COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©João Paulo de Souza Oliveira
Madagascar recense 75.000 avortements par an, selon Ranto Rasolonjanahary.

La dépénalisation de l’avortement à Madagascar

Accepter ou refuser la dépénalisation de l’avortement à Madagascar ? Les avis des citoyens, des sociétés civiles, des médecins et même des juristes sont divergents. Les préoccupations se partagent entre le respect de droit de la femme de disposer son corps et le droit à la vie du fœtus. Par rapport à cela, le juriste Ranto Rasolonjanahary avance que la dépénalisation de l’interruption volontaire de grossesse est une solution pour normaliser les pratiques d’avortement dans le pays. De l’autre côté, Anjaratiavina Ravaka Lahatriniaina, étudiante en droit et sciences politiques soutient que le renforcement de l’assistance morale des mères enceintes est primordial afin d’éviter l’avortement et respecter le droit à la vie du fœtus.


Studio Sifaka · 2021-02-16 Fandaharana NDAO HILAOEKY - DEPENALISATION AVORTEMENT

Mety sa tsia ny fanesorana ny sazy amin’ny fanalana zaza eto Madagasikara ? Mizara roa ny hevitry ny olom-pirenena, ny fiarahamonim-pirenena, ireo mpitsabo ary ireo mpahay lalàna ihany koa. Ny fitakiana ny zon’ny vehivavy amin’ny safidy malalaka izay ataony amin’ny vatany ary ny fananan’ilay zaza ao am-bohoka zo hiaina no foto-kevitra hijoroan’ny andaniny sy ny ankilany. Raha ny hevitry ny mpahay lalàna Rasolonjanahary Ranto, mandrisika ny vehivavy hisafidy ny fomba fanalana zaza ara-dalana sy ara-pahasalamana izany fiovana izany. Naneho ny heviny koa i  Lahatriniaina Anjaratiavina Ravaka fa ny fanampiana ara-moraly an’ireo reny bevohoka no tsy ampy mba hisorohana izany fanalana zaza izany sy hanajana ny zon’ilay zaza ao am-bohoka.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter