Après avoir introduit le bulletin dans l’urne, l’électeur appose sa signature sur la liste d’émargement ; s’il ne sait pas écrire, il y appose l’empreinte de ses deux index à l’aide d’une encre indélébile ou tout autre produit similaire. En cas de mutilation, les membres du bureau électoral décident du choix des modalités de signature. Dans les deux cas, un membre du bureau électoral contresigne chaque signature ou empreinte digitale de l’électeur sur la liste d’émargement.
Inona no ataon’ny mpifidy rehefa avy nandrotsa-bato ?
Rehefa avy nandrotsa-bato ny mpifidy dia manao sonia eo amin’ny lisitra manamarina fa nifidy tokoa izy ; raha toa ka tsy mahay manoratra kosa izy, dia apetany amin’ny ranomainty tsy azo kosehina ny dian’ny fanondrony roa. Raha misy fahasimbana anefa tsy ratsan-tanany, dia ny mpikambana ao amin’ny biraom-pifidianana no manapa-kevitra hoe ahoana no hanamarinana fa nandrotsa-bato tokoa izy. Ny mpikambana ao amin’ny biraom-pifidianana koa no manao sonia indray avy eo rehefa avy nanao sonia na nametaka ny lavotondrony izy.
Le programme d’un candidat à la présidentielle est une proposition ou une idée globale qu’il promet de réaliser s’il est élu. Ces programmes concernent généralement l’éducation, l’environnement, l’économie, etc. et sont présentés aux citoyens sous forme de document afin de les convaincre à voter pour lui.
Quant au projet de société, il est plus concret. Il contient les étapes  de la mise en œuvre de la politique du candidat. Le projet de société oriente généralement le programme du candidat. En phase de réalisation, le projet de société se transforme en programme et en plan d’action.
Inona no maha samihafa ny programa sy tetikasam-piarahamonina ataona kandida hilatsaka ho filoham-pirenena ?
Ny programan’ny kandida hilataka ho filoham-pirenena dia ireo hevitra na fikasana politika hataony raha lany ho filoham-pirenena izy. Amin’ny ankapobeny, mikasika ny fanabeazana, ny tontolo iainana, ny toekarena, sns izany programa izany. Atolotra ho an’ny olom-pirenena amin’ny alalan’ny boky ohatra ity programa ity hahafahan’ireo olom-pirenena mahafantatra izay fikasan’ny kandida raha lany izy ary hahafahana misafidy ary mandatsa-bato avy eo.
Ny tetikasam-piarahamonina kosa efa manaraka drafitra. Fitaovana iray hanatanterahana ny politikan’ny kandida izy ity. Ary manome torolalana ho an’ny programa. Rehefa eo am-panatanterahina ny tetikasa, lasa mivadika hoe programan’ny governemanta sy drafitr’asa izany.
Actuellement, nombreux sont ceux qui recourent à l’utilisation de l’énergie solaire à Madagascar. Aujourd’hui, nous allons parler d’un dispositif inventé par un jeune Malgache. Tsiry, 31 ans qui a étudié à l’université polytechnique Vontovorona, a conçu une batterie à partir de lithium. Il nous donne plus de détails dans notre émission Question A.
Efa miha maro ny olona mirona amin’ny fampiasana ny angovo azo avy amin’ny masoandro eto Madagascar, eto andrenivohitra na any ambanivohitra. Hitafatafa amin’i Tsiry, tanora malagasy nanamboatra vato aratra vita amin’ny lithium hangalana herin’aratra azo amin’ny masoandro isika androany ato anaty fandaharana.
Connaissez-vous la différence entre les produits artisanaux par rapport aux autres ? Randriamorasota Soloniaina Junot, responsable à la Lisy Art Gallérie va nous apporter les caractéristiques de ces produits dans notre émission Question A.
Efa nanontany tena ve ianao oe inona no mampiavaka ny asa-tanana raha miohatra amin’ny tao-zavatra hafa ? Izay indrindra no hofantarin-tsika ato amin’ny fandaharana Hono ho aho, izay iarahana amin’i Randriamorasota Soloniaina Junot, tompon’andraikitra ao amin’ny Lisy Art Galérie.