La covid-19 continue à faire des milliers de morts dans le monde. Les cimetières sont pleins, et des fosses communes sont creusées pour y remédier. Face à cela, pourrait-on envisager la crémation comme solution provisoire ? La culture malgache accorde pourtant beaucoup d’importance aux ancêtres et donc aux morts. La crémation serait-elle donc un affront aux traditions malgaches ? Réponses de Rakoto David, traditionnaliste et de Rabearison Zo Louis, anthropologue.
Mbola mandripaka olona maro ny valan’aretina covid-19 hatramin’izao. Feno ny toerana voatokana handevenana eny amin’ny fasam-bahiny, raha ho an’ny eto Madagasikara dia tsy azo ampodiana any amin’ny fasany ny razana raha ivelan’ny faritra. Manoloana an’izay, azo heverina ho vahaolana ve ny fandoroana faty ? Raha amin’ny kolontsaina malagasy manokana nefa dia manan-danja tokoa ny razana. Inona ary ny mety ho fiantraikan’ny fandoroana faty ho an’ny kolontsaina malagasy ?