COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Vanessa Loring
La loi interdit formellement la publication de photos d’enfants sans le consentement des parents.

Ndao Hilaoeky : Publier ou pas les photos de ses enfants sur les réseaux sociaux

es parents ont chacun leur choix quant à la publication ou non des photos de leurs enfants sur les réseaux sociaux. Holy Danielle Rabehaja a choisi de préserver leur vie privée et mettre en sécurité ses enfants en ne publiant aucune photo. Jenny Andriamampita publie, de temps en temps, sur les réseaux sociaux, des photos de ses enfants qui manifestent par exemple leur joie, mais cela reste seulement visible pour ses amis. En effet, il faut établir une balise dans la publication de photos d’enfants, pour que cela ne porte pas atteinte à la pudeur ou n’entrave leurs droits. Nous en parlons dans Ndao Hilaoeky ce jour.



Mamoaka ny sarin’ny ankizy ao amin’ny tambazotran-tserasera. Samy manana ny safidiny ireo ray aman-dreny. Ho an’i Rabehaja Holy Danielle, nisafidy ny tsy hamoaka ny sarin’ny zanany mihitsy izy mba ho fiarovana ireo zanany sy ho fitazomana izay fiainana manokana izay. Ho an’i Andriamampita Jenny indray, mamoaka ny sarin’ny zanany anaty tambajotran-tserasera izy hanehoana fifaliana ohatra, fa amin’ireo namany ihany. Mila mitandrina tsara tokoa amin’ny famoahana sarin’ny ankizy amin’ny tambazotran-tserasera mba tsy ho sary mamohetra na sary manohintohina ny zony sy ny safidiny. Izay ady hevitra izay no harahina ao anaty Ndao hilaoeky.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 27 Fandaharana NDAO HILAOEKY PUBLICATION DE PHOTO DES ENFANTS SUR LES RS
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter