COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Ã©ducation positive wcido
Même si les parents doivent être stricts dans certains cas, ils doivent faire savoir à leurs enfants qu'ils les aiment quand même.

Education sévère et autorité parentale

Avant, l'éducation était très rigide et permettait d'assoir l'autorité sans discussion aucune. Les parents avaient recours à des punitions que les enfants ne pouvaient pas supporter. Actuellement, les chercheurs en développement personnel ont mis en avant l'éducation positive qui entre dans le vent de la pensée positive. Dans cette forme d'éducation, les enfants peuvent exprimer leurs ressentis. Mais est-ce que cette libre expression des enfants peut altérer l'autorité des parents ?



Tamin'ny andro taloha, hentitra sy masiaka ny ray aman-dreny mba ho to teny manoloana ny zanany. Nampiasa fomba hentitra ihany koa izy ireo hanatanterahina izany toy ny fikapohana na fampiasana teny mahery. Ankehitriny, namoaka ny atao hoe fanabeazana miabo na « éducation positive » ny mpikaroka momba ny fampivoarana ny maha izy azy ny tena izay hita ao anatin'ny fomba fisainana miabo na « pensée positive » izany. Ao anatin'io fomba fanabeazana io dia omena vahana ny ankizy haneho hevitra. Ka izay fanomezana vahana ny ankizy haneho hevitra izay ve manakana ny fahefana ananan'ny ray aman-dreny eo amin'ny zanaka ?

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 09 Fandaharana NDAO - HILAOEKY - FANABEAZANA - MIABO

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter