Les dates exactes ne sont pas encore définies, mais selon la Ceni, ces scrutins pourraient avoir lieu entre le mois de mars et juin 2024. Ces périodes coïncident avec la fin de mandat des élus parlementaires et communaux.
Normalement, l’élection communale devait avoir lieu après le second tour de l’élection présidentielle, si le second tour avait lieu. La Ceni a donc estimé nécessaire d’organiser les élections territoriales après le mois de mars, c’est-à -dire vers la fin de la saison pluvieuse et cela, dans le respect des textes en vigueur.
Il s’agit toutefois d’une estimation, d’autant que pour le moment, aucune proposition de calendrier n’a été faite par la Ceni.
Après la proposition d’un calendrier, c’est au gouvernement de décider en dernier ressort et fixer la date des élections et de convoquer les électeurs. Dans notre cas se sera au nouveau gouvernement qui sera mis en place bientôt, de fixer ce calendrier une fois que la Ceni aura avancé sa proposition.
Rahoviana izany moa no hotanterahina ny fifidianana ben’ny tanana sy depiote ?
Tsy mbola voafaritra mazava aloha hatreto fa raha ny sosonkevitry ny CENI dia mety ho eo anelanelan’ny volana martsa sy jona 2024. Mifanojo amin’ny fiafaran’ny fe-potoam-piasan’ny olom-boafidy ao amin’ny parlemanta sy ny kaominina ireo fotoana ireo.
Raha ny mahazatra dia aorian’ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana filoham-pirenena no hanaovana ny fifidianana kaominaly, izany hoe rahampitso 20 desambra, raha nisy fihodinana faharoa ny fifidianana. Noheverin’ny Ceni, araka izany, fa ilaina ny fikarakarana ireo fifidianana ireo aorian’ny volana marsa, izany hoe amin’ny faran’ny vanim-potoanan’ny orana izany.
Vinavina ihany anefa izany satria tsy mbola nanolotra tetiandrony ny Ceni.
Aorian’ny fanolorana ny tetiandrom-pifidianana moa dia anjaran’ny governemanta no manapa-kevitra ny datim-pifidianana ary ny fampiantsoana ireo mpifidy. Raha ny eto amintsika dia anjaran’ny governemanta vaovao izay mbola andrasana ny fametrahana azy no mamaritra an’ io tetiandro io rehefa avy namoaka ny tolo-keviny ny CENI.
Elles concernent l’élection des maires, des membres des conseils municipaux pour les communes urbaines et les membres des conseils communaux pour les communes rurales. Ces élections se tiennent tous le même jour, au cours d’un même scrutin. Pour l’élection du maire, le candidat qui se trouve à la tête de la liste et ayant recueilli le plus grand nombre de suffrages exprimés est élu maire. Au cas où les candidats obtiennent le même nombre de vote, le siège est attribué au plus âgé d’entre eux.
Les maires et leurs conseillers sont élus au suffrage universel direct pour un mandat de quatre ans. Toutefois, une proposition de loi modifiant la durée de leur mandat à cinq ans a été adoptée au niveau du Sénat à Anosy dernièrement. Le mandat actuel, qui devait prendre fin d’ici début 2024, pourrait donc être prolongé.
Inona no tsara ho fantatra momban’ny fifidianana kaominily ?
Ny fifidianana kaominaly dia midika hoe fifidianana ben’ny tanà na sy ireo mpikambana ho mpanolontsaina monisipaly, ho an’ny kaominina antanan-dehibe na mpanolontsaina kaominaly ho an’ny kaominina ambanivohitra. Atao amin’ny andro iray avokoa ireo fifidianana rehetra ireo. Raha miresaka ny fifidianana ben’ny tanà na isika izao, dia lany ho ben’ny tanà na izay kandida nahazo vato betsaka indrindra. Raha toa ka misy kandida roa samihafa samy mahazo vato mitovy, dia omena ny kandida be taona indrindra sy mendrika ny ho lany ny toerana.
Ny olom-pirenena misoratra anaty lisi-pidifidianana no mifidy ben’ny tanà na sy mpanolotsaina ireo, izay miasa ao anatin’ny efa-taona. Na izany aza, nisy tolo-dalà na manova izany ho dimy taona, nalefa holaniana eny anivon’ny antenimieran-doholona Anosy tamin’ity volana ity. Mety hihemotra araka izany ny faran’ny fe-potoana hiasan’izy ireo raha tokony hifarana amin’ny fiandohan’ny taona 2024 izao.