COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Mahaly a 11 ans et elle est autiste. Elle aime la musique, et c’est l’une de son langage de communication. Sa mère nous décrit leur quotidien à la maison et la qualité de leur relation.

Le Docteur Ratsifandrihamanana Lanto explique que l’autisme n’est pas une maladie mentale. C’est un trouble du développement cérébral qui se manifeste souvent dans la qualité des interactions sociales et des intérêts de l’enfant en grandissant. Il n’existe pas un traitement pour soigner un enfant autiste, et d’ailleurs, un enfant autiste n’a pas besoin d’être soigné ou guéri. Il a juste besoin d’être compris. Il existe des thérapies pour aider les parents à mieux accompagner leur enfant à chaque étape de son développement.



Mahaly, 11 taona, ary autiste. Mitantara ny fifandraisan’izy ireo ao antrano sy ny fitaizana atao aminy ny reniny. Tia mihira Mahaly, ary fomba anakiray hahafahan’izy ireo mifandray ny hira.

Manazava ihany koa ny Dokotera Ratsifandrihamanana Lanto fa tsy aretina ny autisme fa toe-batana. Samihafa ny fomba fisehoany amin’ny olona tsirairay, na eo amin’ny fihetsika na ny fisainana na ny fanehoampitiavana na ny fanehoankevitra. Antsoina hoe thérapie ny fitsaboana arahanan’ny olona autiste, ary mivoatra araka ny dingam-piainana atrehin’zy ireo ny thérapie atao aminy.

Ambohidrabiby, Ambohidratrimo, Ambohijoky…elles font parties des 12 collines sacrées de l’Imerina du temps du roi Andrianampoinimerina.

12, comme le nombre d’épouse de ce roi également. A chaque victoire, celui-ci installe un palais en haut de la colline et épouse une jeune fille du village. C’est ainsi qu’il a réussi à cadrer Imerina et unifier les villes aux alentours de son royaume.  

Zo a interviewé Maurice Rasamoelina, historien.



Ambohidrabiby, Ambohidratrimo, Ambohijoky… isan’ireo tendrombohitra roambinifolo manodidina an’Imerina ireo. Ireo tendrombohitra roambinifolo ireo no toerana nametrahan’i Andrianampoinimerina ny vadiny na nankany ny vadiny, ka nananganany rova avokoa.

Henoy ny fanazavan’i Maurice Rasamoelina ny tantara manodidina ireo tendrombohitra ireo sy ireo vadin’ny mpanjaka.  

Faut-il avoir au préalable une certaine expérience dans le monde professionnel pour réussir dans l’entreprenariat ? Une de nos invitées défend que oui, c’est nécessaire, au vu des risques qu’implique le choix de devenir entrepreneur. L’autre s’y oppose en avançant qu’il faut juste s’entourer des bonnes personnes dans son cercle pour relever le défi.     

Comment équilibrer ces deux points de vue ? Quel est le meilleur moment pour se lancer dans l’entreprenariat et comment faire face aux divers obstacles sur son chemin ?  



Ady hevitra mahakasika ny fandraharahana indray no nanasanay mpianatra avy eny amin’ny oniversiten’Antananarivo androany.

Mahaliana ny tanora ny sehatry fandraharahana na dia maro be aza ny sakana sy ny fahasarotana ao anatin’izany. Misy ireo mpianatra no manana tetikasa hanangana orinasa kely avy hatrany rehefa nahazo diplaoma. Misy kosa etsy ankilany ireo misafidy hanatona orinasa ihany satria mari-toerana kokoa any ary hahazoana traikefa.

Inona ny safidy mampivelatra kokoa ? Fotoana manao ahoana no tokony hanapahana hevitra hiditra amin’ny fandraharahana ? Ahoana ny hiatrehana ireo fahasarotana rehefa miandry ao amin’ny sehatry ny asa ? 

On dit qu’un licenciement est abusif quand il n’est pas fondé sur des raisons valables et définies en avance par le règlement intérieur de l’entreprise.   

Que faire en cas de licenciement abusif ?

Se rendre auprès de l’inspecteur de travail avec son contrat. L’employé victime d’un licenciement abusif a le droit d’engager des poursuites judiciaires à l’encontre de son employeur. La réintégration peut être une des solutions envisagées à l’issue de cette étape, à condition que les deux parties se mettent d’accord. Dans ce cas, l’entreprise doit verser à l’employé le salaire qui lui revient depuis le jour du licenciement abusif jusqu’au jour où celui-ci reprend son poste.



Inona izany atao hoe fandroahana tsy ara-drariny eo amin’ny sehatry ny asa ?

Samy manana ny fifampitondrana anatiny  ny orinasa tsirairay, ary voafaritra ao anatin’izany hoe inona avy ny fahadisoana goavana mety hiteraka fandroahana. Atao hoe fandroahana tsy ara-drariny izy rehefa ivelan’ireo antony voalaza ireo no nandroahana ilay olona na ilay mpiasa anankiray.

Azo atao ny mitory ny mpampiasa na ny orinasa nanao izany eny anivon’ny inspecteur du travail na ny fanaraha-maso ny asa. Raha tafaverina soa amantsara amin’ny asany teo aloha ilay olona niharan’ny fandroahana tsy ara-drariny, dia manana zo hitaky ny karama tokony ho azy teo anelanelan’ny fotoana nitrangan’ny fandroahana ka hatramin’ny fotoana niverenany indray. 

« Saronakarona » est un petit panier avec couvercle qu’une jeune fille doit confier à sa grande sœur si la benjamine décide de se marier avant elle. La mariée va mettre dedans quelques-uns de ses objets personnels.

Ce geste peut avoir deux sens. D’abord, une forme d’excuse pour avoir devancé ou outrepassé sa grande sœur. Car logiquement, c’est la grande sœur qui parte en premier pour se marier. Mais ce geste est également une façon de donner sa bénédiction, en lui souhaitant son tour bientôt.



« Saronankarona » : harona kely vita amin’ny rary izy io, izay omen’ny zandrivavy ho an’ny zokiny vavy rehefa lasa hanambady alohany izy. Ataony ao anatiny ao ny kojakojam-behivavy fampiasany tao an-trano.

Misy heviny anankiroa izany fihetsika izany.  Endrika fialantsiny ataon’ilay zandriny amin’ny rahavaviny izay nosongonany tamin’ny fanambadiana. Fa endrika tso-drano ihany koa, hilazana hoe « mahaleova mahalasana, mbola hanaraka ny diako ianao ».

« C’est l’histoire qui fait d’une nation une nation »

Une interview avec Rasoloarison Jeannot, professeur d’histoire à l’université d’Antananarivo. Il parle de combien il est important pour chaque citoyen de connaitre l’histoire de son pays. C’est même un devoir qui commence dès le plus jeune âge. Il explique pourquoi la méthodologie utilisée à l’école n’est pas réellement efficace.



« Ny tantara no maha firenena iray ny firenena iray. Ny firenena tsy manana tantara dia toy ny hoe firenena tsy misy fototra.»

Tafatafata nataon’i Tsanta tamin’i Rasoloarison Jeannot, mpampianatra tantara eny amin’ny anjerimanontolo, hanazava ny maha zava dehibe ny mahafantatra ny tantaran’ny firenenao. Hitsikera ihany koa ny fomba fampitana ny tantara any antsekoly sy hanome torohevitra hanatsarana izany.

jeudi, 13 février 2020 11:02

Journal des régions du 12 février 2020

Moramanga : plus de 1000 jeunes filles âgées de 15 ans et plus ont choisi de suivre un programme de planning familial.

Secheresse à Ambovombe Androy : la dernière goutte de pluie remonte en Décembre de l’année dernière.

Ambositra : l’examen d’entrée à l’école de la Gendarmerie à Ambositra débutera ce dimanche à partir de midi.

 



Moramanga : 1000 mahery ireo tovovavy 15 taona no mihoatra no tonga nanao fandrindram-piterahana teny amin’ny CSB II vokatry ny programa WISH.

Ambovombe Androy : maina ny tany, tamin’ny volana desambra no nisy rotsakorana farany.

Ambositra : amin’ny alahady 16 febroary izao no fanombohan’ny dingana faharoa amin’ny fifaninana hidirana ho mpianatra zandary.

jeudi, 13 février 2020 10:51

Journal du 12 février 2020

DUPUIS : Ho Hatanorana ny mpilalao tanora  handrafitra ny Barea MADAGASIKARA izay tokony hiainga @ fananganana Akademia.

Niakatra ny vidin’ ny enta-madinika fampiasa andavanandro teo anelanelan’ ny faran’ ny volana janoary sy fiandohan’ ny volana febroary.

Hoampahafantarina anao ao anaty vaovao ihany koa ny mikasika ilay lalaon-tsaina vaovao antsoina hoe Tana Poly.



Les barea U-20 défendront le maillot Malgache dans la coupe arabe des nations

Il ne reste plus que 18 « Onjy Fostimaso » à Madagascar

Tanapoly où le Monopoly à la sauce malgache.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter