COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

vendredi, 15 décembre 2023 07:07

Le Journal du 14 Décembre 2023

  • Curage des canaux de drainage : le risque d’inondation sera allégé dans la capitale
  • Fêtes de fin d’année : les organisateurs évènementiels peinent à se préparer
  • Les couturiers doublent leurs efforts à l’approche des fêtes
  • Chocolat : hausse de commandes chez les producteurs pendant les fêtes

  • Fanadiovana lakandrano lehibe : hampihena ny tondra-drano eto andrenivohitra
  • Fetin’ny faran’ny taona : mandeha ny fanomanana ho an’ireo mpikarakara hetsika
  • Miasa mafy ireo mpanjaitra amin’izao ankatoky ny fety izao
  • Sokola : tsy maharaka ny kaomandy ireo mpamokatra rehefa fety

jeudi, 14 décembre 2023 11:45

Le Journal du 13 Décembre 2023

  • Manque de précipitation : le calendrier cultural situe les tâches agricoles dans les périodes les plus favorables
  • Entrepreneuriat : le manque de volonté bloque le projet des jeunes entrepreneurs
  • Droit des détenus : son respect est encore un grand défi pour Madagascar

  • Tsy fahampian’ny orana : mampahafantatra ny fotoana tsara indrindra hanaovana ny lahasam-pambolena ny tetiandro nataon’ny ministera manoloana ny fahafohezan’ny fotoanan’ny orana
  • Fandraharahana : tsy fahampian'ny finiavana no manakana ny tetikasan'ny tanora mpandraharaha
  • Zon’ireo voafonja : fanamby lehibe ho an’i Madagasikara ny fanajana izany

jeudi, 14 décembre 2023 06:08

Les opportunités dans l'ouvrage métallique

Le fer est utilisé pour la construction, la décoration et des outils utiles aux quotidiens. Dans notre émission Ketrika sy Kandra d’aujourd’hui, nous allons écouter l’entretien avec un apprenti de l’ouvrage métallique dans la première partie. Et dans la deuxième partie, un chef d’atelier d’ouvrage métallique et enseignant au lycée technique va nous donner plus d’explication sur le métier d’un ferronnier.

Ilaina amin’ny fanamboarana trano, haingo isan-karazany sy fitaovana fampiasa andavanandro ny vy. Ato anaty fandaharana Ketrika sy Kandra dia iresaka amina tanora iray mianatra asa momba ny fanamboarana sy fikirakiraina vy isika ao amin’ny tapany voalohany. Ao amin’ny tapany faharoa kosa dia iresaka amina tompon’andraikitra mitantana orinasa vy sady mpampianatra teknika.

En se basant sur la loi régissant les élections à Madagascar, tout agent de l’Etat, fonctionnaire civil ou militaire qui sont candidats à des élections sont mis dans une position d’autorisation spéciale d’absence, à partir de la date de publication de la liste officielle des candidats jusqu’à la date du scrutin.

Il en est de même pour toute personne nommée aux hautes fonctions, candidat à l’élection présidentielle.  Dans le cas où ils sont élus, ils ont un délai de trente jours après la proclamation officielle des résultats pour démissionner de leurs fonctions précédentes. Si ce n’est pas le cas, ils reprennent leurs fonctions, c’est-à-dire qu’ils redeviennent des simples citoyens et leur statut de candidat n’est plus considéré.

Hatramin’ny oviana ny kandida nirotsaka ho filoham-pirenena no mitazona izay anarana maha kandida azy izay ?

Raha mijery ny lalàna mifehy ny fifidianana eto madagasikara isika an, manana fahazoan-dàlana hampiato amin’ny fotoana voafetra ny asany ny olona iray kandida amina fifidianana, manomboka amin’ny fotoana namoahana ny lisitr’ireo kandida hatramin’ny fotoam-pifidianana. Mitovy amin’izay ihany koa ireo olona mitana andraikitra ambony amin’ny firenena, kandida hirotsaka filoham-pirenena.

Raha voafidy izy, dia manana 30 andro hialana amin’ny asa nosahaniny teo aloha. Raha toa ka tsy lany kosa, dia miverina amin’ny asany izy, izany hoe miverina toy ny olom-pirenena rehetra, ary tsy manankery intsony ny sata maha kandida azy.

C’est une cérémonie officielle marquant le début de son mandat, après que la Haute Cour Constitutionnelle ait proclamé les résultats officiels de l’élection présidentielle.

Une passation officielle de pouvoir entre le Président sortant et le nouveau président a alors lieu lors de cet évènement.

Ensuite, le nouveau président ou nouvellement réélu prête serment. A partir de sa prestation de serment, son mandat commence alors.

Il reçoit à ce moment l’insigne de Grand-Croix de première classe de l’Ordre National, et le Collier de Grand maître de l’Ordre National Malagasy par un Chancelier.

Il s’agit d’une délégation de pouvoir, assistée par tous les membres de la Haute Cour Constitutionnelle, des membres du gouvernement et de différentes entités.

Inona ny atao hoe fanokanana ny filohan’ny Repoblika ?

Lanonana ofisialy manamarika ny fanombohan’ny andraikiny izany, taorian’ny nanambaran’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny voka-pifidianana ofisialy.

Misy ny famindram-pahefana amin’ny fomba ofisialy eo amin’ny Filoha lany sy ny Filoha vaovao mandritra io hetsika io.

Aorian’izany dia manao fianianana ny filoha vaovao na ny filoha lany fanindroany. Manomboka amin’ny fotoana nanaovany fianianana no manomboka ny fe-potoam-piasany.

Amin’io fotoana io no hahazoany ny mari-pamantarana Grand-Croix de première classe de l’Ordre National, sy ny Grand Maître de l’Ordre National Malagasy izay atolotry ny mpitahiry ny tomboka-sem-panjakana.

Famindram-pahefana no iantsoana an’izay, ary atrehan’ireo mpikambana rehetra ao amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana, ny mpikambana ao amin’ny governemanta ary ny sampana samihafa.

mercredi, 13 décembre 2023 07:22

Le Journal du 12 Décembre 2023

  • Une hausse de 200 ariary pour le riz et 400 ariary le kilo pour le sucre a été observée presque dans toute l’île
  • Exportation : 98% des articles malgaches entreront sans frais de douane en Chine à partir du 25 décembre
  • Librairie flottante Logos Hope : le tourisme à Toamasina ravivé
  • Lire donne des ailes : une exposition pour inciter les enfants à la lecture se tient à l’IFM Analakely

  • Fiakaran’ny vidim-piainana : niakatra 200 ariary eo ny kilaon’ny vidim-bary, 400 ariary ho an’ny vidin’ny siramamy manerana ny Nosy
  • Fanondranana entana : 98% amin’ny vokatra malagasy no afaka hiditra malalaka any Chine tsy mandoa haban-tseranana
  • Fivarotam-boky mitsingevana Logos Hope : namelona ny fizahantany tao Toamasina
  • “Lire donne des ailes”: fampiratiana hentina hampirisihana ireo ankizy hamaky boky

mardi, 12 décembre 2023 12:37

Le Journal des régions du 12 Décembre 2023

  • Mandritsara : le niveau des élèves a baissé
  • L’électricité est coupée depuis 6 décembre dernier à Nosy Varika
  • La 8ème édition des journées de recherche scientifique s’est tenu à Antsiranana

  • Mandritsara : nahita fihenany ny fari-pahaizan’ny mpianatra tao aorian’ny fitsampam-pahaizana voalohany
  • Tapaka hatramin’ny 6 desambra teo ny jiro ao Nosy Varika
  • Atao ao Antsiranana ny andiany faha 8 amin’ilay andron’ny fikarohana siantifika
mardi, 12 décembre 2023 12:25

Le Journal des régions du 09 Décembre 2023

  • Boeny, Betsiboka : entre 2019 et 2023, 17 000 Bois ordinaires et précieux ont été confisqués
  • L’EPP Ambomiarina commune Ambatoaranana est réouvert après l’épidémie de grippe à Vavatenina
  • 150 étudiants de l’université d’Itasy ont obtenu leurs diplômes universitaires

  • Boeny Betsiboka : hazo tsotra sy sarobidy maherin’ny 17 000 no notanana teo anelanelan’ny 2019 sy 2023
  • Taorian’ny valan’aretina gripa tany Vavatenina dia efa nosokafana ny EPP Ambomiarina kominina Ambatoaranana
  • Mpianatra miisa 150 no nomena diplaoma tao amin’ny oniversiten’Itasy
mardi, 12 décembre 2023 12:14

Le Journal des régions du 07 Décembre 2023

  • Nosy Be : le prix de kilo de fleur d’Ylang Ylang est de 500 ariary
  • Toamasina : 27 jeunes ont été formé sur la robotique
  • Ambalavao : 60% des femmes violentées sont des femmes mariées

  • Nosy Be : 500 Ariary ny viidin’ny Ylang Ylang
  • Ambalavao : ny 60% ny vehivavy iharan’ny herisetra dia manambady avokoa
  • Toamasina : tanora 27 no nahazo fiofanana momba ny robotika

Mampionona Rabety, jeune membre du parti politique PSD, Miadana Fabien Privat de l'ONG Tolotsoa, ​​​​et Alexandre Denis Lahiniriko, analyste de l'histoire politique de Madagascar, échange sur ce sujet.

