COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Enseignant et Parent qui ont participé au débat.

Ndao Hilaoeky du 11 février 2020 : L'éducation malgache

Il est courant dans plusieurs régions de Madagascar que de jeunes collégiens s’attaquent entre eux dans les rues. En janvier dernier, un évènement de ce genre a même entraîné la mort d’un jeune garçon en classe de 6e au CEG Ratsimilaho à Toamasina. Le problème vient-il du manque d’éducation ou des jeunes ? Qui peut-on considérer comme « éducateurs » dans la société malgache ? Et où est la limite des enseignants en termes d’éducation des jeunes ? On en discutera dans l’émission ‘Ndao Hilaoeky d’aujourd’hui.



Fahita matetika eo amin’ny faritra maro eto Madagasikara ny hoe mpianatra eny amin’ny CEG mifanafika sy miady eny an-dalamabe. Tamin’ny volana janoary teo aza dia nisy tranga toy izany nahafaty zazalahy iray mpianatra kilasy faha 6 tao amin’ny CEG Ratsimilaho any Toamasina, novonoin’ny andian-jazalahy mpianatra toa azy. Ny fanabeazana ve no tsy ampy sa ny ankizy no maditra ? Iza avy no azo antsoina hoe « mpanabe » manana andraikitra amin’ny fitaizana ny ankizy ? Hatraiza ny fetran’ny fampianarana eny an-tsekoly amin’ny resaka fanabeazana ny ankizy ? Ireo rehetra ireo no hovelabelarina ao anatin’ny fandaharana ‘Ndao Hilaoeky anio.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter