COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©AKA.MA
La conception de supports spécialisés peut aider dans l’éducation inclusive des malentendants.

Ndao hilaoeky : L’éducation inclusive pour la langue des signes

« Les langues des signes pour tous ! »  Tel est le thème de cette année pour le 23 septembre, journée internationale de la langue des signes. Cette dernière est un dispositif de communication parmi tant d’autres, particulièrement destiné aux sujets malentendants. Notre débat du jour porte sur la question : « Peut-on envisager d’intégrer la langue des signes dans le cadre scolaire à Madagascar ? » 

Fitasoa Noel Ravelosaotra, du centre d’éducation pour les enfants malentendants ou AKA.MA et Harilala Andriamahefa, directrice d’une école privée ont tous deux défendu la promotion de l’éducation inclusive à travers l’appui des spécialistes des langues des signes et l’adoption de ce langage par la société.



Ny 23 Septambra no hankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tenin’ny tanana. Fiseraserana natao ho an’ireo manana olana ara-pandrenesana. Natao ho an’ny rehetra ny tenin’ny tanana, izay no lohahevitra amin’ity taona 2020 ity. Azo eritreretina eto amintsika ve izany hoe ampianarina ny ankizy any an-tsekoly ny tenin’ny tanana ? Fanontaniana napetraka tao anaty ny Ndao hilaoeky. Nandray anjara tamin’ny ady hevitra i Ravelosaotra Fitasoa Noel, avy amin’ny sekoly AKA.MA, akany fanmpianarana ireo ankizy manana olana ara-pandrenesana sy Andriamahefa Harilala, talen-tsekoly amina fianarana tsy miankina. Samy nanohana ny fampivelarana ny fanabeazana mampiaty amin’ny alalan’ny fampitomboana ireo matihanina mikasika ny tenin’ny tanana sy ny fianaran’ny fiarahamonina io fiteny io izy ireo.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 23 Fandaharana - NDAO - HILAOEKY - LANGUES - DES - SIGNES

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter