COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Akshay Gupta
La robustesse d'un business plan est très importante dans la mise en place d'un projet entrepreneurial.

Réussir dans son entrepreneuriat, une question de motivation

Misy ireo izay efa nanana nofinofy ny hanana ny orinasany manokana dieny mbola kely, misy ireo tsy nanana safidy fa tsy maintsy niroso tamin’izany mba hahafahana nampidi-bola. Tsy hahafahana mamaritra ny fahalavorarian’ireo tetikasa anefa izany hoy ny mpanorina ny orinasa Fydeliko, Randriarimanana Tahiana, sy ny mpanorina ny orinasa Masàky, i Andrianirina Lucky. Ny fahazotoana sy ny fahavononana hanao zavatra no mitondra ny vokatra sahaza izany. Saingy misy ny fahasamihafana ny amin’ny fomba fitondrana ny orinasa. Mianatra amin’ny hadisoana natao ary mampihatra avy hatrany ireo fahaizana efa hananana rehefa tao anaty hamehana no nanaganana ny orinasa hoy I Tahiana. Raha nanana fotoana kosa nanomana dia maro ireo olana voasoroka noho ireo fikarohana sy fandinihana natao mialoha.


Studio Sifaka · 2021-12-15 Fandaharana NDAO HILAOEKY_ENTREPREUNARIAT

Certains entrepreneurs ont rêvé dès leur plus jeune âge d’avoir sa propre entreprise. D’autres n’ont pas eu d’autre choix que d’entreprendre afin de subvenir aux besoins financiers. Selon nos intervenants, Tahiana Randriarimanana, fondateur de la société Fydeliko et Lucky Andrianirina fondateur de la société Masàky, ces parcours ne définissent pas la réussite d’un projet entrepreneurial. La réussite repose surtout sur la motivation de la personne et de ses ambitions.  Par contre, il y a peut-être quelques différences sur la manière de mener son entreprise. Apprendre sur le tas pourrait présenter deux fois plus de risque. De l’autre côté, une personne ayant pour objectif d’entreprendre doit prendre le temps de définir une stratégie afin de contourner les éventuels obstacles.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter