COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©AFP
Selon Cornelia Rabemananjara, les Ressources humaines prennent souvent position vers la rentabilité de l'entreprise.

Ndao hilaoeky: Ressources humaines

Dans une entreprise, les collaborateurs s’attendent aujourd’hui à un soutient, à une compréhension de la part des Ressources Humaines. Sur le terrain, c’est plutôt l’inverse. Les Ressources humaines prennent plus position vers la rentabilité de l’entreprise que vers le développement des ressources humaines. Nous avons invité une formatrice au sein de Make it happen Mada, Cornelia Rabemananjara et un chef de service des Ressources humaines au sein d'une entreprise de microfinance, Rado Ratovoson pour discuter de la revalorisation des Ressources humaines.



Amin'ny ankapobeny dia fifanampiana sy fifankahazoana no andrasan'ny mpiasa amin'ny sampandraharaha misahana ny Harena olona na "Ressources humaines" ao amina orinasa iray. Tsy izany anefa no zava-misy fa matetika mirona mankany amin'ny tombontsoan'ny orinasa ihany io Sampandraharaha io fa tsy mihevitra loatra ny hampiroboroboana ny mpiasa. Nasaina hiady hevitra momba ny famerenana ny hasin'ny Harena olona ny mpampiofana iray avy ao amin'ny Make ity happen Mada, Cornelia Rabemananjara sy ny tomponandraikitry ny Harena olona ao amina orinasa mpampindram-bola madinika iray.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter