COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Kassoum_kone
Comment les jeunes fille font face au harcèlement de rue ?

Ndao Hilaoeky : Les infos vues par les jeunes

Comme tous les vendredis, le Studio Sifaka donne le micro aux jeunes dans ‘Ndao Hilaoeky pour qu’ils expriment leurs avis concernant les actualités dominantes de la semaine. Voici les thèmes discutés avec Toky et Valérya aujourd’hui :
• 11 octobre, journée internationale de la fille : Comment les jeunes filles malgaches font face au harcèlement de rue ?
• Covid-19 : Les autorités affirment que Madagascar est sur la bonne voie pour vaincre la maladie.
• Période cyclonique : 2 à 5 cyclones pourraient toucher Madagascar cette saison. Comment les Malgaches se préparent-ils à cela ?


Tahaka ny mahazatra rehefa zoma toy izao dia omen’ny Studio Sifaka vahana manokana ny tanora haneho ny heviny mikasika ny vaovao nisongadina nandritra ny herinandro. Ireto lohahevitra ireto no noresadresahina androany niaraka tamin’i Toky sy Valérya :

• 11 oktobra, andro iraisam-pirenena hoan’ny tovovavy, manahoana ny fiatrehan’izy ireo ny fandrabirabiana an-dalambe izay mbola mahazo vahana tokoa eto Madagasikara ?
• Covid-19 : efa an-dalam-pandresena ny valaretina ny malagasy amin’izao fotoana hoy ny manam-pahefana.
• Vanim-potoanan’ny fahavaratra : mety hisy rivo-doza 2 hatramin’ny 5 eo handalo eto Madagasikara, manahoana ny fiomanan’ny tsirairay ?

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 23 Fandaharana - NDAO - HILAOEKY - INFO - VUE - PAR - LES - JEUNES
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter