COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

jeudi, 26 octobre 2023 13:18

Le Journal du 26 Octobre 2023

  • 3 candidats partagent leur perception sur le développement
  • Les entrepreneurs malgaches doutent de la suite de la situation politique actuelle
  • Enjeux climatiques : l’alliance AIKA apporte sa pierre à l'édifice avec LCOY 2023
  • HAVATSA UPEM : des écrivains et poètes s’adaptent à l’ère numérique pour attirer les jeunes et privilégient le thème “amour”

  • Kandidà 3 nanome ny heviny mikasika ny atao hoe fampandrosoana
  • Manahy ny amin’ny tohin’ny raharaha politika amin’izao fotoana ny mpandraharaha malagasy
  • Toetry ny andro : mitondra ny anjara birikiny amin'ny alalan'ny LCOY 2023 ny AIKA
  • HAVATSA UPEM : miezaka manaraka ny toetr’andro, mampiasa ny nomerika ireo mpanoratra ary manome vahana kokoa ny resaka fitiavana amin’ny asa sorany

mercredi, 25 octobre 2023 13:56

Osez dénoncer les cas de violences juvéniles

La délinquance chez les enfants et les adolescents vient souvent de l’environnement familial. Il est donc de la responsabilité des parents d’éduquer leurs enfants, mais surtout de faire appel à la police des mœurs et des mineurs en cas de violence. En outre toute personne ayant été témoin d’agressivité, d’abus d’alcool, de prise de drogue ou autre peut dénoncer l’auteur. C’est au tour du tribunal ensuite de les sanctionner, selon la gravité de leurs actes. Le Commissaire de Police Lydie Rasoamanarivo nous explique d’avantage dans cette émission.

Avy amin’ny fikorontanana ao an-tokantrano matetika no mahatonga ny zaza mania. Anjaran’ny ray aman-dreny noho izany ny manabe sy manitsy ny zanany, fa koa miantso ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona raha sendra trangana fihoaram-pefy. Fa azon’ny olona rehetra nanatri-maso atao koa ny mitoroka raha mahita fanakorontanana, fisotroan-toaka, fandraisana zava-mahadomelina na hafa. Ny tribonaly avy eo no manapaka ny sazy hampiarina amin’ireo niavian’ny herisetra. Hazavain’ny komisera Lydie Rasoamanarivo ato anaty fandaharana ny momba izay.

mercredi, 25 octobre 2023 13:40

Le Journal du 25 Octobre 2023

  • Distribution des cartes des électeurs est à 78% actuellement
  • Vaccin contre la polio : la répétition et les rumeurs laissent perplexe les parents
  • La consommation de viandes de porc et de bœuf diminue de moitié depuis le mois de septembre
  • HAVATSA-UPEM : des jeunes plumes de tous Madagascar mais aussi de l’étranger émergent

  • 78% n’ny kara-pifidianana no voazara hoy ny CENI
  • Vaksin'ny lefakozatra : mampihemotra ny ray aman-dreny ny famerimberenana sy ny tsaho manodidina azy
  • Nihena antsasamanila ny fanjifana hen’omby sy hena kisoa
  • HAVATSA UPEM: maro ireo tanora Malagasy mpanoratra misandratra manerana an’i Madagasikara sy avy any ivelany

mercredi, 25 octobre 2023 12:50

Sifflet du 25 Octobre 2023

  • Basket-ball : l’ASCUT Antsinanana domine dans le « Top 8 » du championnat national N1A Homme
  • KARATE : les représentants de la région Ihorombe en pleine préparation pour le championnat de Madagascar
  • Moto Cross : la sixième manche du championnat de Madagascar à Mananjary ce dimanche 29 octobre

  • Basketball : anjakan’ny Ascut Antsinanana ny « top 8 » anatin’ny fifaninanam-pirenena N1A lehilahy
  • KARATE : anatin’ny fanazaran-tena tanteraka ny solon-tenan’Ihorombe hiatrika ny fiadiana ny tompon-dakan’i Madagasikara
  • Moto Cross : atao ao Manajary amin’ny alahady 29 oktobra ny dingana faha-6 amin’ny fiadiana ny tompon-dakan’i Madagasikara
mercredi, 25 octobre 2023 12:48

Le Journal des régions du 25 Octobre 2023

  • Le Festival Mananjary Milalao se tient chaque octobre
  • Toamasina : lutte contre le Vih/Sida
  • Fitovinany : les travaux de construction de nouvelle route ont commencé hier

  • Mampiavaka an’i Mananjary isaky ny volana oktobra toy izao ny Festival Mananjary Milalao
  • Toamasina : ady amin’ny Vih/Sida
  • Faritra Fitovinagny : natomboka omaly ny asa famakian-dalana vaovao hoan'ny Fkt Beronono

Une tête chauve peut être évitée avec un simple geste : ne pas porter de chapeau ni de casque serré en permanence. Toutefois la calvitie est aussi héréditaire. Il est alors inévitable dans ce cas. Mais dans ce reportage, Henri a décidé d’en faire un atout. A 68 ans, il utilise de l’huile de coco pour entretenir sa tête brillante.

Par ailleurs le médecin Rasetralimangy Lenjary affirme que chez les enfants, il pourrait s’agir de champignon.

Ny loha sola dia azo ialana amin'ny fihetsika tsotra : tsy manao satroka na casque tery ela loatra. Na izany aza dia manaranaka ihany koa ny sola. Tsy azo ihodivirana izy raha izay. Fa ato anatin’ity fanadihadiana ity, dia nanapa-kevitra i Henri ny hamadika izany ho tombony. 68 taona izy, mampiasa menaka voanio mba hitazomany ny lohany ho mangirana.

Nanambara kosa ny dokotera Rasetralimangy Lenjary fa mety ho avy amin’ny aretina izany raha eny amin’ny ankizy.

mercredi, 25 octobre 2023 11:02

Qu'est-ce que l'horloge biologique ?

Le dysfonctionnement de l'horloge biologique fait référence à une altération du rythme circadien, qui régule nos cycles de sommeil et d'éveil sur environ 24 heures. Lorsque notre horloge biologique est perturbée, notre corps peut avoir du mal à suivre un rythme régulier, ce qui peut entraîner des problèmes de sommeil, de fatigue excessive et de diminution des performances cognitives. Les détails avec Dr Nambinina, Psychiatre.

Ny fahazarantsika sy ny fandrindrana ny fandaharam-potoana dia nisy fiandohany avokoa. Io ilay horloge biologique. Misy ny olona mety efa mahafantatra izany, misy koa anefa ireo mbola tsy mahalala. Misy fotoana izy io mety hikorontana. Ny tsara ho fantatra miaraka amin’i Dr Nambinina mpitsabo manokana ny olana manan’olana ara-tsaina na psychiatre.

mercredi, 25 octobre 2023 10:37

La santé des gencives

La gingivite est une inflammation des gencives qui survient généralement en raison d'une mauvaise hygiène bucco-dentaire. Les symptômes courants de la gingivite incluent des gencives rouges, gonflées et sensibles, ainsi que des saignements lors du brossage des dents. Si elle n'est pas traitée, la gingivite peut évoluer vers une parodontite, une infection plus grave qui peut endommager les tissus et les os qui soutiennent les dents. Les détails avec Dr Anjaniana Andriambololona, dentiste.

Ny hihi-nify na gencive, ilay faritra ambony indrindra amin'ny ankanjonify dia tena manana asa lehibe amin'ny fiasan'ny nifintsika. Somary mivonto izy io rehefa hisy nify vaovao hipoitra.  Manelingelina avy hatrany izy io raha sendra misy olana ka mety hiatraika any amin'ny fisakafoantsika. Ny mpitsabo nify, Dr Andriambololona Anjaniana no hizara amintsika ny tsara ho fantatra momba ny aretin’ny hihy na gingivite.

mercredi, 25 octobre 2023 09:06

Les différentes maladies en fin de saison

La maladie intersaison est une affection respiratoire fréquente qui survient entre les périodes de grippe saisonnière. Elle est souvent due à d'autres virus respiratoires tels que le rhinovirus ou le virus respiratoire. Les symptômes de la maladie intersaison sont similaires à ceux de la grippe, tels que la fièvre, la toux, les maux de tête et la fatigue.

Efa mamaraparana ny vanim-potoana ririnina isika izao. Na izany aza anefa amin’ny faritra maro toy ny am-povoantany mbola mivadibadika hatrany ny toetr’andro mangatsiaka sy mafana, izay mety hiteraka aretina ho an’izay tsy mahazaka izany. Inona avy ireo soritr’aretina mety hisy amin’izao.

mercredi, 25 octobre 2023 08:41

Ce qu'il faut savoir sur les jambes lourdes

Les jambes lourdes, également connues sous le nom d'insuffisance veineuse, sont une condition courante dans laquelle les jambes deviennent fatiguées, gonflées et douloureuses. Elles peuvent être causées par une mauvaise circulation sanguine, des varices ou une accumulation de liquide dans les tissus. Les solutions pour prévenir ou réduire les sensations de jambes lourdes...

Matetika mitranga eo amin’ny fiaianana andavanandro ny ranjo mavesatra. Samy manana ny fotoana mety hisehoan’io tranga iray io eo amin’ny vatan’ny tsirairay. Dr Handry Raveloson, médecin chef ao amin’ny clinique ALFA no hanoro antsika ireo tsara ho fantatra momban’ny antony mahatonga ity ranjo na koa tongotra mivonto ity.

La Haute Cour Constitutionnelle (HCC) est l'institution suprême chargée de contrôler la conformité à la Constitution des actes législatifs et réglementaires. Elle règle aussi les conflits de compétence entre les institutions de l'État et les collectivités territoriales décentralisées, et statue sur le contentieux électoral.

Selon la Constitution en vigueur, la HCC doit être composée de neuf membres : trois nommés par le Président de la République, deux désignés par l'Assemblée Nationale, deux par le Sénat et deux autres élus par le Conseil Supérieur de la Magistrature. Ils sont choisis en raison de leur compétence juridique et doivent avoir une pratique suffisante dans ce domaine.

Ces membres sont nommés pour un mandat de sept ans, non renouvelable, selon l’article 114 de la Constitution.

Inona no atao hoe Fitsarana Avo Momba ny Lalam-panorenana na HCC ?

Ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana (HCC) no andrim-panjakana faratampony manara-maso ny fampanajana ny Lalàm-panorenana. Izy no mamaha ny fifanolanana eo amin'ireo andrim-panjakana sy ireo vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana. Andraikiny koa ny mametraka ireo fitsipika momba ny disadisa mandritra ny fifidianana raha misy izany.

Ny fantatro izao hoe izy no tompon'andraikitra amin'ny fanambarana ireo voka-pifidianana ofisialy amin'ny fifidianana filoham-pirenena, mpanao lalàna ary fitsapan-kevi-bahoaka.

Araka ny Lalàm-panorenana, tsy maintsy sivy ireo mpikambana ao amin’ny HCC : telo notendren’ny Filohan’ny Repoblika, roa notendren’ny Antenimierampirenena, roa avy amin’ny Antenimierandoholona ary roa hafa nofidian’ny Filankevitra ambonin’ny Fitsarana. Tsy maintsy mpahay lalàna izy ireo ary tsy maintsy efa nilona ela tamin’io tontolo io.

Fito taona no fe-potoam-piasan’ireo mpikambana, ary tsy azo havaozina, araka ny andininy faha-114 ao amin’ny lalàmpanorenana.

mardi, 24 octobre 2023 13:10

Le Journal du 24 Octobre 2023

  • Démocratie en période électorale : rester sur le respect de droit d’autrui
  • Neuvième Congrès International de Pneumologie : la pollution et le changement climatique favorisent les maladies pulmonaires
  • Les jeunes chercheurs malgaches ont du mal à intégrer les réseaux des scientifiques reconnus
  • Les femmes rurales peuvent entreprendre dans le secteur agricole malgré de nombreuses contraintes

  • Demokrasia anaty vanim-potoanan’ny fifidianana : mila mijanona eo amin’ny fanajana ny zon’ny hafa
  • Kongresy iraisam-pirenena an’ireo mpitsabo ny taovam-pisefoana andiany fahasivy : mampihetsika ireo aretin'ny taovam-pisefoana ny fahalotoan'ny tontolo iainana sy ny fiovaovan'ny toetry ny andro
  • Sahirana ireo tanora mpikaroka malagasy miditra anaty tambazotran’ireo siantifika fanta-daza
  • Azon’ireo vehivavy any ambanivohitra atao ny mandraharaha amin’ny sehatry ny fambolena na eo aza ireo olana isan-karazany

  • Befandriana avaratra et Mandritsara : ils demandent à être autonomes
  • Boeny : formation sur la pisciculture de tilapia et carpe
  • Nosy Be : formation gratuite des jeunes en soudure

  • Befandriana avaratra sy ny distrika ny Mandritsara : mangataka ny hizaka tena
  • Faritra Boeny : fampiofanana fiompiana trondro Tilapia sy Karpa andiany faharoa
  • Nosy Be : fampihofanana ny tanora ny soudure
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter