COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©AFP
Même face à la mondialisation, on reconnait toujours l'origine d'un individu.

Ndao hilaoeky : La culture face à la mondialisation

Tous les pays du monde sont en constante relation à travers des échanges commerciaux ou les médias. Les technologies de l'Information et de la Communication ont fait que ces échanges sont instantanés. La consommation des produits d'un pays est une façon d'inculquer des valeurs culturelles au pays d'accueil mais il faudrait que la culture locale soit en mesure de « rivaliser » avec l'autre pour qu'elle ne soit pas ensevelie. Pour cela, il faut apprendre à aimer sa propre culture d'abord, la connaître, l'enraciner en soi pour mieux recevoir l'autre, car la mondialisation est inévitable, aucun pays ne peut la fuir.


Tsy azo hidovirana ny fanantontoloana. Mifandray daholo ny firenena rehetra eran'izao tontolo izao amin'ny alalan'ny fifanakalozana ara-barotra na ny haino aman-jery ohatra. Manafaingana izany fifanakalozana izany ny haitaon'ny ita sy ny serasera ka lasa mifandray mivantana sy lalandava izao tontolo izao. Efa marika ny fampidirana kolontsaina iray ao amina firenena iray ny fividianana vokatra avy aminy. Tsy maintsy mahay mandanjalanja ny kolontsainy sy ny hafa anefa ireo mpividy ny vokatra mba tsy ho very ny kolontsainy. Mila tiavina ny kolontsain'ny tena, mila fantarina ihany koa mba ho latsapaka ao amin'ny tena sy mora handraisana ny an'ny hafa.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 14 Fandaharana NDAO - HILAOEKY CULTURE ET MONDIALISATION
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter