Ambohidratrimo : Voaporofo fa tsy misy CORONAVIRUS ireo olona nohahiahiana.
Raharaha Bas-Mangoky : Tsy misy fivarotana tany amin’ny Arabo fa fiaraha-miasa amin’izy ireo no misy hoy ny solombavam-bahoaka voafidy any an-toerana
Fahafatesana tovolahy iray tao Ambohimanambola : Nandritra ny fotoana nahatapahan’ny jiro tany an-toerana dia nanapaka hevitra ny milina fiasany ny tovolahy iray 20 taona. Tsy nampoiziny anefa ny fiverenan’ny jiro ka toron’ny milina tao izy.
Ambohidratrimo : Aucun cas de CORONAVIRUS
Cas de Bas-Mangoky : Selon le député élu dans la localité, il n’y jamais eu de vente de terre aux Arabes mais plutôt une collaboration.
Ambohimanambola : Un jeune homme de 20 ans succombe dans un broyeur à papier.
La plupart des noms malgaches commencent par « RA » surtout à Antananarivo. Selon l’orateur Ramaroson Aina cela signifie l’existence d’une vie.
« RA », fiandohan’ny anarana malagasy indrindra ho an’Antananarivo. Mariky ny aina no dikan’izany hoy Ramaroson Aina, mpikabary.
« Lolo mamoha angatra » est une façon d’exprimer une succession d’accident dans la langue Malgache.
« Lolo mamoha angatra », fomba fiteny iray ilazana loza mifanesy mitranga.
Tsaratanà na : Le « kapoaka » de riz s’achète à 1000ariary.
Fort Dauphin : Les eaux autour des mines d’exploitation d’Ilménite contiennent une grande quantité de plomb et d’uranium.
Antananarivo : 230 jeunes des bas quartiers ont reçu une formation en informatique et en français.
Tsaratanà na : 1.000ariary ny vidin’ny vary iray kapoaka.
Fort Dauphin : Nahitana tahana firaka sy uranium betsaka ao anatin’ny rano manodidina ny toeram-pitandrahana Ilménite.
Antananarivo : Tanora 230 avy amin’ny faritra iva nomena fiofanana mikasika ny informatika sy ny teny frantsay.
Coronavirus : Mianjo vonjy ireo mpianatra malagsy any Sina.
Mpivarotra amorondalana : Hafindra eo anoloan’ny RNM Anosy ny mpivarotra legioma ivelan’ny zaridaina an’Anosy. Vahaolana vonjimaika ihany io.
Fampianarana ambony : Hitsangan’ny Istec na ny Ecole supérieure de Marketing et de Commerce eto Madagasikara.
Coronavirus : Les étudiants malgaches en Chine lancent un appel au secours.
Marchand de légume dans les rues : Solution d’urgence, les marchands de légumes devant du jardin d’Anosy seront déplacés devant la RNM.
Etudes Supérieurs : L’Ecole supérieur de Marketing et de Commerce ou Istec ouvrira ses portes bientôt à Madagascar.
Tsy hisy ny andiam-balala amin’ity taona ity raha toa ka tsara ny toetrandro.
Betsaka ny tsy manara-dalana amin’ireo takelaka fanaovana dokam-barotra eto Antananarivo Renivohitra.
Isan’ny kolotsaina mbola tsy lefy amin’izao vanim-potoana iainantsika izao ny « Bà Gasy ».
Il n’y aura pas d’invasion de criquet pour cette année s’il fait beau
Beaucoup de panneaux publicitaires ne suivent pas les normes à Antananarivo
Le Bagasy n’est pas encore démodé
« Tolon’omby » ou la « zébumachie » est une culture propre à la région de Matsiatra Ambony. C’est un sport créé lors des festivités pour la venue dans la région des fils du roi Ravelonandro.
Ny « tolon’omby » dia kolontsaina mampiavaka ny faritra Matsiatra Ambony. Fanatanjahantena izy ity ary noforonina nandritra ny lanonana nankalazana ny fahatongavan’ny zanaky ny mpanjaka Ravelonandro tao Matsiatra Ambony.
Le « Fokontany », c’est la plus petite communauté où s’exerce une autorité publique à Madagascar. Son président gère certaines activités administratives : il délivre par exemple les certificats de résidence. C’est le représentant de l’autorité publique le plus proche des citoyens.
Ny prezidan’ny fokontany na sefo fokontany dia mandrindra ireo asa rehetra eo anivon’ny fokontany, izay rafi-panjakana manakaiky indrindra ny fokonolona.
Â
« Ramalina aza mifehy azo tokana », « même le prudent tient un bâton ». Cette expression veut dire qu’il faut anticiper les problèmes potentiels ou se préparer à d’éventuels contretemps.
« Raha malina aza mifehy azo tokana », fomba fiteny izay azo adika tsotsotra hoe mila miomana hatrany amin’ny izay zavatra mety hiseho rehetra.
Chaque région de Madagascar possède son propre rythme. Le terme « Bagasy » désigne le rythme malgache dans son ensemble, mais il change de nom en fonction des régions : le Ba Merina s’il est de l’Imerina ou le Ba Betsimisaraka s’il est du Betsimisaraka.
« Ce qui rend unique le Ba gasy, c’est sa mélodie », selon Bruno Randrianasolo, membre du groupe folklorique Rimbosa. Ce rythme n’est pas uniquement réservé aux anciennes générations mais il séduit également les jeunes. D’ailleurs, la plateforme Bagasy a été mise en place pour valoriser cette culture auprès des jeunes générations.
Un atelier de présentation du Bagasy s’est tenu hier à l’IKM Antsahavola pour faire connaitre la culture malgache et ses valeurs à travers ce rythme endémique à Madagascar.
Docteur Rakotonoely Domoina nous donne les détails sur la cause des aphtes. Ses apparitions relèvent souvent d'une blessure des muqueuses, d'allergies ou de carences alimentaires, ou d'une altération du système immunitaire.
Les aphtes se trouvent souvent sur la langue, les gencives, les lèvres.
Manazava ny antony mahatonga ny aretin’ny lanilany i Dokotera Rakotonoely Domoina. Anisan’ny antony mahatonga azy ny faharatran’ny lanilany, ny tsy fahazakana zavatra na ny allergie ary koa ny tsy fahampiana sakafo.
 Ny lela sy ny akanjo-nify ary ny molotra no ahitana azy matetika.
Â
Baolina kitra eto afrika : Nangataka ny hanaovana ny CAN ho isaky ny efa-taona ny Filohan’ny FIFA Gianni Infantino.
Baolina kitra any ivelany : Niverina nilalao any Thaïlande i Rakotoharimalala Njiva lohalaharan’ny Barea.
Taranja Kick Boxing : Hizara ny traikefany amin’ireo atleta eto an-toerana i Fazaraly, ilay mpikatroka kick boxing malagasy mila ravin’ahitra any chine.Â
Football Afrique : le président de la FIFA Gianni Infantino propose d’organiser la CAN tous les quatre ans.
Football international : Rakotoharimalala Njiva,  attaquant des Barea de Madagascar va rejoindra un club au Thaïlande.
Kick Boxing : Fazaraly est de passage à Madagascar pour partager ses expériences et recruter des talents.
Portait : Maitre Kira, une star du football malgache maintenant âgé de 70 ans. Il a été dans l’équipe du Club M dans les années 70.
Orange pro league : Match entre AS Adema Analamanga et le Cosfa Analamanga demain au stade By Pass et l’AJESAIA Bongolava contre 3FB Toliara au stade Vontovorona.
Rugby : Match entre JRA Andranomanalina et RCVA Ampasanimalo ensuite celui de RC Zami Namontana sy ny FTA Andavamamba au stade Malacam.
Varatava : Maitre Kira, 70 taona, kitan’ny baolina kitra fahiny izay nandrafitra ny Club M tamin’ny taona 70.
Orange pro league : Hifanandrina ny AS Adema Analamanga sy ny Cosfa Analamanga rahampitso eny amin’ny kianjan’ny By Pass. Ny AJESAIA Bongolava sy ny 3FB Toliara eny amin’ny kianjan’ny Vontovorona.
Baolina lavalava : Hatao etsy amin’ny kianjan’ny Malacam, ny alahady izao ny lalao manasa-dalana amin’ny fiadiana izay ho tompodakan’Antananarivo Renivohitra izay hifanandrinan’ny JRA Andranomanalina amin’ny RCVA Ampasanimalo ary ny fifandonan’ny RC Zami Namontana sy ny FTA Andavamamba.
Â