COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Sebastian Voortman
A partir de 18 ans, les jeunes ont soif d’indépendance et de liberté.

Majorité et indépendance

C’est à l’âge de  18 ans que les jeunes reçoivent leur carte d’identité. Aux yeux de la loi, ils sont désormais des citoyens responsables de leurs actes. A cet âge, les jeunes sortent de l’âge de l’adolescence et commencent petit à petit à entrer dans l’âge adulte. Qui dit âge adulte dit décision importante. Malgré tout, cela ne veut pas dire qu’ils sont totalement indépendants d’après l’éducateur Raoeliarijao. Certaines décisions restent à discuter avec les parents. Nathanaël Andrianavalona soutient de son côté qu’il faut apprendre aux jeunes à être responsables. Suivez les détails dans l’émission Ndao Hilaoeky.

Studio Sifaka · 2021-02-22 Fandaharana NDAO HILAOEKY - MAJJORITE INDEPENDANCE

Eo amin’ny faha 18 taonany ny tanora no mahazo ny kara-panondrom-pirenena. Eo anatrehan’ny lalàna dia olom-pirenena tompon’andraikitra amin’ny ataony izy manomboka eo. Eo amin’io taona io ihany ko no manomboka miala amin’ny maha adolantsento azy izy ka miditra amin’ny maha olon-dehibe azy. Araka izany dia efa afaka mandray fanapaha-kevitra ho an’ny fiainany izy. Na izany aza dia mbola tsy azo lazaina ho mahaleotena izy raha ny ambaran’i Raoeliarijao, mpanabe. Misy ihany ireo fanapahan-kevitra mila resahina amin’ny ray aman-dreny. Ho an’i Andrianavalona Nathanael kosa dia mila ampianarina ho tompon’andraikitra ny tanora manomboka eo. Araho ao anatin’ny fandaharana Ndao Hilaoeky ny mikasika izay.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter