COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Fédération malgache de football
Le capitaine Abel Anicet ne sera pas présent aux matchs amicaux.

Ndao hilaoeky : Le début de la préparation des Barea

Les Barea de Madagascar sont en pleine préparation des éliminatoires pour la CAN. Ils affronteront ce 9 octobre, le Swift Hesperange, un club de division 1 au Luxembourg. Ils iront ensuite au Maroc pour un autre match amical contre le Burkina Faso. La détermination de ces matchs amicaux a suscité des débats entre les fans de football malgache. Plusieurs changements étaient en vue avant de fixer la date, les lieux et les équipes à affronter. Le secrétaire général de l’Orange Proleague, Mirado Rakotoharimalala, et le secrétaire général de la Ligue de football dans la région Atsinanana, Nirina Andriambololomihaja ont également proposé des solutions pour remédier aux problèmes récurrents auxquels le football malgache fait face.



Ao anaty fanomanana ny fiverenana amin’ny fifanintsanana hiakarana amin’ny CAN ny Barea an’i Madagasikara amin’izao fotoana. Hisy lalao ara-pirahalahiana roa hatao amin’izany. Ny zoma 9 oktobra izao izy ireo hihaona amin’ny Swift Hesperange klioba divison 1 ao Luxembourg ary hihaona amin’ny Burkina Faso indray amin’ity volana oktobra ity. Mitana ny sain’ny mpankafy baolina kitra malagasy ny fanomanana ankehitriny. Nisy ny fiovana maro teo amin’ny ekipa hifanandrina amin’ny Barea mialoha ny fifanintsanana hiakarana CAN. Hiresaka mikasika io fanomanana io ary nitondra soson-kevitra mikasika ny tokony hatsaraina na ho an’ny ekipa na ho eo amin’ny lafin’ny fikarakarana ary ihany koa nanome vahaolana mikasika ireo olana miverimberina eo amin’ny baolina kitra malagasy mba hisian’ny vokatra tsara Rakotoarimalala Mirado, sekretera jeneralin’ny Orange Proleague sy Andriambololomihaja Nirina, sekretera jeneralin’ny ligin’ny baolina kitra any amin’ny faritra Atsinanana.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 07 Fandaharana - NDAO - HILAOEKY - SITUATION - BAREA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter