COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Enregistrement de Ndao Hilaoeky du 03 février 2021.

La notion de liberté d’expression à Madagascar

La liberté d'expression est définie par la Déclaration universelle des droits de l'homme de 1948 qui dispose que « tout individu a droit à la liberté d'opinion et d'expression (…) ». A Madagascar, la notion de liberté d’expression reste floue. En effet, il s’agit d’un sujet impliquant plusieurs facteurs politiques, sociaux et culturels. Alors comment définir concrètement la liberté d’expression et quand s’arrête-t-elle ? Ndao Hilaoeky avec Miary Rasolofoarijaona, ancien membre du bureau de l’Ordre des Journalistes à Madagascar et Toavina Ralambomahay, journaliste et jeune politologue.


Studio Sifaka · 2021-02-03 Fandaharana NDAO HILAOEKY - LIBERTE D'EXPRESSION

Hatramin’ny taona 1948, tafiditra ao anatin’ny zo fototra maha-olombelona ny fahafahana manana hevitra sy maneho hevitra. Eto Madagasikara manokana, samy manana ny fandraisany sy ny famaritana ny antsoina hoe fahafahana maneho hevitra ny tsirairay. Inona ny tena famaritana ny antsoina hoe fahafahana maneho hevitra ary hatraiza ny fetran’izany ? Ndao resahintsika ny mikasika izay ny fomba mahomby ahafahan’ny tanora maneho hevitra an-kalalahana ao anatin’ny fanajana ny fetra apetraky ny lalana. Vahinin’ny Studio Sifaka hamahavaha ireo lohahevitra ireo i Rasolofoarijaona Miary, avy amin’ny biraon’ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara teo aloha sy Ralambomahay Toavina, mpanao gazety sady olom-boafidy eo anivon’ny fiadidiana ny tananan’Antananarivo renivohitra.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter