COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Les jeunes malgaches s’impliquent de plus en plus dans la consolidation de la paix dans le pays

Comment prévenir les conflits ?

Même s’il n’y a pas de guerre civile ni de conflit armé à Madagascar, le pays occupe encore la 70e place sur plus de 160 en matière de paix, selon le Global Peace Index (GPI). Cela signifie que des conflits indirects menacent la paix dans le pays. La plupart du temps, cela est dû à la pauvreté et au chômage. Le point focal du projet OBS Mada à Analamanga, Ravonimanitriniala Haingotiana – le président des jeunes ambassadeurs de la paix à Madagascar (Tanomafy), Razanajatovo Deraniaina et le sociologue Andriamanantena Tolotra Matthieu discutent des stratégies à mettre en place pour prévenir les conflits à Madagascar.


Studio Sifaka · 2021-09-21 Fandaharana NDAO HILAOEKY - PAIX

Na dia tsy ahitana ady an-trano na ady miaramila amina firenen-kafa aza eto Madagasikara dia mbola eo amin’ny laharana faha-70 amin’ny firenena maherin’ny 160 no misy antsika raha ny mari-pandrefesana manerantany momba ny filaminana no jerena. Izany hoe misy disadisa miseho amin’ny endriny ankolaka manozongozona ny filamanina eto amintsika. Matetika dia ny fahantrana sy ny tsy fisiana asa no ao ambadik’izany. Miady hevitra momba ny fomba hisorohana ny disadisa ny mpanatanteraka ny tetikasa OBS Mada eto Analamanga, Ravonimanitriniala Haingotiana sy ny filohan’ny fikambanana Tanora Masoivohon’ny Filaminana (Tanomafy), Razanajatovo Deraniaina ary ny mpandinika fiaraha-monina, Andriamanantena Tolotra Matthieu.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter