COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

mercredi, 18 octobre 2023 13:18

Le Journal des régions du 18 Octobre 2023

  • Morondava : le remblaiement illégal des canaux reprend
  • Vavatenina : distribution par foyer des cartes d’électeurs
  • Morombe : distribution des matériels pour les pêcheurs légaux

  • Morondava : fanotorana tany tsy ara-dalàna
  • Vavatenina : zaraina isan-trano ny karam-pifidianana
  • Nomena fitaovam-panjonona ireo mpisehatra manara-dalana ao Morombe
mercredi, 18 octobre 2023 12:58

Le Journal du 17 Octobre 2023

  • Des jeunes d’Antsirabe s’intéressent au théâtre radiophonique
  • Un événement a été organisé à Nosy Be pour faire connaitre la prophylaxie pré-exposition du pour le VIH
  • Cela fait près de 4 mois que quelques en hauteur n’ont pas accès à l’eau dans la commune de Mandritsara

  • Anisany mahasarika tanora ao Antsirabe ny famoronana tantara an’onjampeo
  • Natao tao Nosy Be omaly Alatsinainy ny hetsika fampafantarana ny fanafody prophylaxie pré-exposition du pour le VIH
  • Efa ho efa-bolana any hoany izay no tapaka ny famantsiandrano amin’ireo toerana avo ao kaominina ambonivohitry Mandritsara

mercredi, 18 octobre 2023 09:11

Le Journal des régions du 16 Octobre 2023

  • Une hausse du paludisme est constatée à Befotaka, commune Atsindra, district d’Ifanadiana
  • Amoron’i Mania : une pénurie d’eau suite aux feux de brousse actuellement
  • Le ministère vend d’autres riz pour réguler le prix

  • Mirongatra ny aretina tazo moka ao amin’ny fokotany Befotaka kaominina Atsindra distrikan’ny Ifanadiana
  • Amoron’i Mania : tsy maharaka intsony ny famantsian-dranon’ny JIRAMA vokatry ny doro tanety
  • Misy vary hafa amidy eto Antananarivo ho fitsinjovana ny vidimbary midangana
mercredi, 18 octobre 2023 08:27

Le Journal des régions du 14 Octobre 2023

  • Vatovavy : une hausse de 100% des frais de transport reliant Mananjary et Vohilava
  • Ambarikorano, district de Mandritsara : une association de jeunes se mobilise pour la lutte contre l’insécurité
  • Isalo : parmi les 24 plus beaux sites à visiter en Afrique

  • Vatovavy : niakatra avo roa heny ny saran-dalana mampitohy an’ny Mananjary sy Vohilava
  • Ambarikorano, distrikan’ny Mandritsara : fikambanana tanora mandray anjara amin’ny ady amin’ny tsy fampandriam-pahalemana
  • Isalo : tafiditra ho isan'ireo toerana 24 tsara indrindra hotsidihina aty Afrika

La façon dont on éduque son enfant est une préoccupation pour chaque famille. Dans la société malgache, les idées se divergent entre parents. Il y a ceux qui encouragent encore les punitions physiques en pensant que c’est le meilleur moyen de pouvoir les corriger. D’un autre côté, certains le qualifient de violence et se penchent plutôt vers des alternatives plus pacifiques. Comment parvenir à une éducation réussite des enfants dans la non-violence ? Majelo Jean et Olivia, Deux parents qui ont deux façons différents en discutent avec l’éducateur Tilahy Ramanamahandry dans l’émission « Ndao hilaoeky ».

Manahirana ny fomba fitaizana ankizy ao an-tokatrano ankehitriny. Mifanipaka ireo hevitra amin’ny samy ray aman-dreny eo amin’ny fiaraha-monina Malagasy. Ao ireo mbola manohana fa mahomby ny fanitsiana zaza amin’ny alalan’ny sazy ara-batana toy ny kapoka.  Misy kosa ireo mihevitra izany ho herisetra ka miditra kokoa amin’ny vahaolana hafa. Ahoana no hahatongavana amin’ny fanabeazana mahomby kanefa tsy misy herisetra? Miady hevitra mikasika izany I Majelo Jean sy Olivia, ray aman-dreny, miaraka amin’ny mpanabe Tilahy Ramanamahandry.

mercredi, 18 octobre 2023 07:17

Le Journal des régions du 13 Octobre 2023

  • Analanjirofo : 9 jeunes ont bénéficié d’une formation dans l’élevage
  • Antsiranana : les marchandises de plus de 2 mois ont été vendus
  • Les jeunes à Toamasina sont intéressés par la lutte contre les violences dans les médias et réseaux sociaux

  • Analanjirofo : tanora mpandraraha 9 no nahazo fampihofanana momban’ny fihompiana
  • Antsiranana : natao lavanty ny entana mihaotra ny roa volana ao amin’ny doany
  • Fisorohana herisetra eo amin’ny tanora amin’ny haino amanjery sy facebook nahaliana ny tanora teto Toamasina 
mercredi, 18 octobre 2023 07:02

Le Journal du 17 Octobre 2023

  • Deuxième session ordinaire de l’Assemblée Nationale : le débat s’annonce agité
  • BAROCI 2022 : le président sortant, jugé peu efficace
  • Concours d’entrée à l’Université d’Antananarivo : chaque département de la FLSH procède à la correction des copies
  • Octobre Rose : les femmes en milieu rural sont réticentes pour dépister le cancer du col de l’utérus et des seins

  • Fivoriana ara-potoana faharoan’ny antenimieram-pirenena : hangotraka ny adihevitra eo amin’ireo solombavam-bahoaka
  • BAROCI 2022 : tsy dia nahomby ny fomba fiasan’ny filoham-pirenena teo aloha
  • Fifaninanana hidirana amin’ny taona voalohany eny amin’ny anjerimanontolo : eo ampitsarana ny taratasim-panadinana ny ao amin’ny FLSH
  • Hetsika « Octobre Rose » : matahotra hitily momba ny homamiadan’ny nono sy ny tranon-jaza ireo vehivavy eny ambanivohitra

mercredi, 18 octobre 2023 07:00

Le Journal du 16 Octobre 2023

  • Prise en charge de la Santé mentale à Madagascar : un centre de réhabilitation psychosocial en vue
  • Deuil périnatal : la société néglige le traumatisme parental
  • La pollution de l’air est à l’origine de la hausse de la maladie respiratoire à Antananarivo
  • « Jôkôsô » festival du rire : les jeunes humouristes malagasy affluent

  • Fahasalamana ara-tsaina : hiampy iray ireo ivotoerana fandraisana an-tanana eto amintsika
  • Fahafatesan’ny zazarano sy zaza menavava : tsy omen’ny fiaraha-monina lanja ny ratran’ireo ray aman-dreny
  • Fahaloton’ny rivotra eto an-drenivohitra : mitombo isa ireo olona voan’ny aretin’ny taovam-pisefoana
  • Hetsika Jôkôsô : mitombo isa ireo tanora mpanao hatsikana

mercredi, 18 octobre 2023 06:36

Le Journal du 13 Octobre 2023

  • Le premier tour de l’élection présidentielle reporté pour une semaine
  • Tourisme : garder la qualité du service est primordial
  • Concours d’entrée en 1ere année à l’Université d’Antananarivo : les candidats redoutent surtout la culture générale
  • VIH SIDA : les jeunes sont les premières victimes

  • Nahemotra herinandro ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena
  • Fizahantany : ilaina ny mitazona ny kalitaon’ny tolotra
  • Fifaninanana hidirana amin’ny taona voalohany eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo : ny fahalalana an-kapobeny no natahoran’ireo mpiadina
  • VIH SIDA : ny tanora no tena betsaka voa

vendredi, 13 octobre 2023 07:17

Le Journal du 12 Octobre 2023

  • Antananarivo, la qualité de l’air est très inquiétante
  • Offre et demande dans les métiers du numérique : Madagascar couvre 900 jeunes diplômés par an sur 40.000 demandes
  • Un colloque est organisé à l’université d’Antananarivo pour permettre aux doctorants chercheurs de publieur leurs recherches
  • La séparation : l’art thérapie peut combler le vide

  • Antananarivo, loza mitatao ny loton’ny rivotra
  • Tolotra sy tinady amin’ny asa manodidina ny nomerika : tsy mahavaly ireo tinady 40.000 ireo tanora nahazo diplaoma 900 mivoaka isan-taona eto Madagasikara
  • Fihaonambe siantifika natao teny amin’ny oniversiten’Antananarivo mba hahafahan’ireo mpikaroka mamoaka ny vokatry ny asany
  • Fisarahana : afaka mameno ny banga ny fitsaboana amin'ny zavakanto

  • Amoron’i Mania : les feux de brousse affluent
  • Les zébus en vente à Betioky atsimo, Belamoty et Ampanihy ne sont pas en règle
  • Les sinistrés à Vohipeno dénoncent l’impartialité dans la distribution des dons

  • Amoron’i Mania : mirongatra ny doro-tanety
  • Tsy manara-dalana ny akamaroan'ireo omby amidy any Betioky atsimo, Belamoty sy Ampanihy
  • Mitaraina amin’ny tsy firindran’ny fizarana fanampiana ireo traboina sasany may trano any Vohipeno
jeudi, 12 octobre 2023 10:05

Le Journal du 11 Octobre 2023

  • Election présidentielle : l’opinion diverge chez les jeunes en situation de handicap
  • Une médaille d'or et cinq médailles de bronze pour Robotikoo lors du FGC 2023
  • Psychologie : l’éducation sociale est le premier outil pour faire un levier de développement
  • La date de l’élection ne changera pas sauf en cas d’accord politique

  • Fifidianana filoham-pirenena : samy manana ny heviny ireo tanora manana fahasembanana
  • Medaly volamena sy medaly alimo no azon’ny Robotikoo tamin’ny FGC 2023
  • Psykolojia : ny fanabeazana ara-tsosialy no fitaovana voalohany hahatongavana amin’ny fampandrosoana
  • Tsy hiova ny datin’ny fifidianana raha tsy hoe misy fifanarahana ara-politika hiraisana

  • Antaninarenina : une exposition pour la préparation de Fandroana Andriaka à Vatomasina Vohipeno
  • Anosy : inauguration du laboratoire et du centre d’insémination artificielle le 07 Octobre dernier
  • Antananarivo : constatation d’une hausse de température considérable

  • Antaninarenina : hetsika ho fanomanana ny fandroana andriaka ao Vatomasina Vohipeno
  • Anosy : laboratoara sy ivon-toeram-piterahana artifisialy nisokatra ny 07 Oktobra teo
  • Antananarivo : nahitana fihakarana ny maripana manerana ny faritra
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter