COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Des idées sur les projets de développement peuvent venir de la population locale.

Les prises de décision par les dirigeants ou la communauté locale pour le développement

Les communautés locales sont autorisées à prendre des décisions en fonction de la structure et la constitution d'un État. D’une part, si les projets de développement proviennent de la communauté locale, quelles en sont les répercussions ? Faniry Ravelo, responsable du développement au sein de l'association SMS et aussi président de Fokontany donne son point de vue. D’autre part, si les décisions viennent des dirigeants, ces derniers doivent d'abord connaître leurs objectifs et les résultats attendus pour la réalisation du projet de développement, dans le respect de la loi en vigueur, d'après Henintsoa Ramamonjy, sociologue et juriste. Ce sont les idées développées dans Ndao Hilaoeky.



Miankina amin’ny rafitra misy eo amin’ny firenena no ahafahan’ny eny ifotony mandray fanapahan-kevitra. Ary raha tena miainga avy eny ifotony tokoa ny fanapahan-kevitra amin’ny fampandrosoana, inona no mety fiantraikan’izay eo amin’ny mponina izay izy ireo no tena mahalala ny filàn’izy ireo andavanandro, hoy Faniry Ravelo, tompon’andraikitry ny fampandrosoana eo anivon’ny fikambanana SMS sady filoham-pokontany. Tetsy an-kilany, raha miainga amin’ireo tomponandraikitra ambony kosa izay fanapahankevitra izay dia tokony hampahafantatra ireo tanjona tokony ho tratrarina ireo manana fahefana amin’izany, ary manaja ny lalàna, hoy kosa i Henintsoa Ramamonjy, mpandinika ny fiarahamonina ary mpahay lalàna. Izay hevitra roa izay no nivoitra tao anatin’ny ndao hilaoeky.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 25 Fandaharana NDAO HILAOEKY TOPDOWN - ET - BOTTON - UP
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter