Les faux ongles autocollants font actuellement fureur. Pour les poser, il faut d’abord bien nettoyer les ongles, les limer et bien se laver les mains. Ensuite, soulevez les cuticules et appuyez bien sur les faux ongles. Cependant, il est conseillé de ne pas toujours porter des faux ongles car les ongles naturels ont besoin de temps pour se reconstruire, ce qui n’est pas permis lorsqu’on porte des faux ongles en permanence.
Mbola tsy lefy laza ny fametahana sy fanaovana « faux ongles » amin’izao fotoana izao. Mialohan’ny hidirana amin’ny fikarakarana azy anefa, tsy maintsy diovina sy tapahana tsara aloha ny hoho. Natao io mba tsy ampihoatra ilay izy rehefa mipetaka ny faux ongles. Tokony miandry adiny iray aorian’ny nametahana azy ihany koa vao mandray rano raha tiana aharitra izany. Â