COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Ramboldheiner
Un poulet de chair peut être vendu à partir de son 45ème jour.

Filière avicole : les associations manquent à Madagascar

Mila mahafehy ny teknikam-piompiana akoho amam-borona ny olona iray vao miditra amin’io sehatr’asa io. Mbola malalaka ny lalam-barotra amin’izany hoy Nantenaina, teknisiana. Tsy mbola ampy koa ny fihinanan’ny malagasy ny akoho amamborona, 2 kg isantaona izao ny lanin’ny olona iray hoy hatrany izy. Ny fisian’ny aretina Covid 19 no nampisy faty antoka indrindra ho an’ireo mpiompy, i Misaela miompana amin’ny akoho fakana nofo, sy Tahiry mpiompy gana. Aretina mpahazo ny biby izao ohatra ny barika, pesta, aretin’ny taovam-pisefoana sy ny aretina vokatry ny loto. Fa misy koa ny aretina avy amin’ny olombelona makany amin’ny biby, toy ny gripa. Akanjo voatokana no entina amin’ny trano fonenan’izy ireo, ary tsy maintsy atsoboka ao anaty ranom-panafody ny tongotra mialoha ny idirana ao. Rehefa misafidy ny tsy hanao vaksiny ireo biby fiompy ny tompony, dia tsy maintsy mankany amin’ny mpitsabo biby, ary manaraka ny fepetra rehetra. Ny fiovaovan’ny toetry ny andro koa dia misy fiantraikany amin’ny fiompiana. Amin’ny ankapobeny, dia ny rivotra, ny hazavana, ary ny hafanana no ilain’izy ireo.

Studio Sifaka · 2022-03-23_Fandaharana NDAO HILAOEKY - FILIERE AVICOLE

Les Malgaches ne consomment que 2 kg de viande de volaille par an, selon Nantenaina un technicien dans la filière avicole. Le marché est rentable toujours d’après lui, mais nécessite des connaissances actualisées en techniques d’élevage. Le Covid 19 a néanmoins causé une perte considérable chez les éleveurs, comme Misaela qui se consacre à l’élevage de poulet de chair, et Tahiry aux canards. Plusieurs maladies affectent aussi les volailles, telles que la peste, les maladies respiratoires et celles dûes à la salubrité. L’homme peut également transmettre la grippe à ces animaux de la basse-cour. Il existe des vaccins, mais avoir accès à ces vaccins n’est pas toujours évident expliquent-ils. Le changement climatique peut aussi être un danger. Dans l’aviculture, l’air, le chauffage et la lumière sont les plus essentiels.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter