COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Pixabay.
L'épanouissement au travail est un critère important que les jeunes doivent prendre en compte.

Ndao hilaoeky : Quelles doivent être nos sources de motivation au travail ?

Nos deux invités ont essayé de comprendre qu'est-ce qui nous motive à choisir un travail plutôt qu'un autre. Est-ce la passion ? L'argent ? Le besoin d'autonomie ou autre ? 
Mihaja Rasolonaivo,un jeune étudiant, témoigne que la passion en soi ne garantit pas une source d'épanouissement au travail. Pour lui, il faudra ajouter d'autres conditions comme le savoir-faire, la créativité, l'autonomie et l'impact de ce qu'on fait. Liva Daniel Ratsimbazafy, éducateur, explique quels peuvent les facteurs qui influencent notre motivation dans le monde professionnel.

Inona ireo hery manosika ny olona hisafidy asa anankiray ?

Fandre matetika ny tantarana olona sasany hoe ny talena ananany no lasa asa fivelomany avy eo, toy ny hoe mpihira na mpanoratra. Fa tena ampy isafidianana asa ve ny talenta na ny zavatra tiana ?
Tsy ampy izany, raha ny fomba fijerin'i Mihaja Rasolonaivo, mpianatra. Aminy dia mbola manan-danja kokoa ny fahaiza-manao, ny fahafahana mamorona, ny fiantraikan'ny asa atao sy ny fahaleovantena azon'ny olona iray vao mivelatra amin'ny asa ataony izy. Manampy izany i Liva Daniel Ratsimbazafy, mpanabe, izay manazava ny antony mety hampiova io hery manosika io eo amin'ny sehatry ny asa.  

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 13 NDAO - HILAOEKY - NY - TANORA - SY - NY - FIFIDIANANA - ASA TSANTA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter