COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
La première école de théatre a ouvert ses portes à Antananarivo en 2016.

Ndao Hilaoeky : L'avenir du théâtre

Peu de jeunes s’intéressent actuellement au théâtre. Pourtant, des scènes se produisent et cela commence à prendre de l’ampleur. Mais le fait est que les nombreuses prestations n’augmentent pas le nombre de jeune qui s’intéressent à cet art. Pourquoi ?



Vitsy ny tanora no liana amin'ny tantara andapihazo na « theatre. Inona no mety ho anton ‘izany ? Maro anefa ny fiakarana an-tsehatra sy andapihazo, ary efa miroborobo izany tato ho ato, saingy tsy mbola nampiova ny isan'ireo olona mpankafy ity fialamboly ity izany. Matetika, sokajiana ho an'ny olona manana fahaizana miavaka, manana farim-pahalalana ambony ny filalaovana azy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter