Ça signifie qu’être membre du parlement n’est pas compatible avec l’exercice d’une autre activité ou mandat public. Par exemple, à partir du moment où ils sont élus, les députés ne peuvent plus exercer tout autre mandat public électif et tout autre emploi public, hormis l’enseignement. Un député ne peut pas être sénateur en même temps. Il doit faire un choix entre les deux.
Un autre exemple d’incompatibilité. Le député ne peut en aucun cas exercer la fonction du Président de la République, des Membres du Gouvernement ou de la HCC, du Médiateur de la République, de Magistrats des Cours et Tribunaux ou encore en tant que membres de la CENI. Toujours selon la loi, Il est interdit à tout Député de laisser figurer son nom suivi de l’indication de sa qualité dans toute publicité relative à une entreprise financière, industrielle ou commerciale.
Inona no antsoina hoe « régime des incompatibilités ? »
Mikasika ireo asa sy andraikitra tsy azon’ireo solombavambahoaka atao, manomboka amin’ny fe-potoana nahalaniany izy io, araka ny lalà na malagasy mifanaraka amin’ny fifidianana solombavambahoaka. Isan’izany ohatra ; tsy azon’ny solombavambahoaka atao ny misalovana anjara asa hafa sy manao asam-panjakana hafa, ankoatra ny fampianarana. Ankoatra izay, tsy azony ihany koa ny sady manao loholona. Raha toa ka amperin’asa izy no voatendry ho loholona, dia atsahany avy hatrany ny asa maha solombavambahoaka azy, na mifamadika amin’izay ihany koa raha lasa solombavambahoaka ny loholona iray.
Ohatra hafa, tsy afaka manao asana filoham-pirenena, mpikambana ao amin’ny governemanta na ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana, mpanelanelan’ny repoblika, mpitsara, na ihany koa mpikambana ao amin’ny CENI ny solombavambahoaka. Araka io lalà na io hatrany, tsy azony atao ny mampiasa ny anarany sy ny asa sahaniny amina dokambarotra mifandraika amina orinasa.
C’est lui qui conduit la politique générale de l’Etat. Il est le responsable de la coordination des activités des ministères ainsi que de la mise en œuvre de tout programme national de développement. C’est lui qui arrête les projets de loi, assure l’exécution des lois et veille à l’exécution des décisions de la justice. C’est lui qui assure la sécurité, la paix et la stabilité dans le pays et à cette fin, il dispose de toutes les forces chargées de la police, du maintien de l’ordre, de la sécurité intérieure et de la défense. Il est aussi le Chef de l’Administration et assure le développement de toutes les Collectivités territoriales. Il préside le conseil de gouvernement pour fixer le programme de mise en œuvre de la politique générale de l’Etat et arrêter les mesures à prendre pour en assurer l’exécution.
Inona avy ny andraikitry ny praiministra lehiben’ny governemanta ?
Izy no mitarika ny fanatanterahana ny politika ankapoben’ny fanjakana. Izy no tompon’andraikitra amin’ny fandrindrana ny asan’ny ministera ary ny fanatanterahana ny programam-panjakana mikasika ny fampandrosoana. Izy no mankato ireo volavolan-dalà na, miantoka ny fampiharana ny lalà na velona ary mitandro ny fanatanterahana ireo didy avoakan’ny fitsarana. Izy no miantoka ny fandriam-pahalemana, ny fitoniana ary ny fahamarinan-toerana eto amin’ny firenena. Ho fanatanterahana izany dia manana fahefana hampiasa ny mpitandro filaminana sy ny fiarovam-pirenena izy. Izy no lehiben’ny fitantanan-draharaha rehetra ary miantoka ny fampandrosoana any amin’ny vondrom-bahoaka hitsinjaram-pahefana. Izy no mitarika ny filankevitry ny governemanta atao eny Mahazoarivo izay handraisana ireo fanapahan-kevitra hanatanterahana ny politikan’ny fanjakana.
L’affichage relatif à la propagande est interdit avant six de l’ouverture de la campagne électorale. L’usage du drapeau national, quel que soit la forme, est également interdit. Il est punissable par la loi d’enlever, de déchirer ou d’altéré les affiches des candidats adverses. On ne peut pas mettre des affiches de propagande électorale dans les endroits publics autres que ceux prévus des emplacements exclusifs, destinés à recevoir des affiches électorales. Ces emplacements doivent être situés dans des endroits fréquentés habituellement par les électeurs mais largement éloignés des bureaux de vote. La taille des affiches et les modalités de leur apposition sont fixées par voie réglementaire. Aucune affiche ne peut être apposée après le jour et l’heure de clôture de la campagne électorale.
Ahoana ny lalà na momba ny afisy rehefa fampielezan-kevitra ?
Tsy mahazo mametaka afisy miendrika propangandy enim-bolana mialoha ny daty voatondro hisokafan’ny fampielezan-kevitra. Tsy azo atao ihany koa ny mametraka sainam-pirenena ao anaty afisy na toy ny ahoana na ahoana endrika hampiasana azy. Voararan’ny lalà na ary maha voasazy ny manongotra na mandrovitra na manindry ny afisin’ny kandidà mpifaninana. Tsy azo atao ihany koa ny mametraka afisy eny amin’ny fananam-bahoaka afatsy eo amin’ny toerana efa voatokana fametahana afisina propagandy. Atao amin’ny talaky maso ny afisy saingy tsy azo apetaka manakaikikaiky biraom-pifidianana. Ny refin’ny afisy sy ny filaharany dia faritana aorian’ny antsapaka. Tsy azo atao intsony ny mametaka afisy aorian’ny ora voatondro hikatonan’ny fampielezan-kevitra.
Toute personne se portant candidat à l’élection législative doit :
Avoir rempli les conditions requises par la Loi organique relative au régime général des élections et des référendums pour être électeur mais aussi être inscrit sur une liste électorale d'une circonscription du territoire national ;
Être de nationalité malagasy et domicilié sur le territoire de la République de Madagascar ;
Âgé de vingt et un ans révolus à la date du scrutin ;
Jouir de tous ses droits civils et politiques ;
N'avoir jamais été condamné pour crime ou délit sauf pour les homicides, blessures et coups involontaires à moins que ces infractions soient reliées à des délits de conduite en état d'ivresse ou des délits de fuite ;
Avoir rempli ses obligations fiscales et s’être acquitté de tous les impôts et taxes exigibles de toute nature ;
Avoir rempli ses obligations en matière de déclaration de patrimoine, pour toute personne concernée.
Iza avy moa izany no afak mirotsaka hofidiana solombavambahoaka?
Izay olona mirotsaka hofidiana ho solombavabahoaka dia tsy maintsy aloha, nahafeno ireo fepetra takian'ny lalà na mifandraika amin'ny lalà na mahakasika ny fifidianana sy ny fitsapan-kevi-bahoaka mba ho mpifidy ary misoratra ao anaty lisi-pifidianana.
Mizaka ny zom-pirenena malagasy ary monina eto Madagasikara ;
Iraika amby roapolo taona amin'ny datin'ny fifidianana ;
Manana ny zo sivily sy politika rehetra ;
Tsy mbola voaheloka noho ny heloka bevava na afa-tsy noho ny vono na ​​ratra tsy nahy, raha tsy hoe misy ifandraisany amin'ny fitondrana fiara anaty fahamamoana na ny fandosirana ireo fandikan-dalà na ireo ;
Nahaloa ny hetra araka ny tokony ho izy na inona na inona karazany ;
Nanatanteraka ny adidiny tamin’ny fanaovana ny fanambaram-pananana, ho an'izay olona voakasik'izany.
Â
Â
Â