COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

lundi, 09 octobre 2023 07:24

Sifflet du 08 Octobre 2023

  • Road to BAL : une victoire chacun pour COSPN Madagascar et Beau Vallon Seychelles face aux Ushindzi des Comores
  • COSAFA : l’équipe nationale dame de football s’incline face à l’Afrique du Sud
  • Pétanque : Madagascar va se préparer pour le championnat du monde triplette dame et jeune en Thaïlande
  • Rugby Top 20 : le COSFA et le FTM Manjakaray en final ce dimanche

  • Road to BAL : fandresena iray avy ny an’ny COSPN Madagascar sy ny Beau Vallon Seychelles nanoloana ny Ushindzi avy any Comores
  • COSAFA vehivavy : resin’ny Afrika Atsimo ny ekipa Malagasy vehivavy amin’ny baolina kitra she
  • Tsipy kanetibe : hiomana amin’ny amboara maneran-tany amin’ny “triplette” ho an’ny vehivavy sy sokajy zandriny any Thaïlande i Madagasikara
  • Rugby Top 20 : lalao famaranana eo amin’ny COSFA sy ny FTM Manjakaray

Le financement de la campagne électorale d’un candidat peut provenir de plusieurs sources.

Premièrement, il peut provenir de l’apport personnel du candidat, d’un emprunt, d’un prêt ou avance remboursable du candidat ; suivant les conditions financières habituelles sur le marché. Puis, il peut aussi provenir des contributions des partis politiques et des contributions des personnes physiques. Les contributions des personnes morales de droit privé national : comme les sociétés privées ou civiles, les groupements d'intérêt économique, les associations sont aussi acceptés mais à l’exclusion des sociétés commerciales à participation publique.

Le financement peut aussi provenir des recettes accessoires de la campagne électorale à partir des ventes d’objets, ou de recettes de manifestation qu’il organise. C’est-à-dire s’il met en vente ses tee-shirts ou d’autres accessoires ou facture l’entrée à ses manifestations.

L’ensemble de ses contributions du financement peuvent se présenter sous forme de numéraires, de dons, de legs, de concours en nature ou en prestations diverses.

Avy aiza ny mety ho famatsiam-bola amin’ny fampielezan-kevitra ?

Ny famatsiam-bola amin’ny fampielezan-kevitry ny kandidà iray dia azo avy amin’ny loharanom-bola maromaro.

Avy amin’ny volan’ny mpilatsaka hofidiana manokana izany, voalohany indrindra. Mety ho vola indramina ihany koa, fa tsy maintsy manaraka ny fepetran’ny fampindramam-bola mahazatra. Mety ho avy amin'ny fandraisan'anjaran'ny antoko politika sy ny fanomezana avy amin'ny olon-tsotra ihany koa ny tetibolan’ny fampielezan-kevitra. Ekena ihany koa ny fandraisan'anjaran'ireo fikambanana tsy miankina sy ara-dalàna, ankoatra ny orinasa ara-barotra ampiasain’ny fanjakana vola. 

Ny famatsiam-bola ihany koa dia mety azo avy amin'ny fidiram-bola avy amin'ny fampielezan-kevitra na mety avy amin'ny fivarotana zavatra, na avy amin'ny hetsika karakarainy izany. Izany hoe raha mivarotra ny t-shirts na kojakoja hafa izy na fidiram-bola amin'ny hetsika ataony.

Ny fandraisan'anjaran'ny famatsiam-bola rehetra dia mety amin'ny endrika vola, fanomezana, lova, fanampiana ara-pitaovana na fahaiza-manao isan-karazany.

vendredi, 06 octobre 2023 13:03

Qui fait le dépouillement des votes ?

Les personnes désignées par l’ensemble des délégués du candidat au bureau de vote effectueront le décompte des voix.

En cas échéant, les membres du bureau électoral désigneront des électeurs du même fokontany.

Par contre les 5 membres du conseil électoral, composés de président, de vice-président, de deux assesseurs et d’un secrétaire, ne peuvent pas effectuer le décompte.

Lorsque les personnes qui sont chargées de compter les voix seront connues, on vérifie si le nombre de signatures des électeurs et le nombre de votes dans l'urne sont les mêmes. Puis le décompte des votes peut commencer.

A noter que ces personnes ne sont pas rémunérées.

​Ny olona atolotry ny fitambaran’ny delegen’ny kandidà eny amin’ny birao fandatsaham-bato no manisa ny vato.

Raha tsy manana olona atolotra anefa izy ireo, dia ireo mpikambana ao amin’ny biraom-pifidianana no manendry mpifidy ao amin’ny fokontany misy azy ireo.

Ny mpikambana 5 ao amin’ny biraom-pifidianana, izay ahitana ny filoha, ny filoha lefitra, ny mpitsara mpanampy roa ary ny sekretera iray mantsy dia tsy afaka manisa vato.

Rehefa fantatra ireo mpanisa vato, dia hamarinina aloha ny isan’ny sonian’ny mpifidy sy ny vato anaty vata. Manomboka amin’izay ny fanisam-bato avy eo.

Marihana fa antsitrapo no hanaovana ny fanisam-bato.

vendredi, 06 octobre 2023 12:50

Le Journal du 06 Octobre 2023

  • Election présidentielle : des citoyens inscrits à la liste n’ont pas encore reçu leur carte électorale
  • Service de domaine : les citoyens négligent parfois l’étape administrative
  • Qualification BAL : le COSPN Madagascar promet un bon weekend de basketball au palais des sport Mahamasina
  • Une trace du logiciel espion Predator à Madagascar, rapporte Le Monde

  • Fifidianana filoham-pirenena : misy amin’ireo mpifidy voasoratra tanaty lisitra no mbola tsy nahazo kara-pifidianana
  • Samy manana ny fahaiza-manaony hampitomboany ny traikefany ireo mpampianatra
  • Fananan-tany : hamaivanin’ny tompon-tany ny famadihana ny tany novidiana amin’ny anarany
  • Fifanintsanana BAL : faran’ny herinandro miaraka amin’ny basketball mahafinaritra no ampanantenain’ny COSPN Madagascar

vendredi, 06 octobre 2023 12:39

Le Journal des régions du 06 Octobre 2023

  • Mandritsara : l’agriculture et l’élevage sont des domaines à exploiter
  • Toamasina : des jeunes formés sur la gestion des informations en période électoral
  • La production des crabes pour l’exportation est en baisse

  • Mandritsara : mbola malalaka be ny sehatr’asa momba ny fambolena sy fiompiana
  • Toamasina : nomena fiofanana momba ny fifehezana ny vaovao amin’ny fifidianana ny tanora
  • Nihena ny vokatra drakaka tamin’ity taona ity
vendredi, 06 octobre 2023 08:19

Le Journal des régions du 05 Octobre 2023

  • Toamasina : on envisage une production de 50 000 tonnes par ans avec la nouvelle usine d’engrais
  • Atsimo Andrefana : les acteurs du tourisme bénéficieront d’une formation
  • Antsiranana : l’exposition sur la biodiversité en présentation jusqu’à vendredi 6 octobre

  • Toamasina : hamokatra zezi-bazaha 50 000 taonina isan-taona eo ny orinasa vaovao mpamokatra zezika ao an-toerana
  • Atsimo Andrefana : nampahafantarina omaly ho an’ireo mpisehatra amin’ny fizahan-tany ny programa “Miatrika”
  • Antsiranana : hatramin’ny zoma 6 oktobra ny fampiratiana momba ny karazan-javamanan’aina
jeudi, 05 octobre 2023 09:26

Le Journal du 04 Octobre 2023

  • Que vaut la médiation de la FFKM ?
  • Revendication du collectif des candidats : les cours continuent malgré l’inquiétudes des étudiants et des parents
  • Le domaine spatial influe sur le développement de Madagascar

  • Nintso ireo hirotsaka ho filoham-pirenena ny FFKM omaly hariva
  • Fitakiana ataon’ny fondron’ny kandida : mitohy ny fampianarana na eo aza ny ahiahy ny mpianatra sy ny ray aman-dreny
  • Manaraka ny toe-draharaha eto Antananarivo ny mponina any amin’ny faritra
  • Ny entin’ny tontolon’ny habaka tsy taka-maso amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara

jeudi, 05 octobre 2023 09:03

Le Journal du 03 Octobre 2023

  • Un atelier ouvre ce jour dans le cadre de la célébration de la journée internationale de la réduction des risques et des catastrophes
  • Madagascar parmi les pays ayant un taux élevé du cancer du sein et du cancer de l’utérus
  • Le commerce à Analakely et ses alentours en suspens

  • Nisokatra androany ny fivoriana fanokafana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena amin’ny fampienana ny vokatry ny loza
  • Madagasikara, anisan’ireo firenena manana taha avo indrindra amin’ny homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranon-jaza
  • Mbola mikatso ny varotra eo Analakely sy ny manodidina
  • Aman-jatony ny trano may ao Vohipeno omaly vokatry ny fifamaliana teo amin’ny mponina sy ny mpitandro filaminana

jeudi, 05 octobre 2023 08:26

Le Journal du 02 Octobre 2023

  • Entre déclarations et contestations : tensions présidentielles à Madagascar
  • I-report, une plateforme de surveillance du processus électoral
  • Slam National 14 : Santa, sacré champion de Madagascar 2023
  • Architecture : le manque de moyens est le premier blocage

  • Miteraka disadisa momban’ny fifidianana ny hetsi-panoherana eto Madagascar
  • I-report : fitaovana enti-manaramaso ny zotram-pifidianana
  • Slam National 14 : voahositra ho tompon-dakan’i Madagasikara 2023 i Santa
  • Tao-trano : miteraka sakana ny tsy fahampian’ny fahafahana

  • Les jeunes du fokontany Sahatavy n’ont pas de terrain pour jouer au ballon
  • Des nouvelles mesures ont été prises sur la circulation dans le canal de Pangalgne
  • « Ny vinako » 3ème : une source d’inspiration pour les bacheliers de la région de Bongolava

  • Fokontany Sahatavy : tsy manana kianja hilalaovana baolina ny tanora
  • Nandraisana fepetra vaovao ny fifamoivozana amin’ny lakandranon’ny Pangalana
  • « Ny vinako andiany faha3 » : nanome hevitra ireo tanora vao afaka bakalorea ao Bongolava
  • Ambalavao Tsienimparihy : la peste tue un jeune garçon
  • Tsianihisa, Toliara II : trois personnes ont été empoisonnées par le poisson « Losoloso »
  • Ambohimahavelona Ambohinihaonana n’a pas d’accès à l’eau potable

  • Ankizy lahy iray no matin’ny valan’aretina pesta tany ambalavao tsienimparihy
  • Tsianisiha Toliara II : olona 03 no maty vokatrin’ny fihinana trondro antsoina hoe Losoloso
  • Ambohimahavelona Ambohinihaonana: tsy misy rano fisotro madio
  • Pleine Beboka : 6 300 tonnes de plus envisagées pour la production rizicole
  • Le premier “guichet Agricole” de Madagascar a été implanté à Ankadinondry Sakay
  • Entreprenariat à Nosy Be : les femmes ont plus des difficultés par rapport aux hommes

  • Lemaka Beboka : hamokatra vary fanampiny 6300 taonina isan-taona
  • Ao Ankadinondry Sakay no nametrahana ny « Ivotoerana famondronana ireo tolo-draharaha ho an’ny mpamokatra » voalohany eto Madagasikara
  • Sahirana kokoa ny vehivavy mandraharaha noho ny lehilahy ao Nosy Be
  • Une vedette clandestine à Vohémar : on a décidé de l’utiliser au service de la garde côte
  • Toamasina : 18 jeunes filles ont été formées pour la vente en ligne
  • La pêche aux langoustes fermera le 1 Octobre dans les 9 régions de Madagascar

  • Sambo tsy fanta-piaviana tratra tao Vohimarina : hampiasaina amin'ny fanaraha-maso ny sisin-dranomasina
  • Tovovavy miisa 18 no nahazo fihofanana hikirakira varotra amin’ny alalan’ny teknolojia vaovao
  • Hikatona manomboka ny 1 okobra izao ny jono oratsimba any amin’ireo faritra miisa sivy
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter