Le dreamcatcher, également appelé attrape-rêves, ou encore capteurs de rêves est un objet artisanal composé d'un cerceau, et d'un réseau de fils en forme de filet. Selon certaines croyances, le dreamcatcher empêcherait les mauvais rêves d'envahir le sommeil de son propriétaire. De nos jours, il est utilisé sous toutes les formes : bijoux, objets de décoration, motifs de vêtements… On en parle dans Tendance.
Ny Dreamcatcher na attrape-rêves dia haingon-trano vita amin'ny vy boribory, ary ravahina kofehy miendrika harato. Araka ny finoana sasatsasany, ny dreamcatcher dia manakana izay manana azy tsy hanonofy ratsy. Amin'izao fotoana izao dia ampiasaina amin'ny endriny rehetra izy ireo: firavaka, haingon-trano, sary amin'ny akanjo. Resahana bebe kokoa ao anatin’ny fandaharana Tia Vao ny mikasika izay.