COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

Celui qui prend de force ou détourne les objets utilisés pour les élections, comme les papiers ou d’autres accessoires électoraux, ou les véhicules qui les transportent, peut être puni. La punition peut être de deux à six ans de prison et une amende de 1 millions à 10 millions d’ariary ou l’une de ces deux peines. Si cette personne utilise des armes apparentes ou cachées, la peine est plus sévère, entre cinq et dix ans de prison et une amende de 2 millions à 20 millions d’ariary. Et si ces armes sont utilisées, il pourrait y avoir des punitions encore plus sévères selon la loi.

Inona no sazy omen’ny lalàna ho an’ireo izay mangalatra taratasy sy fitaovana mifandraika amin’ny fandrotsaham-bato amin’ny fifidianana ?

Na iza na iza maka an-keriny na manodinkodina ireo fitaovana ampiasaina amin’ny fifidianana, toy ny taratasy sy fitaovana hafa ampiasaina amin’ny fifidianana, na ireo fiara mitondra an’izany, dia voasazy. Ka migadra roa hatramin’ny enin-taona an-tranomaizina sy mandoa lamandy iray tapitrisa ka hatramin’ny folo tapitrisa ariary, na iray amin’ireo sazy roa ireo. Raha mampiasa fitaovam-piadiana miafina na hita maso io olona io dia henjana kokoa ny sazy : dimy hatramin’ny folo taona an-tranomaizina ary onitra roa tapitrisa ka hatramin’ny roapolo tapitrisa ariary. Ary raha ampiasainy ireo fitaovam-piadiana ireo dia misy sazy henjana kokoa noho ireo voalaza ireo.

mardi, 28 novembre 2023 06:29

Sifflet du 26 Novembre 2023

  • Baolina kitra Mahatafita : 4 techniciens étrangers venus pour la détection internationale des joueurs sélectionnés
  • Natation : Madagascar compte aligner 10 nageurs pour le championnat d’Afrique junior
  • Basketball : Sortie de la liste officielle des Ankoay 3x3 qui von disputer le championnat d’Afrique
  • Basketball-Road to BAL : le COSPN battu à la demi-finale

  • Baolina kitra Mahatafita : teknisiana vahiny miisa 4 no tonga hitily ireo mpilalao voafantina rehetra
  • Lomano : mpilomano miisa 10 no hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika sokajy junior
  • Basketball : nivoaka ny lisitr’ireo mpilalaon’ny Ankoay 3x3 hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika
  • Basketball-Road to BAL : lavo teo amin’ny manasa-dalana ny COSPN
lundi, 27 novembre 2023 13:49

Le Journal du 27 Novembre 2023

  • Absence de pluie sur les hautes terres centrales et dans le sud : appel de détresse des agriculteurs
  • 5300 palettes de litchi à bord du bateau Baltic Klipper exportés vers le marché européen
  • Antibiorésistance : la consommation irresponsable d’antibiotiques compromet toutes les avancées médicales effectuées jusqu’à maintenant
  • Le tourisme de croisière, un marché ouvert en période de basse saison

  • Tsy fahampian’ny orana aty amin’ny faritra afovoan-tany : miantso vonjy ireo tantsaha
  • 5300 kesika ireo letisy nentin’ny sambo Baltic Klipper hamatsy ny tsena ao Eropa
  • Antibiorésistance : tranga izay manozongozona ny fandrosoana ara-pikarohana vita hatrizay teo amin’ny tontolon’ny fahasalamana
  • Fizahan-tany amin’ny sambo lehibe, tsena iray misokatra mandritra ny basse saison

  • Toamasina : 90% des employés dans la filière letchi sont des jeunes
  • Toliara : plus de cent foyers ont pratiqué l’élevage de concombre de mer
  • Le raid de l’ile rouge : 21 jours pour admirer la beauté de Madagascar dans l’air

  • Toamasina : tanora ny 90% ireo mpiasa amin’ny sehatry ny letchi
  • Efa mahatratra an-jatony izao ny fianakaviana miompy zanga ao Toliara
  • Le Raid de l’ile Rouge : 21 andro nanehoana ny hakaton’ny Madagasikara teny amin’ny habakabaka
  • C’est la saison de la culture de riz, de maïs et de pistache actuellement à Mandritsara 
  • Ambalavao : nouveaux cas de Covid19 constatés
  • Lutte contre la violence sur le genre à Miarinarivo : une évaluation des cas fréquents

  • Mandritsara : fotoam-pambolena vary, katsaka ary voanjo ity volana novambra ity
  • Ambalavao : nahitana tranga na corona virus indray tany an-toerana
  • Ady atao amin’ny herisetra : misy ny fanaovana tombana ireo tranga mpiseho ao amin’ny distrikan’i Miarinarivo
  • Projet Formaprod à Analanjirofo : 10 ans de formation sur l’agriculture, l’élevage et l’artisanat
  • Fianarantsoa : collecte d’eau à partir des mégots
  • Région Boeny : sensibilisation des acteurs sur la loi qui régie la pêche

  • Fandaharan’asa Formaprod Analajirofo : 10 taona nizarana traikefa momban’ny sehatry ny fambolena, fiompiana ary asa tanana
  • Fianarantsoa : fanangonana rano amin’ny alalan’ny baorkan-tsigara
  • Faritra Boeny : ampahafantarina ireo mpisehatra ny lalàna mifehy ny jono
  • Région Sud-Ouest : 45 jeunes ont reçu des formations concernant les travaux publics
  • Morondava : une salle de musculation est ouverte aux jeunes pour la première fois
  • Antananarivo : la salle Dox, dans la bibliothèque nationale offre plusieurs activités chaque mercredi après midi

  • Faritra Antsimo andrefana : tanora 45 nahavita fihofanana momba ny tontolon’ny asa vaventy
  • Morondava : misokatra hoan’ny daholobe ny toeram-pitaizam-batana izay vao sambany misy any antoerana
  • Antananarivo : ahitana fialam-boly maro samy hafa ao amin’ny efitrano Dox isaky ny alarobia ariva
lundi, 27 novembre 2023 07:54

Le Journal du 24 Novembre 2023

  • AGOA : le respect des droits humains, une condition d’éligibilité à ne pas négliger
  • Education : l’application stricte de la loi sur le viol et l’accompagnement psychologique des auteurs de viol sont des solutions pour réduire le cas de viol à Madagascar
  • Le métier de cataloguer est en retard technologiquement à Madagascar
  • Inflation du coût de la vie : les tananariviens font face à un Noël difficile

  • AGOA : fepetra takiana mba hisitrahana ny fifanarahana ara-barotra ny fampanajana ny zon’olombelona
  • Fanabeazana : ny fampiharana entitra ny lalàna ary ny fanomezana fitsaboana ara-tsaina ireo mpanolana no vahaolana hahafahana manena ny fanolanana eto Madagascar
  • Mbola tara amin’ny lafiny teknolojika eto amintsika ny asana cataloguer
  • Fiakaran’ny vidim-piainana : manano-sarotra ny hiatrehan’ny mponina an’Antananarivo ny noely

lundi, 27 novembre 2023 07:35

Le Journal du 23 Novembre 2023

  • COP 28 : 3 jeunes de AIKA vont partir pour la première fois
  • Culture Rizicole : une croissance de production rizicole de 8 à 9 % pour l’année 2023-2024
  • Des agriculteurs de Fianarantsoa ont essayé l’engrais dérivé de déchets humains dans la plantation d’arbre et la riziculture
  • Rencontre du film court : histoire recherchée et loin de la banalité selon les spectateurs

  • COP 28 : tanora 3 avy ao amin’ny AIKA no handray anjara voalohany
  • Fambolem-bary : hiakatra 8 ka hatramin’ny 9% ny taham-pamokarana amin’ity taom-pambolena 2023-2024 ity
  • Efa mampiasa ilay zezika azo avy amin'ny dikin'olombelona amin'ny fambolena zana-kazo sy fambolem-bary ny mpamboly sasany ao Fianarantsoa
  • Fampisehoana horonan-tsarimihetsika fohy : tantara nohalalinina sy lavitry ny mahazatra araka ny filazan'ny mpijery

mercredi, 22 novembre 2023 14:48

Sifflet du 19 Novembre 2023

  • Football : Madagascar s’incline 1-0 face au Ghana à la première journée de la qualification à la coupe du monde 2026
  • FIBA 3x3 : les Ankoay de Madagascar hommes et dames dans le groupe B de la Coupe d’Afrique
  • Volleyball Analamanga : la saison débute tôt pour multiplier les matchs
  • Une hausse des participants pour le championnat régional d’Analamanga en tennis de table cette année
  • Karting : le championnat de Madagascar en jeu au SRK Imerintsiatosika ce dimanche

  • Football : resin’ny Ghana 1-0 ny Barea an’i Madagasikara tamin’ny andro voalohan’ny fifanintsanan’ny mondial
  • FIBA 3X3 : anatin’ny vondrona B ny Ankoay ny Madagasikara lahy sy vavy amin’ny Amboaran’ny Afrika
  • Volleyball Analamanga : atomboka aloha ny taom-pilalaovana hampitomboana ny lalao
  • Nanatombo ny mpandray anjara amin’ny fifaninanam-paritra amin’ny tennis ambony latabatra tamin’ity taona ity
  • Karting : amboaran’ny Madagasikara iadivana eny amin’ny SRK Imerintsiatosika io alahady io
mercredi, 22 novembre 2023 14:37

Sifflet du 15 Novembre 2023

  • Qualification mondiale de football : pas de défaite à tout prix pour les Barea face au Ghana
  • Tennis : Championnat national seniors et vétérans prévu la semaine du 27 novembre
  • Trail : la 11eme édition du Nosy-Be Trail prévue le samedi 9 décembre
  • Natation : 10 athlètes malgaches participent au champion d’Afrique junior à Maurice

  • Fifanintsanan’ny Mondial : hiezaka ny tsy ho resy ny Barea manoloana ny Ghana any an-taniny amin’ny zoma
  • Tennis : hatao amin’ny herinandron’ny 27 novambra ny fifaninanam-pirenena « seniors » sy « vétéran »
  • Trail : atao ny sabotsy 9 desambra ny Nosy-Be Trail adihany faha-11
  • Lomano : solotena Malagasy 10 no handray anjara amin’ny amboaran’ny Afrika ho an’ny sokajy zandriny ao Maurice
mercredi, 22 novembre 2023 14:29

Sifflet du 08 Novembre 2023

  • Basketball 3x3- Coupe d’Afrique : l’équipe Ankoay masculine et féminine seront au rendez-vous
  • Basket Ball-Atsimo Andrefana : la première édition du Tournoi Tsioka Antimo se déroule à Tuléar
  • Football-Miandrivazo : des rencontres interservices organisées par la section Miandrivazo

  • Basketball 3x3 : samy hiatrika ny fiadiana ny amboaran’I Afrika ny Ankoay lehilahy sy vehivavy
  • Basket Ball-Atsimo Andrefana : Tontosaina ao Toliara ny Tournoi Tsioka Antimo andiany voalohany
  • Baolina kitra-Miandrivazo : mikarakara lalao hifaninanan’ny isaky ny sampan’asa ny seksiona ao Miandrivazo
mercredi, 22 novembre 2023 13:51

Sifflet du 22 Novembre 2023

  • Eliminatoire pour la coupe du monde 2023 : Barea à la 3em place dans son groupe I
  • Football : Road To Bal 2024 - Elite 16 - Division East Johannesburg (Rsa)

  • Fifanintsanana amboara eran-tany baolina kitra 2026 : eo amin’ny laharana fahatelo no misy ny ekipam-pirenena Barea ao amin’ny vondrona I misy azy
  • Baolina kitra : Road To Bal 2024 - Elite 16 - Division East Johannesburg (Rsa)
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter