Cashpoint : Il n’y a pas eu de braquage de cashpoint qui s’est produit lundi dernier, ce n’était qu’un coup monté.
Manjakamiadana : Les travaux de reconstruction sont en cours de finition. Comme prévu, ils seront finis avant la fête nationale.
Ny Rado Rafalimanana : Le système des nations unies ont réitéré le fait que les organisations cités par Ny Rado Rafalimanana ne sont pas affiliés par les Nations Unies.
Cashpoint : Tsy nisy fanafihana izany tamin’ io alatsinainy io fa kosa nisy olona roalahy tonga, tamin’ ny 4 ora sy fahatelony tolakandro teo ho eo ary naka ny vola izay maty ny androtriny.
Manjakamiadana : Efa mamaraparana ny asa fanamboarana ireo teknisiana miandraikitra izany. Ho vita mialohan’ ny hankalazantsika ny fetim-pirenena izy io.
Ny Rado Rafalimanana : Nanamafy ny solotena maharitry ny rafitry ny firenena mikambana eto amintsika fa tsy miara-miasa amin’i Ny Rado Rafalimanana ry zareo ary tsy nanome pasipaoro diplaomatika azy.
Selon les explications de Fanja Randriamamonjy, le frère restera toujours auprès de la femme durant ses mauvais jours quand tout le monde l’aura laissé tomber. Il sera le dernier à être là pour elle, c’est l’origine même de l’expression « Anadahy fara vady », le frère est le dernier mari. Mais la relation du frère et de la sœur n’est pas considérée comme celle des époux.
Amin’ny fanazavan’i Fanja Randriamamonjy, rehefa tra-pasahiranana ny vehivavy ka tsy misy na iza na iza azony ihanteherana intsony dia ny anadahy sisa no azony ihanteherana. Tsy mitovy amin’ny resaka vady iray trano izy ity fa resaka fifandraisana.
La tuberculose osseuse est une maladie microbienne des os et des articulations selon le docteur Ralay Fanjalalaina. Elle peut se transmettre à travers des postillons ou le souffle. Les microbes vont dans le sang et atteint l’os et les articulations.
Ny tiberikilaozy amin’ny taolana hoy i dokotera Ralay Fanjalalaina dia aretin’ny taolana azo avy amin’ny taolana sy ny vanintaolana avy amin’ny mikraoba. Mety hifindra avy amin’ireo olona voan’ny tiberikilaozy amin’ny tratra ity aretina ity, amin’ny alalan’ny pitidrora na rehoaka na fofon’aina ka miditra any anaty avokavoka. Mahazo ny rà ilay mickraoba avy eo ary mety tonga any amin’ny taolana sy vanintaolana.
L’Education Physique et Sportive à l’ecole est utile pour le développement de l’être humain. Pour cela, ce n’est pas n’importe qui qui peut être professeur d’EPS.
Ankoatra ny hoe mampatanjaka ny fanaovana EPS na gym any an-tsekoly dia ilaina amin’ny fampivoarana ny maha olona ihany koa io taranja io. Noho izany tsy ny olona rehetra na izay nanao fanatajahantena dia afaka manao io asa io. Araho ao anatin’ny fandaharana Ketrika sy kandra ny fepetra takiana raha te ho lasa mpampianatra fanatajahantena izany.
Ny fiarahamonim-pirenena dia hery iray mandanjalanja ny fiarahamonina politika. Anisan’ny andraikiny ny manabe, ny manara-maso ny fiainam-pirenena. Ao ihany koa ny mitoroka ny zavatra tsy mety eto amin’ny firenena.
Ao anatin’izay asany izay nefa misy fotoana hita fa tsy mipà aka firy aty amin’ny vahoaka izany. Mazà na manan endrika ratsy ny fiarahamonim-pirenena toy ny hoe mitango ny vola izay tadiaviny fotsiny na manao tohatra fiakarana io andraikiny io hahafahana miroso amin’ny politika na maka fitondrana.
Izay no horesahana ao anatin’ny Ndao Hilaoeky anio, izay hiarahana amin’i Fabien Privat, avy ao amin’ny ONG Tolotsoa, miady amin’ny kolikoly sy ny fampanjakana ny fanjakana tsara tantana, sy Ramandahatra Blaise, avy ao amina antoko politika iray ary i Andriantoavina Gold, mpandinika fiaraha-monina.
Suite à l’opération « Tsinjo » menée par le Ministère de l’industrie du commerce et de l’artisanat, le prix des produits de première nécessité a pu être stabilisé à Mahanoro et à Vatomandry.
RN7 : la route est coupée à Fierenana, entre la Commune de Soanindrariny et la commune de Sahanivotry et Tanambao dans le district d’Antsirabe II depuis le weekend dernier.
District de Maroantsetra : La Direction Régionale de l’industrie, du commerce et de l’artisanat à Analanjirofo se lance dans la professionnalisation des artisans.
Taorian’ny « opération Tsinjo » nataon’ny Ministeran’ny Indostria sy ny varotra ary ny asa tanana, dia niverina tamin’ny laoniny ny vidin’ny enta-madinika tao Mahanoro sy Vatomandry.
RN7 : Tapaka ny lalana ao Fierenana, eo anelanelan’ny Kaominina Soanidrariny sy Sahanivotry ary Tanambao ao amin’ny distrikan’Antsirabe II nanomboka ny faran’ny herinandro lasa teo.
Maroantsetra : Miditra amin’ny fanaovana matihanina ny asan’ireo mpanao asa tanana ny talem-paritry ny indostria sy ny varotra ary ny asa tanana ao Analanjirofo.
Foot International : Les Barea de Madagascar auront un match pour le championnat U20 des pays arabes 2020 ce soir à 18h.
Foot national : Les matches préliminaires pour la Telma coupe de Madagascar vont commencer ce samedi et dimanche. Les équipes venant de toutes les régions de Madagascar auront à jouer 22 matches.
Art martial : La délégation qui représentera Madagascar pour les jeux olympiques 2020 à Tokyo pour le 22 et 23 février s’est envolée pour le Maroc hier pour les éliminatoires.
Volley Ball : Encore 2 équipes éliminées pour les malgaches durant le championnat de la confédération d’Afrique.
Baolina Kitra iraisam-pirenena : Androany @ 6 ora hariva indray no hiakatra kianja ny Barea Madagasikara latsiky ny 20 taona @ ilay fifaninanana amboaran’ny tany arabo 2020.
Baolina kitra eto an-toerana : Hanomboka @ sabotsy sy alahady izao ny lalao savaranonando @ Telma coupe de MaDAGASIKARA ka lalao 22 no atao @ ireo fotoana ireo izay hiparitaka @ faritra maro eto Madagasiakra.
Haiady : Nihazo an’i Maraoka omaly ireo delegasionina Malagasy handeha hiatrika ny dingana fifanitsanana hiakarana any @ lalao Olympika 2020 izay atao any Tokyo ny 22 sy 23 febroary moa no hanaovana ity lalao ity.
Volley Ball : Niampy roa indray ny ekipa Malagasy raraka tamin’ny fiadiana ny amboaran’ny kaonfederasionina Afrikanina volley ball aty @ faritra fahafito.
Iles Eparses : « Justice Monde » est contre une cogestion.
Sècheresse dans le Sud : Cela fait 4 mois que la sècheresse persiste.
Impôt : Des mesures pour toutes les entreprises en ce qui concerne leur déclaration d’impôt depuis 2016.
Iles Eparses : toherin’ny « Monde Justice » izay tarihin’i Arlette RAMAROSON sy James RATSIMA ny fikasan’ny Frantsay hitantanana miaraka ny Nosy manodidina an’i Madagasikara.
Haintany any Atsimo : Maina tanteraka ny tany any @ faritra atsimon’ny Nosy iny ary efa nahatratra 4 -bolana izay no tsy nisian’ny rotsak’orana tany an-toerana.
Fampidiran-ketra eto Madagasikara : Misy fandraisana fepetra vaovao ho an’ireo orinasa kely na lehibe mahakasika ny fanambaran-ketra ataon’izy ireo nanomboka ny taona 2016.
Sècheresse dans le Sud.
Comment le droit d’image s’applique pour les personnes condamnés ou suspectés pour un crime ?Â
Upsilon veut investir dans le développement des compétences malgaches.
Main-tany ny any atsimo.Â
Ny zon’ireo olona voarohirohy amina raharaham-pitsarana amin’ny resaka fangalà na sary.
Haraha-maso ny kalitao sy ny vidin’ny entana fampiasa andavanandro amin’izao vanim-potoanan’ny fahavaratra izao.
Face aux fermetures d’entreprises, il faut savoir que les employés ont des droits légaux : percevoir les salaires non dus et les indemnités de licenciement. Selon la loi du travail malgache, un employé a droit à 10 jours d’indemnités de licenciement multiplié par l’année de service effectif. Mais d’un côté, cela peut être aussi dicté par le contrat signé entre l’employeur et l’employé ou une convention collectif.
L’employé a aussi le droit à l’octroie d’un certificat de travail, en plus du paiement des jours de congés qui n’ont pas été utilisés.
En ce qui concerne les cotisations pour les retraites, la fermeture de l’entreprise n’y aura pas d’impact étant donné que l’employé pourra continuer à faire sa cotisation sur le même compte dans une autre entreprise.
Selon le Directeur général du travail et des lois sociales, il est préférable que l’employé demande auprès de l’inspection du travail pour plus d’information.
Coronavirus en Chine : pas de rapatriement des 52 étudiants malgaches en quarantaine à Wuhan.
Affaires Ny Rado Rafalimanana : le CAFE ou Intergovernemental Collaborative Action Fund for Excellence ne figure pas sur la liste des ONG reconnues par le ministère des Affaires Etrangères.
Projet Tanamasoandro : la population d’Ambohitrimanjaka refuse toujours de céder leur terrain.
Tsy mbola mahazo mody ireo mpianatra malagasy natoka-monina vokatry ny coronavirus any Wuhan, Chine.
Raharaha Ny Rado Rafalimanana : Tsy misoratra ao amin’ny lisitry ny ONG na ny fikambanana tsy miankina amin’ny fanjakana ny CAFE na Intergovernemental Collaborative Action Fund for Excellence, hoy ny ministeran’ny raharaham-bahiny.
Tetikasa Tanamasoandro : tsy hanaiky ny tambi-tany omen’ny fanjakana azy ireo ny mponina ao antoerana satria lovan’izy ireo ny tanimbary ka tsy amidy.
Tsihombe, Androy : la sècheresse et le kere menacent la région.
Bevoay : les habitants ne sont pas informés de la proposition de déplacer les concernés du projet Tanamasoandro Ambohitrimanjaka à Bevoay. Â
Ambilobe – Vohémar : prévoir plus de 16h pour traverser les 160 km reliant ces deux localités à cause du mauvais état des routes.
Tsihombe, Androy : tsy ampy ny rotsakorana, mihamafy ny « tioke antimo » ary ahiana ny hisian’ny kere hoy ny depiote any antoerana
Ambilobe : voasambotry ny polisy ny iray amin’ireo ahiana ho namono ilay vehivavy voatsatok’antsy.
Bevoay, Morombe : tsy mbola mahafantatra ny momba ilay famindrana ny mponina voakasika amin’ilay tetikasa Tanamasoandro ao Ambohitrimanjaka ho any Bevoay ireo fokonolona any an-toerana.Â
Volley ball : 8 équipes vont représenter Madagascar au championnat zone 7.
Tennis : RAKOTONDRAINIBE Sampras et RANAIVO Toky sacrés champions d’Afrique chez les moins de 18 ans.
Championnat de Madagascar de rugby : Le UASC Cheminot ou Besetroka remporte la victoire contre Mang’art Manjakaray, sur un score de 16 à 9.
Basketball : Ouverture officielle du Basketball Africa League hier.
Volley ball : Nanomboka tamin’ny herinandro lasa teo ny fiadiana ny tompon-daka aty amin’ny faritra faha 7.
Tompon-daka ny Afrika taranja Tenisy- U18 isan-tarika : Voahosotra ho tompon-dakan’ny Afrika taranja tenisy latsaky ny 18 taona i RAKOTONDRAINIBE Sampras sy i RANAIVO Toky.
Baolina lavalava : tompon-dakan’i Madagasikara sokajy FEDERAL 2 ny UASC Cheminot na ny Besetroka tao aorian’ny lalao omaly tetsy amin’ny Makis Andohatapenaka.
Basketball : Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly ny Basketball Africa League.