COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Lanto, Tantely et Karene lors de leur passage au Studio Sifaka.

Le « Fihavanana » et la paix

Par définition, le « Fihavanana » est le lien qui relie une famille de même sang. Or, depuis l’évolution de la société, il est devenu un système de communication social complexe. La « Paix » quant à elle, est le fruit du « Fihavanana » et ce dernier évolue avec la vie sociale malgache. Il peut donc présenter un aspect tant positif que négatif.

Nous nous accordons à dire qu’il y a beaucoup à améliorer dans le ‘Fihavanana’ pour arriver à établir et stabiliser la paix. Les jeunes sont au centre de cette mission, aussi bien au niveau de la famille, du fokontany et dans d’autres domaines.

Depuis la pandémie, il est de mise de renforcer les efforts faits pour sauvegarder le « Fihavanana » en vue d’arriver à un état de paix durable.

 


Studio Sifaka · 2021-09-20 Fandaharana NDAO HILAOEKY - FIHAVANANA ET PAIX

Azo ilazana ny fifandraisan’ny mpianakavy na ny mpiray razambe ny atao hoe « Fihavanana » na hoe mpihavana fahiny. Noho ny fivoarana, dia lasa midika rafi-pifandraisana eo amin’ny fiarahamonina izy io mba handrindrana izany.

Ny fandriampahalemana kosa dia vokatra ateraky ny « Fihavanana ». Noho ny fivoaran’ny fiaraha-monina dia tsy maintsy manaraka izany koa ny endriky ny « Fihavanana », ka miteraka zava-baovao maro.

Toy ny zava-drehetra, dia misy ny azo hatsaraina ny « Fihavanana », ary ny tanora dia manana anjara andraikitra mivantana amin’izany. Miainga ao amin’ny fianakaviana sy amin’ireo sehatra ivelaran’ny tanora ny fisorohana ireo disadisa mety hitranga, toy ny eny an-tsekoly, fokontany sns.

Maro ireo rafitra niova sy nitarika korontana nanomboka tamin’ny nisian’ny coronavirus. Tokony ho hamafisina noho izany ireo ezaka ataon’ny tanora hanamafisana ny « Fihavanana » mba hitoeran’ny fandriampahalemana maharitra.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter