COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©NGDPhotoworks
Etre mature, c'est quoi ?

Ndao hilaoeky : Faut-il faire preuve de maturité avant de se marier ?

Souvent, les jeunes sentent la pression de la société pour qu’ils se marient à un moment de leur vie. Toutefois, ce n’est pas à la société d’imposer l’âge, encore moins le moment de se marier. Chaque personne a son propre rythme de vie que chacun doit respecter. Il est nécessaire d’abord d’acquérir certaines mentalités avant de lancer dans le mariage afin de prévenir les divorces. Tolotra Mathieu Andriamanantena, jeune sociologue et Iriana Rakotomalala, étudiant, nous émettent leurs avis sur le sujet.


Matetika dia noho ny fiaraha-monina no lasa manosika ny tanora hanambady rehefa tonga amin’ny taona iray izy ireo. Tsy anjaran’ny fiaraha-monina anefa ny mamaritra ny fotoana sy ny taona tokony hanambadiana satria manana ny fandaharam-piainana ny tsirairay ary tokony hajaina izay. Misy anefa toe-tsaina ilaina mialohan’ny hanambadiana mba hisorohana ny fisarahana. Maneho ny heviny momba izany i Andriamanantena Tolotra Mathieu, mpandinika fiaraha-monina sy Iriana Rakotomalala, mpianatra.

Studio Sifaka · 2020 - 12 - 17 Fandaharana NDAO HILAOEKY L'AGE ET LA MATURITE DANS LE MARIAGE