COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

  • Les étudiants de l’Université de Mandritsara peuvent poursuivre leurs études en Master I et Master II actuellement
  • Toamasina : YES TAFITA est une association des jeunes activistes pour le respect des droits de l’homme
  • Matsiatra ambony : un laboratoire d’observation des eaux potables sera mis en place à Madagascar

  • Efa afaka manohy Master I sy Master II ireo mpianatra manana Licence eto amin’ny Oniversite Mandritsara manomboka izao
  • Fikambanana iray mivohy ny fampanajana ny zon’olombelona eto Toamasina ny fikambanana YES TAFITA
  • Atsangana voalohany eto Madagasikara ny toeram-pandinihana momba ny rano azo antoka ka any amin’ny faritra Matsiatra ambony no hananganana izany
mardi, 07 novembre 2023 07:53

Le Journal du 06 Novembre 2023

  • Qui a le droit de prendre des photos lors des manifestations ?
  • Rova Antsahadinta, témoignage du passé, forge une identité culturelle
  • Jeux vidéo : un métier multisectoriel mais encore minimisé à Madagascar

  • Fakana sary mandritra ny fietsiketsehana : iza avy no afaka manao izany ?
  • Rovan'Atsahadinta, rakitry ny ela, manamafy ny maha izy ara-kolontsaina
  • Asa mbola tsy omen-danja eto Madagasikara nefa azon’ny sehatra samihafa hidirana

samedi, 04 novembre 2023 07:35

Le Journal des régions du 31 Octobre 2023

  • La plupart des habitants de Mandritsara ne sont pas intéressés à demander leur carte foncière
  • Antsiranana : le bateau ''Logos Hope'' accueille déjà les visiteurs
  • Tsarahafatra Distrika ny Mananjary : les villageois font face à une extrême pauvreté

  • Tsy marisika amin'ny fangalana karatany ny ankamaroan'ny olona ao Mandritsara
  • Antsiranana : efa mandray mpitsidika ilay sambo goavana ''Logos Hope'' 
  • Tsarahafatra Distrika ny Mananjary : miha sahirana ny mponina
samedi, 04 novembre 2023 07:16

Le Journal du 03 Novembre 2023

  • Catastrophe naturelle : l’aspect santé et nourriture est nécessaire pour se préparer aux risques du cyclone
  • Inflation annuelle : les légumes épargnés
  • Réalité virtuelle : « on va dans un monde qui n’est pas réel, qui est dans l’ordinateur »
  • Le conflit qui oppose les israéliens au palestiniens continue malgré l’appel à la trêve humanitaire lancé par l’assemblée générale de l’ONU

  • Loza voajanahary : ny sakafo sy ny fanafody no tena ilain’ireo tra-boina
  • Fiakaran’ny vidim-piainana : tsy nahitana fiakarana ny legioma
  • Réalité virtuelle : miditra anaty tontolo hafa tsy tena izy fa anaty solosaina
  • Mitohy hatrany ny ady eo amin’ny israeliana sy ny palestiniana na dia eo aza ny fiantsoana fampitsaharan’ady ataon’ny firenena mikambana

samedi, 04 novembre 2023 07:02

Le Journal du 02 Novembre 2023

  • Financement électoral des candidats : TII-MG dénonce des dépenses exorbitantes
  • Les partenaires techniques et financiers privilégient la tenue de l’élection présidentielle du 16 Novembre
  • Lutte contre le VIH / SIDA : maitriser le virus au sein des populations vulnérables est le moyen le plus fiable à Madagascar
  • Havoria à Anosy – Antananarivo : l’auditorium et le musée du patrimoine de l’audiovisuel de Madagascar sont ouverts au grand public

  • Fandaniam-bola amin’ny fifidianana : mihoa-papana ny fandanian’ireo kandida
  • Mandrisika ny hisian’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny 16 Nôvambra ireo mpamatsy vola sy mpanampy ara-teknika
  • Ady amin’ny SIDA : ny fifehezana ny tsimokaretina VIH eo anivon’ireo olona hataorana indrindra no vahaolana hiadiana aminy eto Madagasikara
  • Mozea Havoria Anosy – Antananarivo : ireo tanora mpianatra no hita fa tena liana mitsidika ny toerana

jeudi, 02 novembre 2023 10:36

Le Journal du 31 Octobre 2023

  • L’objectif de reboisement est un élément important pour une reforestation réussie
  • Filières fondamentales : les nouveaux bacheliers désintéressés
  • Madagascar participe à la semaine mondiale de la francophonie scientifique au Québec
  • Les investisseurs étrangers surveillent la situation politique à Madagascar avant d’investir à nouveau

  • Zava-dehibe ny fametrahana ny tanjona alohan’ny hirosoana amin’ny fambolen-kazo
  • Taranja fototra : tsy mahaliana ny mpianatra afaka bakalorea
  • Mandray anjara amin’ny herinandro siantifika ho an’ny firenena miteny frantsay any Québec i Madagasikara
  • Manara-maso akaiky ny toe-draharaha pôlitika eto Madagasikara ireo mpampiasa vola vahiny vao hampiasa vola indray

mardi, 31 octobre 2023 07:47

Sifflet du 29 Octobre 2023

  • N1A : ASCUT – GNBC en final pour le trophée hommes et GNBC – MB2ALL pour celui des dames
  • Humanitaire : une collecte de ballon de basket à partager aux jeunes de la région d’Atsimo Antsinanana
  • Football : les Barea face au Black Star du Ghana et les Sao du Tchad pour les deux premières journées de qualification à la coupe du monde
  • Ihosy : organisation d’un tournoi de football moins de 20 ans pour l’avenir de la section

  • N1A : ASCUT – GNBC eo amin’ny lehilahy ary GNBC – MB2ALL eo amin’ny vehivavy no miady ny amboara amin’ny lalao famaranana
  • Asa sosialy : fanangonana baolina basket ho zaraina amin’ny tanora mpilalao any amin’ny faritra Atsimo Antsinanana
  • Football : hifanandrina amin’ny Black Star Ghana sy Sao an’i Tchad amin’ny andro roa voalohan’ny fifanintsanan’ny Mondial ny Barea
  • Ihosy : mikarakara fifaninanana baolina kitra ho an’ny latsaky ny 20 taona lehilahy hanomanana ny hoavin’ny seksiona
lundi, 30 octobre 2023 13:19

Le Journal du 30 Octobre 2023

  • Les entreprises franches souffrent des instabilités politiques
  • Inflation : les gens freinés par la hausse du prix des matériaux de construction
  • Salon Voatra : pour un marché élargi à l’international
  • Basketball: quatre titres d’affilés pour le MB2ALL en N1A Dame

  • Mijaly noho ny fikorontanana ara-pôlitika ireo orinasa afakaba
  • Fidangan’ny vidim-piainana : voasakan’ny alafon’ny vidim-pitaovana fanorenana trano ny olona
  • Foara Voatra : ho fanitarana ny tsena mankany amin’ny iraisam-pirenena
  • Basketball : anaramboninahitra efatra misesy no azon’ny MB2ALL amin’ny N1A vehivavy

  • Mananjary : le récolte de girofle dans la commune Mahatsara Sud détruit à 90%
  • Antananarivo : les Docteurs vétérinaires en sous-effectif
  • Nosy Boraha : le Festival des Pirates égaye les touristes

  • Mananjary : potika ny 90% ny voly jirofo ao amin’ny kominina Mahatsara Sud
  • Antananarivo : tsy ampy ny isan’ireo dokotera veterinera eto amintsika
  • Nosy Boraha : nahoraka ny Festival des Pirates andiany voalohany
vendredi, 27 octobre 2023 13:54

Le Journal du 27 Octobre 2023

  • Les distances de sécurité incendie : une meilleure prévention pour éviter la propagation d’un incendie
  • On opte de plus en plus pour la création de coopération pour pouvoir entreprendre en milieu rural
  • Chaque citoyen peut contribuer à la protection des lémuriens

  • Hai-trano : hevitra tsara hialana amin’ny fifindran’ny afo ny fanajana ny elanelan’ny trano
  • Miamirona makany amin’ny fananganana kaoperativa ny olona any ambanivohitra mba hahafahana mandraharaha
  • Afaka mandray anjara amin’ny fiharovana ny varika ny olompirenena rehetra

Parlons climat. Nous allons recevoir la conférence locale des jeunes ou LCOY 2023 les 28 et 29 octobre 2023. Un évènement Co-organisé par l’alliance AIKA et une vingtaine d'organisations et entreprises. L’idée est de réunir des jeunes malgaches dévoués à la cause climatique en préparation de la COY18 et de la COP28 à Dubaï.  Qu’est ce qui différencie ce LCOY des autres événements sur le climat ?  Pourquoi y participer ? A quoi servirait les propositions de solutions et les engagements nationaux ? C’est ce que Katia Mahery RAKOTONIRINA Point Focal National Alliance Aika va nous détailler cela dans Hono ho aho.

Andao hiresaka toetry ny andro. Handray ny fihaonamben’ireo tanora isika na ny LCOY 2023 amin’ny 28 sy 29oktobra 2023. Hetsika karakarain’ny alliance AIKA sy fikambanana ary orinasa manodidina ny roapolo. Tanjona ny hamondronana an’ireo tanora ho an’ny toetry ny andro hanomanana ny COY18 sy ny COP28 hatao any Dubai. Inona no mahasamihafa ity LCOY ity amin’ny hetsika efa nisy ?  Ny tombontsoan’ny tanora manatrika azy ity ? Entina aiza ireo soson-kevitra samihafa momba ny toetry ny Andro? Ireo no hatolotr’i Katia Mahery RAKOTONIRINA Point Focal National Alliance Aika anatin’ny Hono ho aho.

vendredi, 27 octobre 2023 13:08

Le Journal des régions du 27 Octobre 2023

  • Antsohihy : congrès des enseignants sortant de l’ENS Madagascar
  • Vondron’Olona Sarotiny à Mananjary : les membres ont effectué un assainissement d’une plage de 3 km
  • Une diminution de 23% du feu de brousse dans le parc Marojejy Anjanaharibe Sud Tsaratanana

  • Antsohihy : fihaonamben’ireo mpampianatra ENS Madagasikara
  • Vondron’Olona Sarotiny ao Manajary : manadio torapasika telon kilometatra ireo tanora
  • Nihena 23% ny fandripahana ala tamin’ity taona ity tao amin’ny valan-javaboahary Marojejy Anjanaharibe Sud Tsaratanana
  • Manifestation des sociétés civiles dans la région de l’Ouest
  • La pluie abonde à Amboasary depuis deux mois
  • Lycée Horace François Antalaha : les enseignants demandent le remplacement du directeur

  • Hetsika ataon’ny firaisamonim-pirenena aty amin’ny faritra atsimo andrefana
  • Mirotsaka foana ny orana any Amboasary antsimo tato anatin’ny tapa-bolana izay
  • Lycée Horace François Antalaha : mitaky ny anoloana ny talen-tsekoly ny mpampianatra
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter