COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Andrea Razafi

Andrea Razafi

vendredi, 29 septembre 2023 13:39

Le Journal du 29 Septembre 2023

  • Cartes électorales : les anomalies ne devront pas impacter le droit des électeurs à voter
  • Périodes électorales : connaître les actualités peut impacter considérablement les votes
  • Antalaha : les vendeurs de poissons n’ont plus assez de clients
  • Séisme au Maroc : au moins 3 000 morts et jusqu’à 9 milliards d’euros de dégâts

  • Karatry ny mpifidy : tsy tokony hampisy olana ireo tsy fahatombombanana mandritra ny fotoam-pifidianana
  • Manampy ireo mpifidy ny fahampiana sy ny fahamarinan’ny vaovao azony mandritra ny fifidianana
  • Antalaha : mihena ny mpividy trondro noho ny fahasahiranan’ny mponina
  • Horohorontany tany Maroc : olona 3 000 farafahakeliny no maty ary hatramin’ny 9 miliara euro ny fahasimbana

vendredi, 29 septembre 2023 13:19

Le Journal des régions du 29 Septembre

  • Faritra Antsinanana : rencontre économique entre les entrepreneurs malgaches et réunionnais
  • Faritra Analanjirofo : le prix de l’essence de girofle chute
  • Menabe : début de la réhabilitation du canal Dabara
  • Faritra Analamanga : 19 jeunes commencent à exploiter un terrain de 49 ha à Ankazobe

  • Faritra Antsinanana : misy ny fihaonana ara-toekarena eo amin’ny mpandraharaha Malagasy sy avy ao amin’ny Nosy La Reunion
  • Faritra Analanjirofo : mihem-bidy ny lasantsin-jirofo
  • Menabe : manomboka ny fanarenana ny lakandrano Dabara
  • Faritra Analamanga : tanora 19 hanajary tany 49 ha ao Ankazobe
vendredi, 29 septembre 2023 08:03

Le Journal du 28 Septembre 2023

  • Certaines personnes handicapées ont parfois du mal à bien exercer leur travail
  • Système d’alerte précoce en risques et catastrophes : des rigidités dans la mise en place
  • Un plan de gestion environnementale et sociale pour mieux protéger les forêts de l’Ouest
  • Que font les artistes en dehors des tournées ?

  • Misy amin’ireo olona manana fahasembanana no misedra olana eny amin’ny orinasa
  • Fanatsarana ny rafitra fampitandremana amin’ny loza eto Madagasikara : tsy ampy fahatsapan-tena ireo mponina
  • Hamoaka drafi-pitantanana ny tontolo iainana sy ara-tsosialy vaovao mba hiarovana kokoa ireo ala andrefana
  • Inona no ataon’ireo mpanakanto rehefa tsy mandeha « Tournée » ?

  • Nosy-be Hell-ville : un endroit pour s’inscrire et passer le concours d’entrée à l’école polytechnique et ENSET à Antsiranana
  • La commune de Karianga a pris feux hier
  • Les feux de brousse à Amoron'i Mania sont en baisse cette année

  • Nosy-be Hell-ville : toerana fisoratana anarana sy fanaovana fanadinana hidirana ao amin’ny sekoly polytechnique sy ENSET any Antsiranana
  • May ny Kaominina Karianga, manao fitia tsimbahetra ireo mponina any an-toerana hamonjena ireo traboina
  • Nihena ny trangana doro-tanety any amin’ny faritra Amoron'i Mania
jeudi, 28 septembre 2023 07:11

Infos vues par les jeunes

Nous allons écouter les avis des jeunes sur les actualités marquantes de cette semaine. Andréa en formation à l’ORTM à Anosy, Luca étudiant au Saint Michel et Sanda étudiant en informatique sont nos invités. Suivez notre émission Infos vues par les jeunes pour en savoir plus.

Hitafatafa indray isika anio ato amin’ny fandaharana Ndao Hilaoeky mahakasika ny vaovao nanamarika ity herinandro ity. I Andréa, mpiofana ao amin’ny ORTM Anosy, Luca mpianatra ao amin’ny Saint Michel ary i Sanda mpianatra informatika no vahinintsika. Araho hatramin’ny farany ary ny fandaharana eto amin’ny Feon’ny Tanora Maroloko.

Nous allons parler d’un évènement de lecture dans la commune rurale d’Andriampamaky dans notre émission Question A d’aujourd’hui. Holy Danielle, l’organisateur de cet événement est notre invité pour plus de détails sur ce « Tsenaben'ny boky ».

Mahakasika ny hetsika « Tsenaben'ny boky » indray no resahintsika ato anaty fandaharana Hono ho Aho androany. Tanterahina any Andriampamaky moa izy ity ny 22 sy 23 Septambra. Hiresadresaka amintsika i Holy Danielle, mpikaraka ny hetsika. Araho ao amin'ny fandaharan'ny Studio Sifaka ny andinindininy.

Les élections se dérouleront dans moins de deux mois. Les observateurs électoraux commencent déjà à s’activer. Nous allons donc vous informer sur leurs activités dans notre émission Question A d’aujourd’hui, avec l’intervention de Sorotombake Mbola, formateur national de l’observateur Safidy.

Volana vitsy sisa dia hoavy ny fifidianana. Efa manomboka manao ny asany ireo mpanaramaso ny fifidianana amin’izao. Hiresadresaka ny asa ataon’izy ireo isika ato anaty fandaharana Hono ho Aho. Ho vahinin-tsika amin’izany i Sorotombake Mbola, mpampihofana nasionaly ny mpanaramaso ny fifidianana Safidy.

jeudi, 28 septembre 2023 05:41

Le Journal du 27 Septembre 2023

  • Lutte contre le harcèlement envers les femmes journalistes : Studio Sifaka fait connaitre le projet « Manda »
  • Rattrapage du calendrier des Études Supérieures : chaque faculté son rythme, chaque département ses solutions
  • Saison des baleines à Madagascar : plus de 2000 baleines à bosse recensées cette année

  • Noho ny fahataran’ny taom-pianarana eny amin’ny anjery manontolo : samy manana ny fandaminany ireo sampam-piofanana tsirairay
  • Herisetra atao amin’ny vehivavy mpanao gazety : mampahafantatra ny tetikasa « Manda » ny Studio Sifaka
  • Fandalovan’ny trozona eto Madagasikara : maherin’ny 2000 ireo nandalo tamin’ity taona ity

mercredi, 27 septembre 2023 13:28

Sifflet du 27 Septembre 2023

  • Basketball : Rasetriarivony A’Ranty dans les cinq majeurs aux Youth Camps 2023
  • Road to BAL : le groupe E de l’Océan Indien sera sans les Roche-Bois Warriors de Maurice
  • Stade Maki Andohatapenaka : demi-final du championnat de Madagascar «Rugby Top 20» ce dimanche 01 octobre
  • Pétanque : la coupe de Madagascar ouverte à tous ou l’OPEN prévu en ce fin de semaine

  • Basketball : tafiditra isan’ny mpilalao dimy nisongadina tamin’ny «Youth Camp 2023» i Rasetriarivony A’Ranty
  • Road to BAL : tsy hisy ny Roche-Bois Warriors avy any Maurice ny vondrona E avy aty amin’ny Ranomasimbe Indiana
  • Kianja Maki Andohatapenaka : manasa-dalana ny amboaran’ny madagasikara Rugby «Top 20» amin’ny alahady 01 oktobra
  • Tsipy kanetibe : hanomboka amin’ny zoma ny fifaninanam-pirenena misokatra ho an’ny olon-drehetra na OPEN
mercredi, 27 septembre 2023 12:25

Le Journal des régions du 27 Septembre 2023

  • Ambohinihonana CISCO Mananjary : les frais de scolarité ne cessent d’augmenter chaque année
  • Nosy Be : la distribution de carte foncière continue
  • Incendie à Ambahatrazo Manakara : plusieurs salles de classe sont parties en cendre

  • Ambohinihonana CISCO Mananjary : miakatra isan-taona ny saram-pisoratana anarana ao amin’ny EPP
  • Nosy Be : mitohy ny fizarana kara-tany faobe
  • May ny efitrano fianarana ao Ambahatrazo Manakara no may naraina teo, tsy fantatra mazava ny nipohiran’ny afo
mercredi, 27 septembre 2023 09:00

Sifflet du 24 Septembre 2023

  • Road to BAL : quatre clubs issus de l’Océan Indien avec le COSPN Madagascar dans le groupe E
  • Basketball : les championnats nationaux N1A homme et dame prévus du 19 au 29 octobre
  • Tennis : Mirija Andriantefihasina à la 4ème place du Master Afrique U14
  • Football : Madagascar à la 108-ème place du classement FIFA inchangé
  • Miandrivazo : le tournoi de football de la ville va accéder à la finale
  • Rugby à 15 : le mondial du rugby en phase de groupe pour les deux semaines prochaines

  • Road to BAL : klioba efatra aty amin’ny ranomasimbe Indiana no hifanandrina amin’ny COSPN Madagascar anatin’ny vondrona E
  • Basketball : atao amin’ny 19 hatramin’ny 29 oktobra ny amboara nasionalin’ny N1A lahy sy vavy
  • Tennis : laharana faha-4 tamin’ny « Master Afrique U14 » i Mirija Andriantefihasina
  • Baolina kitra : Tsy mihetsika eo amin’ny laharana faha 108 amin’ny filaharan’ny FIFA i Madagasikara
  • Miandrivazo : hiditra amin’ny lalao famaranana ny fifaninanana baolina kitra ara-piralahiana ao an-tanana
  • Rugby à 15 : mbola anatin’ny fifanintsanana isam-bondrona ny fiadiana ny amboara eran-tany any Frantsa

Nous avons déjà parlé des 4 premiers principes fondamentaux de la campagne électorale parmi les 8 cités dans la loi électorale. Voici les 4 autres :  

- La transparence des sources de financement des campagnes électorales et de l’utilisation des fonds y affectés. C’est pour permettre aux candidats de faire une concurrence égale.

- Le respect de l'intégrité physique, de l'honneur et de la dignité des candidats et des électeurs.

- Le respect de l'intégrité de la vie privée et des données personnelles des candidats.

- La non-incitation à la haine et à la discrimination pour préserver l’ordre public.

Inona avy ireo foto-kevitra fototra amin’ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana ?

Efa noentina tamintsika ireo foto-kevitra efatra tamin'ireo 8 voalazan’ny lalàna mifehy ny fifidianana eto amintsika.  Ireto ary ireo foto-kevitra efatra ambiny :

Fangaraharan'ny famatsiam-bola ampiasain’ny kandida mandritra ny fampielezan-kevitra mba hisian’ny fitoviana eo amin’ny fifaninana atao.

Fanajana ny fahamendrehana ara-batana, ny haja ary ny hasin’ny kandidà sy ny mpifidy.

Fanajana ny fiainana manokan’ny kandida sy ny mombamomba azy.

Tsy tokony mandrisika fiteny na fihetsika mifono fankahalana sy fanavakavahana hitandrovana ny filaminam-bahoaka.

Il y a dix infractions punies d’une peine d’amende ou d’emprisonnement dans la loi sur les élections. Aujourd’hui, on va parler de celles qui concernent directement l’administration publique. 

Par exemple, l’outrage aux autorités ou l’offense aux Institutions de l’Etat Malagasy lors d’une campagne électorale est passible d’un emprisonnement et d’une amende.

Les fonctionnaires civils ou militaires, les agents non encadrés de l’Etat et des Collectivités Territoriales Décentralisées qui participent à la propagande électorale, en vue de faire voter pour un candidat à ses heures de service sont aussi punis par la loi.

De même pour les non-fonctionnaires exerçant une haute fonction ou un haut emploi civil de l’Etat.

L’usage de ressources administratives à des fins de propagande électorale entraîne l’annulation des voix obtenues par le candidat mis en cause, dans les localités où l’infraction a été constatée, et est puni d’une peine de deux à cinq ans d’emprisonnement. Pareil pour le détournement de fonds et biens publics à des fins de propagande électorale.

Inona avy moa izany ireo fandikan-dalana rehefa fotoanan’ny fampielezan-kevitra ?

Misy fandikan-dalàna folo voasazy amin'ny onitra na fanagadrana ao amin'ny lalàna momba ny fifidianana fa ireo mifandray amin'ny fitantanan-draharaham-panjakana no entina androany.

Ny fanaovana tsinontsinona ny manam-pahefana na andrim-panjakana mandritra ny fampielezan-kevitra dia mety hampigadra na handoavana sazy na lamandy.

Ireo mpiasam-panjakana sivily na miaramila, sy avy amin’ireo vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana izay mandray anjara amin'ny fampielezan-kevitra mandritra ny ora fiasan'izy ireo dia sazian'ny lalàna.

Toy izany koa ireo tsy mpiasam-panjakana nefa manao asa ambony na mpiasam-panjakana ambony.

Ny fampiasana fitaovam-panjakana sy ny tombotsoa azo amin'ny maha manampahefana ho an'ny fampielezan-kevitra dia miteraka fanafoanana ny vato azon'ny kandidà voasaringotra amin’izany, any amin'ny toerana misy ny fandikan-dalàna, ary azo saziana roa ka hatramin’ny dimy taona an-tranomaizina. Torak’izany koa ny fanodinkodinana ny volam-panjakana sy ny fananam-panjakana ho an’ny fampielezan-kevitra.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter