La tendance de l’imprimé léopard existe depuis les années 1900. Et en ce moment, c’est toujours en vogue. Dans cette chronique, des conseils vous seront donnés pour éviter les fashion faux-pas.
Lamaody tsy mety lefy laza ny kisarisary léopard. Efa nisy tany amin’ny taona 1900 izany. Mila mitandrina anefa amin’ny fomba fitondra azy toy ny hoe anaovana amin’ny akanjo na haingo miloko tokana izy. Misy torohevitra amin’ny fomba fihaingona miaraka aminy ao anatin’ny fandraharana « Tia vao ».