COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Christina Morillo/Pexels
De plus en plus de jeunes malgaches se tournent vers l'entrepreneuriat.

Ndao hilaoeky: Entrepreneuriat, les jeunes doivent apprendre de chaque expérience

Les jeunes malgaches sont de plus en plus nombreux à se lancer dans l’entrepreneuriat actuellement. Ils essayent de se faire remarquer dans le milieu en explorant différents domaines. Est-ce que c’est devenu facile de créer sa propre entreprise et d’entreprendre à Madagascar ? C’est la question posée dans Ndao Hilaoeky. Selon Fanomezantsoa Anjaratiana, gérant d’une entreprise d’impression 3D, il faut apprendre de chaque expérience et savoir communiquer avec ses collaborateurs. Pour Mija Randriantsoa, jeune entrepreneur dans la communication-marketing, chaque problème et difficulté nous apprennent à comment trouver une solution.



Mihabetsaka amin’izao ireo tanora misehatra amin’ny fandraharahana  eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra ny tenany izy ireo ary miasa amin’ny sehatra maro. Lasa mora kokoa ve ny mandraharaha na ny mamorona orinasa ho an’ny tena, eto Madagasikara amin’izao ? Izay no fanontaniana napetraka tao anaty Ndao hilaoeky. Mila mianatra maka traikefa amin’ireo lalana nolalovana rehetra, hoy i Fanomezantsoa Anjaratiana, mpitantana orinasa trano printy 3D. Eo ihany koa ny fahaizana miserasera amin’ireo mpiara-miasa. Mila mahay miarina sy maka lesona hatrany amin’ireo olana nosedraina, hoy kosa i Mija Randriantsoa, miasa eo amin’ny sehatry ny serasera sy hay varotra.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 22 Fandaharana - NDAO - HILAOEKY - TANORA - MPANDRAHARAHA