Les jeunes ne s'intéressent pas à la politique, et même les citoyens en général. Cependant, il semble que les jeunes prennent des responsabilités dans la société et au sein des sociétés civiles. En d’autres termes, ils sont intéressés à suivre de près les services publics, à surveiller, à faire des commentaires… Nous sommes par exemple de plus en plus habitués à exiger sans se rebeller. Qu'est-ce qui peut expliquer cela ?

Manao ahoana ny fandraisana anjaran’ny tanora anatin’ny tontolo politika eto madagasikara ?

Tonga niady hevitra mahakasika an’io lohahevitra io i Mampionona Rabety tanora mpikambana amina antoko politika PSD, Miadana Fabien Privat avy ao amin’ny ONG Tolotsoa, ary Alexandre Denis Lahiniriko, mpandinika ny tantara ara-politika eto Madagasikara.

Tsy dia mahaliana ny tanora ny politika. Ny olom-pirenena amin’ny ankapobeny mihitsy aza. Raha ny hita anefa ankehitriny dia mitombo ny tanora mandray andraikitra eo amin’ny fiarahamonina any anatin’ireny firaisamonim-pirenena ireny. Izany hoe kinga sy liana amin’ny fijirihana ny asam-panjakana, fanaraha-maso, fanehoan-kevitra… Efa miha haintsika ihany koa izao ilay mitaky tsy mikomy ohatra.  Inona no mety fanazavana an'izany?

Un pèlerinage ou Fandroana Andrika a lieu chaque mois de décembre, une tradition Antemoro Anakara pratiquée à Vatomasina Vohipeno. Malgré que cette tradition vient des Antemoro Anakara, tout le monde peut participer, même les étrangers, s’il respecte les « Fady ».

C’est un moment de purification et repentance, pour passer une nouvelle année bénie. Nicole Rasoavololona, ​​​​présidente de l'association Tsiky Kely d'Emmy, nous explique ce qu'est le Fandroana Andriaka.

Tontosaina isaky ny volana desambra ny fivahinianana masina na fandroana an-driaka, fombandrazana Antemoro Anakara izay fanao any Vatomasina Vohipeno. Tsy mialonjafy izy ity fa dia azon’ny olona rehetra handraisana anjara, eny na tsy Malagasy aza, rehefa mahatandrina ny fady.

Midika ho fidiovana sy fibebahana io fotoana io, mba hiatrehana ny taona vaovao. Nicole Rasoavololona, filohan’ny fikambanana Tsiky Kely d’Emmy no hanazava an’izany atao hoe Fandroana Andriaka izany.

Le Réseau National des Femmes de la Pêche à Madagascar ou RENAFEP MADA est une organisation qui regroupe environ deux mille femmes impliquées dans la pêche dans 12 régions de Madagascar. L’objectif c’est d’améliorer la vie des femmes grâce à la pêche. Ils cherchent un moyen de commercialiser et de vivre de produits transformés qui seront exportés selon toutes les normes nécessaires à ce secteur d'exportation selon Ratiarainandrasana Virginie Gorette présidente du réseau.

Réseau National des Femmes de la Pêche à Madagascar - RENAFEP MADA dia fikambanana iray hivondronana vehivavy manodidina ny roa arivo misehatra amin’ny jono amin’ireo faritra 12 manerana an’i Madagasikara. Tanjona ny fampivoarana ny faripiainan’ireo vehivavy amin’ny alalan’ny jono. Mitady lalam-barotra izy ireo ary miaina amin’ny vokatra haodina izay haondrana manaraka ny fenitra rehetra ilaina amin’io sehatry ny fanondranana io raha ny fanazavan’i Ratiarainandrasana Virginie Gorette filohan’ny fikambanana.

mardi, 12 décembre 2023 06:45

Le Journal du 11 Décembre 2023

  • 11 décembre : le Studio Sifaka célèbre son 4ème anniversaire de sa première diffusion
  • CIAD : un crédit d’appui au développement local alloué au député
  • Lutte anti-corruption à l’école : de plus en plus de jeunes intègrent le RHI
  • ARAI : ses opérations sont encore retenues au niveau du Pole anti-corruption

  • 11 desambra : mankalaza ny faha efa-taona nandefasana ny fandaharana Feon’ny Tanora Maroloko anio ny Studio Sifaka
  • CIAD : nahazo famatsiam-bola fanamafisana ny fampandrosoana ifotony ireo solombavam-bahoaka sasany
  • Ady amin’ny kolikoly eny an-tsekoly : mitombo isa ireo tanora miditra ao amin’ny tambazotra ho an’ny fahitsiana
  • ARAI : mbola voatazona eo anivon’ny PAC ankehitriny ny asa ataony

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter