COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Andriantoavina Gold, sociologue - Ramandahatra Blaise, membre d'un parti - Aina Bovel, Journaliste Studio Sifaka - Fabien Privat, de l'ONG Tolotsoa

Hilaoeky du 20 février 2020 : Les sociétés civiles

Ny fiarahamonim-pirenena dia hery iray mandanjalanja ny fiarahamonina politika. Anisan’ny andraikiny ny manabe, ny manara-maso ny fiainam-pirenena. Ao ihany koa ny mitoroka ny zavatra tsy mety eto amin’ny firenena.

Ao anatin’izay asany izay nefa misy fotoana hita fa tsy mipàaka firy aty amin’ny vahoaka izany. Mazàna manan endrika ratsy ny fiarahamonim-pirenena toy ny hoe mitango ny vola izay tadiaviny fotsiny na manao tohatra fiakarana io andraikiny io hahafahana miroso amin’ny politika na maka fitondrana.

Izay no horesahana ao anatin’ny Ndao Hilaoeky anio, izay hiarahana amin’i Fabien Privat, avy ao amin’ny ONG Tolotsoa, miady amin’ny kolikoly sy ny fampanjakana ny fanjakana tsara tantana, sy Ramandahatra Blaise, avy ao amina antoko politika iray ary i Andriantoavina Gold, mpandinika fiaraha-monina.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter