Na hialana voly na ampiasaina amin’ny asa, mirona amin’ny fampiasana "drône" ny olona ankehitriny. Anisan’izany ny fakana sary eny amin’ny habakabaka. Hijerena ny sarintany amin’ny toerana voatokana. Tsy afaka misidina fahatany anefa ny "drône" fa misy sokajy izy ireny ary misy haavo miala amin’ny tany hisidinany. Araho ato anaty tia vao ny momba izay.
