.
Quelles sont les règles de circulation à moto ?
Une moto qui fait moins de 50cm3 n’exige pas un permis de conduire. Par contre, il faut obligatoirement en avoir un pour toutes motos qui dépassent cette taille.Â
Toky a interviewé Rabeandriamaro Hajatiana, directeur sécurité et sureté dans les secteurs de transport et tourisme.
Tsikaritra tato ho ato fa betsaka ny lozam-pifamoivoizana mihatra amin’ny kodiaran-droa ireny na ny moto. Rehefa manatona eny amin’ny toeram-pitsaboana no tena ahitana izany, na ihany koa any anaty gazety mivoaka isanandro.
Inona marina ny lalà na mifehy ny moto eto amintsika ?
Ny moto latsaky ny 50cm3 dia tsy ilana fahazoan-dalana mamily. Ny hafa rehetra kosa dia tokony hananana fahazoan-dalana, hianarana « code de la route » ary mila manaja ny fitsirihana ara-dalana na ny visite technique.
Vahinin’ny fandaharana Hono ho’aho i Rabeandriamaro Hajatiana Talen’ny Aro loza sy fandriampahalemana eo amin’ny sehatry ny fitanterana sy ny fizahantany.
Les nouveaux buildings pour Ivato sont au nombre de 38. La première étape pour les travaux seront fini pour cette semaine.
Seulement ceux qui ont un travail stable et qui pourront payer le loyer auront le privilège d’y habiter. Ils en seront les propriétaires à la fin du contrat de location.
Miisa 38 ireo building vaovao hatsangana eny Ivato. Efa vita tamin’iny herinandro ny dingana voalohany tamin’ny asa.
Ireo olona manana anton’asa ara-dalana sy manana fahafahana manefa ny hofan’ny trano isambolana no afaka hipetraka ao. Ho lasan’izy ireo tanteraka ny trano hipetrahany rehefa tapitra ny fe-potoana hanofana izany.
Actuellement, le taux directeur pour la Banque centrale de Madagascar est de 9.5%. La banque centrale ne fait pas de prêt. Le taux d’intérêt des autres banques dépend de ce taux directeur, cela peut atteindre 19% par an.
Amin’izao fotoana izao dia manodidina ny 9.5% ny sandan’ny fampindramam-bola na taux directeur apetraky ny Banky foiben’i Madagasikara. Tsy mpampindram-bola ny Banky Foibe. Fa miankina betsaka amin’io ny famaritan’ny banky tsotra ny zana-bola halainy amin’ireo rehetra mindram-bola any aminy. Efa tafiakatra hatramin’ny 19% isan-taona izao ny zanabola alain’ny banky sasany.
Le theme pour cette journée mondial de la radio est « Promouvoir la diversité des programmes et dans les rédactions ». C’est valoriser les disparités dans les émissions et les programmes ainsi que dans les rédactions. Manda Herilaza Ravelojaona, Secretaire général de la commission nationale malgache de l’UNESCO, va expliquer cela.
Lohahevitra noraisina ho amin’ ity fankalazana ny andro maneran-tany ity ny hoe « Promouvoir la diversité des programmes et dans les rédactions » zany hoe raha hazavaina tsotsotra dia hoe fanomezan-danja ny fahasamihafana eo amin’ ny fandaharana alefa sy ny eo anivon’ ny fanoratana ». Hanazava momba izany I Manda Herilaza Ravelojaona, Sekretera jeneralin’ny voamiera nasionaly Malagasy UNESCO, miaraka amin’I Lucia.
Durant cette journée international dédiée à la commémoration des victimes de l'holocauste, Farash, une jeune slameuse engagée, a fait un texte sur le holocauste. Elle l’a présenté cet après-midi durant l’évènement organisé par la CINU, le centre d’information des nations unies à l’ivon-toeran’ny kolontsaina malagasy IKM Antsahavola.
Farash, tanora iray mpanao poezia mitolona, dia nanao lahatsoratra iray momba ny "holocauste" ho an'ity andro manerantany hahatsiarovana ireo tra-doza nandritra io tranga io. Natolony androany hariva nandritra ny hetsika nataon'ny CINU na ivon-toerana fahampafantarana ny firenena mikambana tany amin'ny ivon-toeran’ny kolontsaina malagasy IKM Antsahavola.
L’homme suspecté dans le meurtre d’une femme enceinte, survenu à Ambilobe, est arrivé à Antananarivo par avion hier pour la suite du procès.
Office National pour l’Environnement : 906 permis environnemental délivrés entre l’année 1997 et 2020.
Région Androy : le kere menace la population.
Nalefa fiaramanidina ary tonga teto Antananarivo ilay lehilahy iray voarohirohy tamin’ny famonoana ilay vehivavy bevohoka nitranga tany Ambilobe.
Foibem-pirenena momba ny Tontolo iainana : fahazoan-dalana ara-tontolo iainana miisa 906 no navoakan’ny ONE nanomboka tamin’ny taona 1997 hatramin’ny 2020 izao.
Faritra atsimo : mananontanona ny kere nohon’ny tsy fisian’ny rano sy sakafo.