COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Commune Rurale Alakamisy Fenoarivo
Le marché d’Alakamisy Fenoarivo.

Comment améliorer la gestion des taxes communales ?

Miisa 23 eo ny isan’ireo hetra azon’ny kaominina alaina amin’ny vahoaka. Tsy fantatr’ireo mponina mazava foana anefa ny hampiasana izany ary tsy ny kaominina rehetra no maneho sy manao tatitra ny amin’ny fampiasana azy ireo. Tsy voatery ho hita eo no eo ny asa nampiasana ireo hetra hoy ny ben’ny tanàna avy ao Alakamisy Fenoarivo, Andrianaivo Rakotobe. Mety amam-bolana na aman-taona mihitsy aza vao ahitana vokatra mivaingana izany. Tokony hanao tatitra amin’ny vahoaka ny amin’ny fidiran-ketra sy ny nampiasana hampiasana izany ny kaominina tsirairay hoy kosa i Manda Razafinjato, tompon’andraikitry ny tetik’asa FIA2M. Mety ho samihafa ny fomba fanaovana tatitra isaky ny kaominina saingy tokana ny tanjona : hampahafantatra ny vahoaka ny nampiasana ny volany.  


Studio Sifaka · 2021-10-08 Fandaharana NDAO HILAOEKY - INFOS VUS PAR LES JEUNES

Il existe 23 types de taxes communales. « Pour les citoyens, payer les taxes signifie que demain, la route devant leur maison sera restaurée. Ce n’est pas toujours le cas. Parfois, les retombés ne sont palpables qu’après des mois, voire des années », explique le maire de la commune Alakamisy Fenoarivo, Andrianaivo Rakotobe. Il est d’ailleurs important de communiquer aux citoyens comment les taxes ont été dépensés, confirme Rakotoarison Rado, chef Fokontany à Fenoarivo Tampotanàna. Les moyens de communication peuvent  varier d’une commune à une autre, indique Manda Razafinjato, chef du projet FIA2M.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter