COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Razanatsimba photography
Nate Tex, jeune chanteur malgache, continue sa route vers le circuit professionnel.

Ndao hilaoeky : La question du professionalisme dans la musique

Pour être professionnel dans la musique, l’artiste doit particulièrement être capable de connaître la définition de son métier et surtout d’exécuter son travail. Selon Rajery, grand musicien de Madagascar, il est très important pour les artistes de bien maîtriser leurs devoirs, leurs statuts et également la culture de leur pays. Le jeune chanteur, Nate Tex, intervient aussi pour développer l’importance de ces enjeux par rapport à son parcours musical.

Amin’ ny ankapobeny, « matihanina » eo amin’ ny sehatry ny mozika ny olona iray rehefa mahafantatra ny famaritana ny tontolon’ ny asana mpanakanto sy mahatanteraka ny asa tokony hataony. Raha ny fanazavan’ i Rajery, efa ela teo amin’ny sehatry ny mozika malagasy, zava-dehibe ny fahafehezana ny andraikitra, ny sata sy rafitra mifehy ny mpanakanto, ary koa ny kolontsain’ ny fireneny. Haneho ny heviny momba izany koa i Nate Tex, tanora mpihira. Hizara ny lalana nandalovany sy ny lesona azony teo amin’ ny sehatry ny mozika koa izy.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 09 Fandaharana - NDAO - HILAOEKY - ARTISTES - PROS LUCIANNA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter