COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Anima Conférences et formations
L’intégration du monde professionnel est une étape redoutable pour les jeunes universitaires.

Les défis du premier emploi

Ankoatry ny fahasahiranana eo amin’ny famitana fianarana sy ny fitadiavana asa, mbola sedra lehibe ho an’ny tanora ihany koa ny miatrika ny asany voalohany. Betsaka ny zava-baovao mila fehezina anatin’izany toy ny fifandraisana amin’ny mpiara-miasa, ny fahaizana mandamina fotoana, sns. Milaza i Rialy Rebeka, tomponandraikitra amin’ny fitantanana mpiasa, fa ny tsy fahampiana fizaran’asa no anton’izany. Manamafy kosa ny mpampianatra Literatiora eny amin’ny anjerimanontolo, Andrianasolo Hajaina, hoe tsy voatery hianarana eny amin’ny oniversite avokoa ireo fa misy ny fiofanana arakasa natokana ho amin’izany. Etsy andaniny, Nomenjanahary Seheno, mpianatra avy amin’ny sampam-piofanana haifiarahamonina, dia milaza fa miainga amin’ny fifehezan’ny mpianatra ny rafitra LMD ny hahatonga azy ireo hivelatra any amin’ny sehatry ny asa.

Studio Sifaka · 2021-12-06 Fandaharana NDAO HILAOEKY - PREMIER EMPLOI DES JEUNES

La recherche d’emploi est une étape redoutable que les jeunes universitaires doivent affronter, une fois les diplômes en poche. Mais pour certains, les véritables difficultés apparaissent dans le monde du travail, au cours de leur premier emploi. Dans un reportage réalisé par Studio Sifaka, des jeunes ont témoigné qu’ils avaient du mal à s’intégrer, à gérer efficacement leur temps ou à entretenir une bonne communication entre collègues. Nous avons trois invités dans Ndao Hilaoeky : une responsable en ressources humaines, Rialy Rebeka ; une enseignante en Littérature à L’Université d’Antananarivo, Hajaina Andrianasolo et une étudiante en sociologie, Seheno Nomenjanahary.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter