COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Tournage de l'émission Ndao Hilaoeky dans le Studio Sifaka.

Ndao Hilaoeky du 12 février 2020 : Les jeunes diplômés et leur choix de se lancer dans l’entreprenariat.

Faut-il avoir au préalable une certaine expérience dans le monde professionnel pour réussir dans l’entreprenariat ? Une de nos invitées défend que oui, c’est nécessaire, au vu des risques qu’implique le choix de devenir entrepreneur. L’autre s’y oppose en avançant qu’il faut juste s’entourer des bonnes personnes dans son cercle pour relever le défi.     

Comment équilibrer ces deux points de vue ? Quel est le meilleur moment pour se lancer dans l’entreprenariat et comment faire face aux divers obstacles sur son chemin ?  



Ady hevitra mahakasika ny fandraharahana indray no nanasanay mpianatra avy eny amin’ny oniversiten’Antananarivo androany.

Mahaliana ny tanora ny sehatry fandraharahana na dia maro be aza ny sakana sy ny fahasarotana ao anatin’izany. Misy ireo mpianatra no manana tetikasa hanangana orinasa kely avy hatrany rehefa nahazo diplaoma. Misy kosa etsy ankilany ireo misafidy hanatona orinasa ihany satria mari-toerana kokoa any ary hahazoana traikefa.

Inona ny safidy mampivelatra kokoa ? Fotoana manao ahoana no tokony hanapahana hevitra hiditra amin’ny fandraharahana ? Ahoana ny hiatrehana ireo fahasarotana rehefa miandry ao amin’ny sehatry ny asa ? 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter